Fitia Hanitriniaina

Fitia Hanitriniaina

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fitia Hanitriniaina, Health/Beauty, Antananarivo.

10/11/2024

AnniversairešŸŽŠ

24/10/2024

Meā£ļø

16/09/2024

araho maso tsar atrary amn compte fb katraty amn page ešŸ¤£šŸ˜‚

24/11/2022

Fahatanorana ā£ļø

08/07/2021

Coucou daholo nareo😁
Hanombohantsika azy!!
Hiresaka momban'ireny mony na tache tache avelan'ny mony ireny isika !!
Astuce kely mora atao sady ts mandany vola loatra no tsy dia mandany fotoana:VAHONA
1:Ahosotra amin'ny tarehinao misy tache tache na mony2 ireny ilay maditidity amnbvahona iny,
Ajanona kely 15 minutes na oetina matory mety daholo
2:kobanina amin'ny rano matimaty apres anzay
3:fafana atao maina tsara n tarehy mb ts hisy bules bules d'eau met hiteraka tasy hafa indray
Avereno 3 fois dans une semaine dia ho hitanao ny fahadiovan tarehinao
Mankasitraka sahady @ fanarahana.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101