Spiruline Plus
Aza misalasala mametraka fanontaniana.
03/06/2026
Mba fantatrao ve??
💁🏻♂️Mampiakatra ny hery fiarovana mba ahafahan'ny vatana manohitra ireo karazana aretina samihafa.
💁🏻♂Manampy ny cancer,diabete ,cholesterol ary manampy ny fiasan'ny vavony ny asidra avokany.
💁🏻♂️Mampivoatra ny asan'ny fivelaran'ny vatana.
Vokatra natoraly 100%
Tablete : 1sachet 80.000ar (200ar par piece)
Poudre : 30gr 5.000ar
Aza adino fa aide mémoire bé anie ny , ankizy,mpianatra, olom-be,....
29/05/2026
Maha-ela velona ny fihinana (tsy voatery isan'andro) .
1sachet caste 80.000ar ( Plus 450pieces)
Vokatra natoraly 100% avokoa ny vokatra ato aminay😇♥️..
28/05/2026
Misy endriny maromaro ny : Poudre - Tablettes - Gellules - Paillettes.
27/05/2026
Spiruline Tablettes no aingampiasa kokoa raha te-hitombo no tanjonao 😇😉.
Produit naturel 100% avokoa vokarinay , ho an'ireo mpanjifa ☑️😇😘🥰.
🇲🇬 Mba fantatrao moa fa ny spiruline dia anisan'ny Fanampitsakafo manankarena otrikaina tena ilain'ny vatanantsika olombelona satry maro be ireo vokatsoa azo avy aminy.
⭕ Tsy misy effet secondaire.
⭕ Natao hoan'ny olona rehetra.
Satry➡️:
💚 Miaro sy misoroka ny raritsaina (anti-stress)
💚 Manatsara ny fitadidiana (aide memoire)
💚 Mampiakatra ny hery fiarovana (boosté anticorps)
💚 Manatsara ny Torimaso
💚 Miaro sy mitsabo ny tsy fahampian-ndrà
💚 Mety tsara hoan'ireo olona mpikotrana hakana prise de masse.
💚 Mampangeza sy mahanofosana tsara (tsy mampatavy fa mahavory nofo)
💚 Mandrindra ny tahan-tsiramamy ho an'ny diabetika.
💚 Mandrindra ny tosidrà.
💚 Miaro @ aretin'ny fo.
💚 Manala cholesterole.
💚 Maha ela velona.
✔️Toerana : Ambatobe
✔️Manao livraison
034 99 667 50
033 04 101 00
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ambatobe
Antananarivo
