Sara Bé
Pejy ofisialin'ireo vokatra Sara Bé, entina mampahafantatra ireo menaka sy "baumes" isan-karazany.
Marary, reraka sy manaintaina ny vatana noho ny rotoroto andavan'andro? 😪
Ampiasao ny Baume Relax Sara Bé mba hampitony ny fanaintainana 💚 sady efa misy en boîte 🥰
Mora mifindra mihitsy ny otrik’aretina rehefa ririnina ny andro 🥶
Ampiasao ny Baume Mahery sy Baume Ravintsara Sara Bé mba hitazomana ny fahasalamana sy hanamafisana ny hery fiarovana 🥰💪🏻
25/06/2026
Arahabaina tratry ny Asaramanitra ô ! 🇲🇬
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra. 🥳
Indraindray isika mba te hikarakara volo nefa tsy dia manana budget be loatra ho an’ny volo 😏
Ity ny vahaolana 😇
Mena-bolo Jojoba+Avocat 🥑
Sady afaka hanaovana bain d’huile noho afaka hikolokoloana anazy andavan’andro 🥰 mahasalama ny volo 😘
Efa betsaka no mahafantatra fa misy ho an’ny volo, ho an’ny tarehy ary ho an’ny fahasalamana ny vokatra Sara Bé 🥰
Ampiasao ny mena-bolo Kinana hikolokoloana ny volo ✨️
Ny fond de teint Meva natao hampamanja ❤️
Ary ny baumes Relax, Mahery sy Ravintsara hiarovana ireo otrik’aretina sy manome tanjaka 💪🏻
Aza mitady lavitra intsony fa Sara Bé dia afaka hikarakaranao ny vatanao 🥰
# Kinana
Baume Ravintsara Sara Bé 🌿 hainga-piasa sy tena mandaitra 👌🏻
Ampiasao mba hitazomana ny fahasalamana sy hiarovana amin'ireo otrik'aretina 🥰
Baume Relax Sara Bé, ampiasao mba hampitony ny fanaintainana 🤗
Novokarina avy amin’ny beurre de menthe 🌿 ka hainga-piasa kokoa 💚
✨ Le Fond de teint Meva de Sara Bé sublime ton teint en toute légèreté 💛
Il aide à unifier la peau, à estomper les petites imperfections et offre un fini naturel et lumineux, sans effet lourd 💫
Pour un teint frais, lisse et éclatant de beauté du matin au soir 🌸
Mena-bolo Kinana+Papaye 🧡
Miaro sy manamafy ny volonao ✨️
Misy vitamine E sy Oméga 6 😊
Aza misalasala miditra hafatra miafına raha te hanjifa azy! 📩
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101
