Huile de coco by Ainasoa
🥥Huile de Coco pressée à froid🥥
📩Disponsible sur commande
✈️Livraison partout à Madagascar
14/03/2025
Le secret d'une crinière éclatante ? 🌿🥥
Même le roi de la savane ne jure que par l'huile de coco ! Hydratation, brillance, douceur. Pour vos cheveux, votre peau ou même votre bien-être au quotidien, notre huile de coco 100% naturelle est votre alliée beauté.
✨ Nourrit en profondeur
✨ Protège et répare
✨ 100% pure et pressée à froid
Offrez à vos cheveux et à votre peau le soin royal qu’ils méritent ! 👑💛
📩 Commandez dès maintenant
08/03/2025
✨ Bonne fête à toutes les femmes ! ✨
Aujourd’hui, on célèbre notre force, notre beauté et notre éclat naturel. 💛 Et quoi de mieux qu’un peu d’huile de coco pour prendre soin de soi au naturel ? 🌿
Tague une femme qui t'inspire en commentaire! 😉
05/03/2025
🥰 Alarobia ny andro, tsy mianatra hariva ny mpianatra. Andao hiaraka hikarakara goûter kely indray.
📩 Disponible sur commande hatrany ny menaka coco antsika
🍪 Cookies aux pépites de chocolat 🍪
Efa ireo amin'ny sary ireo avokoa ny akora ilaintsika! Andao amin'izay homanina ny cookies ntsika.
1️⃣ Afanaina mialoha ny lafaoro, atao 180°C (350°F).
2️⃣ Ao anaty bol, afangaro ny huile de coco sy ny siramamy mandra-pahazoana "texture homogène".
3️⃣ Arotsaka ny atody sy ny vanille, dia afangaro tsara.
4️⃣ Arotsaka indray ny farine, levure chimique ary sira, dia afangaro tsara.
5️⃣ Arotsaka indray ny pépites de chocolat, dia afangaro moramora.
6️⃣ Volavolaina ho lasa boribory kely, dia apetraka amin’ny plat misy "papier cuisson".
7️⃣ Atsofoka anaty lafaoro mandritry ny 10-12 minitra.
8️⃣ Avela hangatsiaka alohan’ny hihinanana azy! 😋
✨ Toro-hevitra:
✔ Raha tiana halefaka kokoa ny cookies dia afaka ampiana rano na yaourt iray sotro.
✔ Afaka soloina tantely na sirop d’érable ilay siramamy raha tiana ho "sain" kokoa ilay izy.
Mazotoa homana ary oh! 😋
03/03/2025
🥥✨ 5 utilisations de l’huile de coco au quotidien ! ✨🥥
100 % naturelle et multifonction, l’huile de coco extraite à froid est un INDISPENSABLE!
🌿Hydratant naturel pour une peau douce et nourrie
🌿Démaquillant doux qui enlève même le waterproof
🌿Soin capillaire pour des cheveux brillants et en bonne santé
🌿Alternative saine en cuisine pour remplacer le beurre ou l’huile
🌿Blanchiment des dents grâce au bain de bouche à l’huile de coco
Adoptez ce trésor naturel et profitez de ses bienfaits au quotidien ! 💛🌿
01/03/2025
🌿 Huile de coco vierge – Pressée à froid 🌿
✅Préserve tous ses bienfaits pour votre bien-être. ✅Riche en acide laurique
✅Hydrate, nourrit et protège votre peau et vos cheveux.
✅Peut être une alternative saine en cuisine
Naturellement pure, pour une beauté et une santé au naturel ! 💛🥥
Disponible sur commande 📩
02/10/2022
Fantatrao ve? 🤔
Inona avy no azo ampiasana ny menaka voanio? 🥥
🌿Tahaka ny ankamaroan'ny menaka legioma, ny menaka voanio dia manana singa mamelona, manasitrana ary miaro, izay mahatonga azy io ho fitsaboana kosmetika malaza, indrindra amin'ny fikarakarana voajanahary ny hoditra sy ny volo ary indrindra ny volo maina.
🌿Afaka ampiasaina ao an-dakozia ihany koa ny menaka voanio, mahasolo ny menaka mahazatra. Mitondra tsiro ho an'ny tsindrin-tsakafo, miavaka kely amin'ny fomba fanao mahazatra.
🌿Ny menaka azo avy amin'ny Voanio ihany koa dia efa misy vitamina (E, A, B3, B5, B6) sy phytosterols ary manan- karena amin'ny "acide laurique" sy "acide myristique."
Manasa antsika ary hanjifa!!! 🥰
Arabaina tongasoa eto @ pejy izay ampahafantaranay anareo ny vokatra momba ny asanay.
Mirary soa tompoko
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
509
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |
