Be Well
"Be Pretty, Be Healthy, Be Well"
"Ny fahasalamana no voalohan-karena"
03/10/2021
Salama tompoko ๐
Araka ny efa fantatrareo dia mbola mpianatra ho mpitsabo ny tenako ๐
Ka manomboka rahampitso dia hiditra hianatra izahay, hiakatra 6รจme annรฉe izany ๐
๐
Tsy afenina fa mafy dia mafy ny "rythme" satria tsy maintsy hatao izay hahavita ny programa 'ity taona ity๐๐๐๐๐๐๐
โญโญโญโญโญNoho izany dia hiato kely mihitsy aloha ny "publication" eto ๐
Mbola mamaly hafatra miafina foana ihany nefa aho rehefa malalaka kely, mamporisika antsika rehetra hatrany koa nefa hanantona tobim-pahasalamana raha misy tsy fahasalamana ๐
Mirary soa antsika rehetra dia samia mitandro ny fahasalamany fa aleo misoroka toy izay mitsabo ๐
Misy ireto pejy ireto afaka manampy antsika, miresaka fahasalamana, raha mbola misy fantatrareo dia soraty anaty commentaires ๐
Mazotoa daholo ๐๐
27/09/2021
Mety efa tratran'ty daholo angamba isika e? ๐๐
....
"Leo be aho!".... "ajanoko any rangah ty a"... "f'inona koa ary no nanaovako an'ty" ๐ฅ๐ฅ๐ฅ
Aza kivy! ๐ aza milavo lefona fa mety efa eo akaiky kely eo dia tonga๐ Mety manohy kely fotsiny dia tratra ny tanjona๐
Ka dia averiko indray! Aza kivy ๐ช๐ช aza milavo lefona ๐ช๐ช๐ช๐
Mirary herinandro sambatra annn๐๐ mazotoa daholo ๐
22/09/2021
Salama daholo ๐
Niainga vao maraina ny inspirako androany nahita ny publication an'i Denise dia hoy aho hoe aleo zaraina sao mahasoa ๐๐
โโโโInona avy no vokatry ny fanatsorana volo?
โโโโFa maninona no lazaina fa manimba volo ny fanatsorana azy? ( ร lisser sy ny sรจche cheveux sy ny karazana fampiasana hafanana rehetra)
๐Rehefa manatsotra volo ianao dia manimba ny firafitra voajanaharin'ny "protรฉines" mandrafitra ny volonao ary efa no-"codifiรฉ"n'ny ADN anao, izany hoe ny pozin'ny volonao izany dia avy fa tsy hoe nisy nisafidy. ๐
๐Maha-"fragile" kokoa ny volonao ny fanatsoranao azy, raha tsotra izany ny volonao dia sady hiha-manify izy no ho tapatapaka๐
, raha oly na ngita dia hitsotra, hiha-manify ary ho tapatapaka๐
๐Ireo no antony ilazana fa manimba volo ny manatsotra azy ๐
๐๐๐Noho izany,
Tiavo ny volonao. โค Na tsotra na oly na ngita fa io no efa voajanahary ๐ ilay nahary antsika ary ve dia hanaonao foana izany aminao ka ho ataony hoe misy "RATSY"? ๐ Tsara daholo isika, tsara daholo ny volo ๐
Raha tsotra, karakarao arak'izay ๐
Raha oly karakarao arak'izay ๐
Raha ngita dia mbola karakarao arak'izay๐
Zarao beee mihitsy ary ilay publication antsika e ๐๐๐๐๐
13/09/2021
Milay ianao,๐๐๐ milay aho๐ Milay be daholo isika๐
Diso izay olona miteny ny mifanohitra ๐
Mirary herinandro finaritra ๐
Manao ahoana daholo tompoko. โบ
Nohon'ny antony ara-teknika (simba ny findaiko) dia tsy afaka higรฉrer ny page aho mandritra ny fotoana tsy voafetra. Tsy tapitra ny "Be Well" sanatria, fa hiato kely fotsiny. Misaotra indrindra antsika rehetra dia mandram-pihaona indray.โบ๐๐๐
24/08/2021
Manao ahoana daholo ๐
Zaraiko inty androany satria matetika isika mamingana ny tenantsika... ๐
Manana nofinofy tiana ho tanterahana ๐ manana tanjona tiana ho tratrarina๐ manana zavatra iriana tsotr'izao fotsiny ๐ nefa isika ihany no mametra azy, milaza ao an-tsaina hoe izany ve ho tanteraka na hanozongozona ny tany aman-danitra ary aho๐ฉ
Manao an'ilay hoe "shhh! Tsy possible izany eee!" ๐ na miteny an'izay ๐ข
โโโAjanony hatreo izany!!! Dia tadidio ity teny ity ๐
๐๐๐๐"Aza mamingana ny tenanao ary aza mamingana ny hafa"๐๐๐๐๐
Manofisa ho'aho ngeza ๐๐ fa ny nofy ihany no tanteraka...
