EVA.

EVA.

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EVA., Beauty, cosmetic & personal care, Soarano, Antananarivo.

06/10/2025

Efa tonga Izao n'y shampoing s'y soin ultra doux avocat 🥑.

Photos from EVA.'s post 06/10/2025

Salama ee!

Iaraha-mahalala fa tsy afaka mivoha ny ankabeazan'ny mpivarotra noho ny hetsika fiaraha-mientana hanavotana ny firenena ✊🏽🇲🇬

Noho izany dia nametraka points de récupération vitsivitsy izahay eto amin'ny EVA. ho antsika mpanjifa mba tsy ho tapaka ny famatsiana ireo produits izay mety ilain-tsika.

Azonao atao ny manao commande eto amin'ny pejy ary alainao amin'ireto points de récupération manaraka ireto :
📍 Soarano, ambadiky ny EPP / Ampitan'ny Radiola - O34 31 840 99 / 032 71 965 77, 🕛tapak'andro maraina.
📍Ambohidahy Ankadindramamy, eo amin'ny ARY. Grocery Store - 034 17 876 64 , 🕔 hatramin'ny 5 ora hariva

Mirary soa ho antsika rehetra!

04/10/2025
Photos from EVA.'s post 24/01/2025

Salama jiaby e! Misy izay ilainao rehetra amin'ny kojakoja rehetra momba ny volo, tarehy, vatana, tanana, tongotra. Tongava mitsidika anay ety Soarano apitan Radiola Baolai.

02/10/2024

Salama daholo e! 🙋. Ho antsika izay manana volo mihintsana sy manify 🤔. Te hanalava volo. Natokana ho antsika ity gamme oignons ity👍. Tongava ary mitsidika ny Magasin e!

Photos from Cosmedis's post 01/10/2024
26/09/2024

🙋🙋 Ho antsika izay mitady carotonne 👍. Afaka miantso na mitsidika avy hatrany n'y Magasin.

19/09/2024

✨ Révélez votre éclat avec le Lait Éclaircissant Byphasse ! 🌾
Ce lait à base d'avoine et de blé hydrate votre peau tout en unifiant votre teint. Pour une douceur et une luminosité éclatantes 💧💖

18/09/2024

Hitatsika ato iany koa ny déodorant Fa

🇲🇬 Fantatrao ve fa miaro anao mandritry ny 48 ora ny Deodorant fa spay. Mampiavaka azy ihany ko tsy mamela faritra @ akanjo ary tsy manimba hoditra

🇫🇷 Déodorant spray pour homme vous garantit une protection efficace de 48 heures. Avantages : Ne laisse aucune tache; Formule douce pour la peau

Distributeur Cosmedis 🛒
📌 Uniquement vente en gros
📞 0202225850
📧 [email protected]

18/09/2024

🙋🙋 Tongava mitsidika ny magasin fa betsaka ny karazana produit ato aminay👍

Photos from EVA.'s post 24/05/2024
Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Soarano
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00