Fy'Has Onglerie

Fy'Has Onglerie

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fy'Has Onglerie, Beauty, cosmetic & personal care, Ankatso, Antananarivo.

28/08/2023

Elaela tsika ts niresaka o, aleo mba asina zavatra tsara ndray.
Alefaso ao aminy commentaire le modèle nareo fa ho havokatsika aminy prix tena mora be nefa tsara 😍😍💚💚💚

15/05/2023

❤❤❤avokanay amiareo ary lay resulta omaly 😍 de tongava ao aminy mp raha mahalina anareo lay izy 😍 0327171102

14/05/2023

En direct tsika 15h45 min de misy surprise kely😍😍❤️aza miala ary oooo

Photos from Fy'Has Onglerie's post 11/05/2023

Misy fona ny modela tsara afaka hatao mba hanomezana fahafam-po anareo❤️❤️❤️aza adino fa mbola mitohy hatrany lay promotion antsika. Mp ou 0327171102 mbola a domicile ihany aloha.

Photos from Fy'Has Onglerie's post 06/05/2023

Mbola mitohy hatrany promotion antsika🙈, 10000ar hatrany manao verni permanent miaraka faux ongles na misy modèle.15000ar kosa ny soin tongotra miaraka aminy verni permanent, 15000ar ny tanana manao soin sy faux ongles miaraka aminy verni permanent😍😍❤️ alefaso ary ny mp na miantso 0327171102 fa tena ho afa-po tsara enao

Photos from Fy'Has Onglerie's post 30/04/2023

Tongava ary ooo😍❤️❤️

Photos from Fy'Has Onglerie's post 28/04/2023
Photos from Fy'Has Onglerie's post 28/04/2023

Aiza ndray ary jejo kely reny oooo, tena promo be mintsy ato 😱 jusqu'à lundi
🦋Pause faux ongles avec verni permanent 10000ar fotsiny na manao deco ary enao de ts miova mihintsy prix
🦋Raha manao manicure sy pédicure kosa ndray de 15000ar miaraka aminy verni permanent

25/03/2023

Bonjour, Mila ankizy hatao modèle Zay afaka taba ihany oooo. Mandefa mp Zay vonona 😍😍

Send a message to learn more

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ankatso
Antananarivo