Bouh'tik R
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bouh'tik R, Health/Beauty, Tsiadana, Antananarivo.
02/01/2024
Bonne année daholo eh
Iza no tinareo amn izy 2
1 ou 2 ❤️❤️❤️🎊
13/12/2022
Iza anao anzao amn Zao fety ho avy izao
10.000ar 😍😍😍
Mp aingana réservation
À domicile foana ah
27/11/2022
Ny tena itiavako ito asa ito dia sendra olona tsotra foana aho dia mahazo namana vaovao foana isaky ny miasa 😍😍❤️❤️❤️❤️ misaotra betsaka anareo nahatoky anah dia tiko be daholo Dia mahareta tokatrano daholo .😍😍😍😘😘 .. misaotra anle tsy azo sary ko fa adinoko le maka sary indray2 hihihihi
🙏🙏🙏❤️❤️❤️
21/11/2022
22/10/2022
Bonsoir daholo !! Iza anao coupe oh!!
Mp ou 0342817214
❤️❤️❤️🤗
19/10/2022
15000ar manao pose faux ongle otrzao
Midira mp fa vonona foana aho andray anareo am fitiavana bé .hihihihi
😘😘😘😘😘
19/10/2022
Coupe 😍😍😍😍
Afaka mrealise izay coupe tinareo Aho tompoko
Am sarany mora foana eh
09/10/2022
Merci Madame
😍😍😍
09/10/2022
Coupe androany
Vonona foana aho andray anareo
Mp oh
07/10/2022
Salama daholo tompoko oh!!
Hafa mihitsy ny tarif rehefa lundi,mardi, mercredi et jeudi anh
daholo manao Volo
Finition Steam styler 🤗🤗👀👀👀
À domicile ihany oh
Mp ze anao rendez vous
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Tsiadana
Antananarivo
