Gasti Beauty

Gasti Beauty

Share

Andravoahangy

12/04/2022

Efa akaiky izao ny fety ah!🎉 Tsy mitsahatra izahay ato amin'i Gasti Beauty mitondra ny vokatra ho anareo ☺

Creme du visage a base de voninkazo vohirana 🌿Manala ny imperfection rehetra akotran'ny tache de naissance. Ireto avy ny asany : manala mony vanvety na manjinika, panda, menamamena, tasy, mangana, miofaka, may ny produit na masoandro, ride, allergie, hodi-potsy, creme, aretin'aty,...
- Manadio ary manamandina ny tarehy.

• 2 a 5jours mahita resultat
• Tsy misy effet secondaire
• Mety aminy karazan-koditra rehetra

Ho anareo ao Antsirabe dien'izao dia ataovy ny commandinareo fa ho avy izahay aminy Asabotsy 16 Aprily 2022, izay mamandrika ihany no mahazo ☺

Ho anareo eto Antananarivo misy ny point de vente Andravoahangy ambany ary manatitra ihany koa, mandefa any aminy faritra ihany koa. ☺

Vidiny tsy miova : 25.000Ariary

Photos from Gasti Beauty's post 01/04/2022

Creme du visage a base de voninkazo vohirana 🌿

Ho anao izay manana olana aminy tarehy aza misalasala manantona aty amin'i Gasti Beauty, izahay dia manana traikefa manokana eo aminy fikarakarana ny endrika ary mitsabo ny tarehy manana olana amin'ny singa natioraly.

Ireto avy ny azo anampinay anao raha misy : tasy, panda, mony mandinika na vaventy, miofaka, menamena, mangana, mikentrona na miroraka, cerne, poche ambany maso, hodipotsy, aretin'aty, may ny produit na masoandro, allergie, marokoroko, manadio ary mampalandina ny hodi-tava...

• 2 hatramin'ny 5 andro dia mahita fiovana ianao
• Tsy misy vokadratsy
• Tsy mifidy taona
• Tsy misy atahorana satria tsy miverina intsony ny imperfection rehefa afaka sy madio my tarehinao.
• Mety aminy karazan-koditra rehetra : Peau sensible, fine, grasse, seche.

Vidiny : 25.000Ariary
Point de vente : Andravoahangy ambany ary manatitra ihany koa 😊

Photos from Gasti Beauty's post 29/03/2022

Formation Pack Mariage 💄💋

Te iditra aminy sehatrin'ny asa fikarakarana vehivavy ve ianao? Afaka iatrehana asa avy hatrany 🥰

Ireto avy no hianarana amin'izany :
- Boucle
- Montage chignion tendance
- Pose diademe et pose voile
- Make Up Glamour + pose faux cils
- Onglerie tendance ( French, gel uv, pose faux ongles)
- Habillement
Ahaizanao andray client avy hatrany no tanjonay, fampianarana 1 andro monja ary tsy maintsy mahay vo miala🥰
Daty : Alakamisy 31 Martsa 2022 Toerana : Andravoahangy Ambany Ora : 9h a 16h30 (izahay miantoka sakafo hoan'i mpianatra) Paff : 65.000Ariary

Photos from Gasti Beauty's post 28/03/2022

Coucouuu les manja 🥰 Tsy miasa enao rahampitso dia mbola tsy misy programme ve? Tsy aleo ve hianatra anao manjamanja aty amin'i Gasti Beauty atelier Make up rahampitso 29 marsa 2022 natokana hoan'i débutant(e)s ☺
Ianao ihany no maquiller anao ary afaka manao ny namanao, afaka mampitombo traikefa ihany koa ianao iasana 🥰

Ianaranao ny étapes rehetra atramin'ny kely indrindra, fitaovana, ao anatiny adiny telo monja dia hahaizanao ny rehetra. Izahay no miantoka fitaovana rehetra ary mbola mahazo blender ny mpianatra tonga.

Manana tombony be izay rehetra tonga rahampitso satria ampianarina manokana ny fikolona endrika (soins) et produit naturel ikarakarana tarehy omena daholo ny torohevitra rehetra manala ny imperfection..
• Tsy mifidy taona ny fahamanjana 🥰💄
• Azahoana attestation
• Toerana : Andravoahangy ambany
• Ora : 9h à 12h / 13h30 à 16h
• Paff : 15.000Ariary

25/03/2022

Creme du visage a base de voninkazo vohirana 🌿

Manana ny mampiavaka azy satria izy dia 2 andro monja dia mahita vokatra rehefa mampiasa azy.

