Fagneva nahy curly

Fagneva nahy curly

Share

Curly haïr

Photos from Fagneva nahy curly's post 28/06/2024

Gasy ka manja 😘😘Zaza gasy tsara 🥰🥰🥰 Mbola misy foana Curl Lala Bio 🌵🌵
Fixateur et
Activateur de boucles
Mety amin' fagneva Zaza , na olo be , lahy( Mety amin' karazambolo rehetra )
Point de vente Tamatave As boutique Ampitany terrain lycée technique Tanambao 5. Mandefa amin' faritra rehetra 🚌🚌

Photos from Fagneva nahy curly's post 10/04/2024

📣📢📢📢PROMOTION BE 📢📣 📢📢 CURL LALA 🌵🌵🍀🍀(ACTIVATEUR DE BOUCLES ET DEFINISSEUR) CURL LALA 250ml 10.000ARIARY Au LIEU De 17.000 ARIARY🍀🌵👉CRÈME COIFFANTE REPOUSSE 200ML 12.000ARIARY AU LIEU DE....15.000ARIARY👉 CRÈME COIFFANTE REPOUSSE 100ML 5.000ARIARY AU LIEU DE....7.000Ariary . Mandefa amin' faritra rehetra 🚗🚗 Disponible Tamatave

Photos from Fagneva nahy curly's post 28/03/2024

EFA afaka mandray antsika izay anao dressage de boucles(curly)antsika aketo Tamatave izahay. 100% naturel ny produits ampiasanay mety na amin' volo Zaza ✅ Mbola misy ihany koa ny produits izay Mitsabo volo sy maha curly (frisé , boucles)Crème coiffante 100ml...7000ariary, 200ml...15.000ariary , Curl Lala 250ml....17.000ariary

Photos from Fagneva nahy curly's post 18/02/2024

Curl Lala 💗 ny étiquettes no niova fa ny ao anatiny tsy miova 💕💕 Ny Asany ⛔ Mamoaka boucles ( curly, frisé ) ⛔ mitazona boucles MBA aharitra ⛔ Afaka i plaquéna volo raha Tiana ilamina tsara 🛺🛺🛺 Afaka manao livraisons amin' faritra rehetra ⛔⛔

Photos from Fagneva nahy curly's post 21/01/2024

Curl Lala Bio...250ml ...17.000ariary Ho anao sahirana famoahana boucles Curl Lala Bio vaholana ho anao 🥰 Crème coiffante repousse 100 ml...7000ariary... 200ml...15.000ariary ▶️ Mamerina natiora volo ▶️ Mitsabo volo mihintsana,▶️ Mana Lava volo ▶️ Miaro volo miloko tsy ho tapatapaka🥰🥰 EFA marô naita vokatra 🌹 Mandefa am faritra rehetra 🛻🛻🚗 📞📞034 68 013 98📞032 06 851 49📞

Photos from Fagneva nahy curly's post 26/12/2023

Ho antsika te ho curly , frisé ,sahirana amin' famoahana boucles tsika Efa aketo Tamatave ny produits 🤩🤩 Curl Lala Bio🤩 no ampesao 🤩 Mety amin' type volo jiaby 💖 Misy ihany koa ny crème coiffante repousse 💗 Afaka manao curly koa izahay ho antsika zay te ho curlyamin' fety 😘☺️Efa marô ny naita vokatra hatrany ivelany Madagascar 😘 Afaka manao livraisons 🛺 Afaka récupéréna am occasion la réunion Tanambao 5 📞 034 68 013 98, 📞 032 06 85149📞

Photos from Fagneva nahy curly's post 20/12/2023

Akory Tamatave...👋👋Efa aketo Tamatave Fagneva nahy curly .... Efa Tonga eto crème coiffante repousse 100ml...7.000ariary🥰 200ml...15.000ariary 🥰🥰 Curl Lala bio 250ml...17.000ariary(mamoaka bouclé, frisé,curly) 🤩....Afaka récupéréna am occasion la réunion Tanambao 5 miantso....034 68 013 98📞032 06 851 49📞 Afaka manao curly volontsika koa izahay .....afaka mandefa amin' faritra jiaby 🛺🚌

03/12/2023

🥰 Hellooooo Décembre 🥰🥰 Ankafiliana sy ampitiavana hatrany no amoahantsika ny vokatra vaovao izay ny vokarin' FAGNEVA NAHY CURLY 🤩🥳 100% Natoraly.⬅️Mamoaka ny bouclé volo... ⬅️manamandina volo⬅️ Mitazona ny bouclé tsy ho mora rava💆🤩 Mety amin' volo rehetra... Indrindra ho any manana volo olioly💆 🌺 ⏩ Fomba fampiasana azy....⬅️Volo madio na mandomando no osorana azy⬅️ zaraina 4 na 2 izay mahazatra anao ny volo Dia osorana tsikelikely atao mahazo tsara Manomboka am fotony hatramin' tendrony, afaka arahina méthode na mampiasa brosse na fihigo izay mahazatra anao, alohany anosorana curl Lala, Dia tsara koakoa asiana crème coiffante aloha ny volo, izay avy nizaraina, izay vao manosotra ny Curl Lala.... Vita ny fanosorana Curl Lala Dia tsy kobanina intsony⬅️ Ireto avy akora itantsika ao anatiny...Gombo , grain de lin, fleurs hibiscus, 3 huile végétale.... Amin' vidiny 17.000ariary.... 250 ml.... Izay efatra mividy voalohany mahazo cadeau crème coiffante repousse 100ml 😍 Mandefa amin'faritra rehetra....🙏 Ataovy izay azon' ny tananao atao fa Andriamanitra no momba anao 🙏 1Samoela 10:7b .... Partager 🙏🙏🙏

23/11/2023

📢 Promotion crème coiffante repousse 📢 Manomboka androany 23 Novembre ka hatramin'30 Novembre 🤩 Mandalo promotion fa Araraoty 💗 Efa marô naita vokatra 😊 Mandefa amin'faritra rehetra 🚐🚐 Raha eto Antananarivo afaka manao livraison izahay 🚐 Afaka récupèrena amin'total Ambodivona 📞☎️034 68 013 98☎️📞 PRIX PROMOTION....⬅️200ml ...15.000ariary...lasa 13.000ariary ⬅️ 100ml ...7.000ariary....lasa... 5000ariary📢📢

Fagneva nahy curly Curly haïr

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ankazomanga
Antananarivo
101