Raha niteny ny olona namorona ny "avion" hoe "shhh! Tsy possible izany hanidina izany e" dia tsy nisy ny avion dia tsy nahita ny hatsaran'ny tany isika ๐๐๐๐
Inona intsony no andrasana? ๐๐๐๐ Andao hanofy dia hanatanteraka ๐
Mazotoa daholo ๐๐๐
Salama e, ๐๐ mbola tsy tara ty vidรฉo ty angamba e๐
Fandaharana kely noforoniko ho an'ny volo manokana ๐ (satria tiako be ilay miresaka volo ๐๐๐)
Ity voalohany ity dia natao ho an'ireo izay handeha hiala sasatra ๐๐๐๐๐๐ na efa any koa tsy maninona ๐
Mijere finaritra ary dia bon week-end daholo dia bonne vacances ooo ๐๐
16/08/2021
Manao ahoana daholo ๐
Vonona hiatrika herinandro vaovao๐ vonona hiatrika sedra ๐ vonona hahatratra ny tanjona apetraka daholo annn๐ช๐ช andao ary!!!
Mazotoa daholo dia mirary herinandro sambatra ๐๐๐
11/08/2021
Manao ahoana daholo ๐
Hiresaka momba ny dia an-tongotra isika androany na ny "La marche" hoy isika ๐
Maro ny voka-tsoa azo avy io ho an'ny fahasalamana ๐
โ
miaro 'ny fo sy ny lalan-drร ny dia an-tongotra, manena ny "cholestรฉrol" anaty rร ary mampikorina tsara ny rร . Mampidina ny tosi-drร ihany koa ny dia an-tongotra.
โ
miaro @ "ostรฉoporose" ihany koa izy satria mampitombo ny hatevin'ny taolana (densitรฉ osseuse)
โ
ho an'ireo "dรฉpendants toxiques" (sigara, moly, paraky,...) dia manampy be "dรฉpendance" izany ny dia an-tongotra.
โ
tsy vitan'ireo fa mampilamina ny saina ny dia an-tongotra, "anti-stress" matanjaka izy ho an'ireo izay mila maka saina kely, mampidina ny tebiteby ary noho izany dia mora mahita tory kokoa ny mpandeha tongotra ๐ ๐
Raha ny tsara dia eo @30 hatr@ 40 minitra eo no mandeha tongotra isan'andro ๐ ny latsak'izay tsy omen-tsiny ๐ 15 minitra dia efa ampy,๐ ny mihoatra tsy ferana ๐ช๐ช
Mazotoa daholo ary mandeha tongotra e ๐๐
(Source: cchst.ca/ sary nindramina tao magazine)
09/08/2021
Salama eeee๐๐
Ny "citation" antsika ato ho ato dia hiresaka asa ๐๐ fankaherezana antsika hatrany moa izany. ๐ช๐ช
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Fa rehefa tiana mantsy ny zavatra atao dia lasa mazoto be hanao azy. Ary toa mandeha be ny fotoana. ๐
Ataovy am-pitiavana izay rehetra ataonao ๐ Ianao indray ary no mety ho gaga hoe "toa vita sahady" ๐ฎ
Raiso am-pitiavana ity andro ity, ity herinandro ity! ๐
Mazotoa daholo ๐
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Website
Address
Antananarivo