Ireto avy ny asany :
* manala panda, mony mandinika na vaventy, allergie, menamena, couperose, ride, poche ambany maso, may ny masoandro na produit, miofaka, aretin'aty, hodipotsy,...
* manala ny tasy rehetra na aminy vatana na aminy tarehy

_ Tsy misy effet secondaire
_ Mety aminy karazan-koditra rehetra (mixte, sensible, grasse, seche, peau fine)

Toerana : Andravoahangy ambany
Manao livraison
Vidiny tsy miova : 25000Ariary creme du jour et nuit

17/03/2022

Ho anao manana olana amin'ny tarehy aza misalasala intsony 🤗

Manana creme du visage a base de Nenuphar izahay manala : panda, mony mandinika sy vaventy, tasy, menamena, miofaka, aretin'aty, hodipotsy, may ny masoandro na produit, cerne, couperose,...
• Taona afaka mampiasa azy 18 a 70ans
• Tsy misy effect secondaire
• Mety aminy karazan-koditra rehetra (gras, sensible, seche, mixte)
• 2 a 5 jours mahita resultat
Izahay ihany koa dia efa mandray consultation ary manao diagnostic ho anao izay tsy te ampiasa creme fa soins.
Consultation
_ 10.000Ariary
Diagnostic + soins
_ 30.000Ariary
Creme du visage a base de Nenuphar
Jour et nuit
_ 25.000Ariary

Toerana : Andravoahangy Ambany
Ora fandraisana : 6h30 a 17h30
Andro tsy fiasana : Alarobia sy Alahady

10/03/2022

Creme du visage jour et nuit a base de voninkazo Vohirana

- Manadio ary manazava ny hoditra
- Manala :panda, mony, menamena, mangana, miofaka, may, mikentrona, allergie, couperose, poche ambany maso, tasy,...
- 2 a 5 jours mahita resultat
- Tsy misy effet secondaire
- Tsy mifidy karazan-koditra

Point de vente: Andravoahangy ambany
Prix : 25000Ar Jour et nuit

Photos from Gasti Beauty's post 07/03/2022

Creme du visage a base de voninkazo vohirana

Ho anao izay manana olana aminy tarehy aza misalasala ary manantona avy hatrany anay 🤗 efa ela no nisian'ity creme du visage jour et nuit ity ka betsaka no nahita vokatra tsara satria izy dia manala: tasy rehetra na aminy tarehy na vatana, panda, odipotsy, mangana, menamena, miofaka, allergie, couperose, mikentrona, aretin'aty, manafotsy ary manadio, ...
Tsy misy vokadratsy ary 2 hatramin'ny 5 andro dia mahita fiovana enao.
Ho anareo izay mbola ivarotra sy maka maro dia manome Prix de gros izahay.
Mety aminy karazan-koditra rehetra (mixte, seche, sensible, gras)

Creme du jour et nuit : 25000Ariary
Point de vente : Andravoahangy ambany

Photos from Gasti Beauty's post 04/03/2022

Mankasitraka fona aminy fahatokisana 🥰

Photos from Gasti Beauty's post 01/03/2022

Creme du visage a base de voninkazo vohirana

Te hanana tarehy madio sy malandina ve ianao? Efa many fotoana sy vola anefa tsy nahita vokany akory? Tonga ary ity ilay vahaolana anampy anao izay misy : tasy, mony mandinika na vaventy, panda, mangana, menamena, miofaka, mikentrona, allergie, couperose, point noir, cerne, poche ambany maso, aretin'aty, may ny produit sy masoandro,...

Tsy misy atahorana ary tsy misy (effet secondaire)
Vita Malagasy
2 a 5 andro mahita resultat
Mety aminy karazan-koditra rehetra (peau sensible, mixte, seche, gras)

Creme du jour et nuit 25000Ariary

22/02/2022

Te anana tarehy madio sy malandina ianao? Efa lany vola taiza sy taiza fa tsy nahita vokany ? Ity ary ny vahaloana omeko anao creme du visage à base de voninkazo vohirana.
- Manala tasy rehetra na aminy tarehy na aminy vatana, panda, mony mandinika na vaventy, menamena, aretin'aty, odim-potsy, couperose, mikentrona, miofaka, may ny produit na masoandro, poche ambany maso,...
- Tsy misy atahorana ary 2 andro dia mahita vokany.
- Vita Malagasy ary tsy misy effet secondaire.
- Mety aminy karazankoditra rehetra (sensible, gras, mixte, sèche)

25000Ar Jour et Nuit

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo