Miel pure
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Miel pure, Health/Beauty, Antananarivo.
11/06/2025
▫Miarahaba antsika namana🖐🏻
🔸Miel pure
🔴 Hey!!! Efa tonga indray izao ilay tantely pur an👍
👉🏻 Efa misy avoko na Ventiny 🐝🐝, na ilay Ranony,,🐝🐝
👉🏻 Prix: 25 000ar/1kg ary 22 000ar/1litre
🔸Ko aza tara ary fa manampetra ihany ny vokatra tsika satria efa sarotra amin'ny olona izany mitady Tantely tena pur izany🙂
📞 Tel: 038 62 913 45 na 033 14 733 09 Mr Niaina
👍🏻De manasa anao mba hanisy j'aime ny page sy hi-partage izany amin'ny namantsika hafa ihany koa👍🏻
🙏🏻Mankasitra indrindra tompoko🥰
11/07/2023
▫Miarahaba antsika namana🖐🏻
🔸Miel pure
🔴Ho anao ilay mitady Tantely izay tena pure de faly indray izahay manolotra anao ny tsara indrindra🥰, indrindra amin'izao vanimpotoana mangatsiaka izao indrindra🥰
👉🏻 Efa misy avoko na Ventiny ho anao ilay mitady ventiny🐝🐝, na ihany ko Ranony,,🐝🐝
👉🏻 Prix: 20000ar ny 1kg ary 20000ar ny 1litre
🔸Manao livraison ihany ko izahay, à partir ny 3000ar ny frais de livraison💚
👉🏻Marihana fa Mardi sy Vendredi izahay no manao livraison eto Tana ville,,
🔸Ko aza tara ary fa manampetra ihany ny vokatra tsika satria efa sarotra amin'ny olona izany mitady Tantely tena pur izany🙂
👉🏻Toerana misy anay: Antsahamamy Ankatso akaikin'ny Cite Jaune R+3,,
📞 Tel: 0386291345 na 0327109116
👍🏻De manasa anao mba hanisy j'aime ny page sy hi-partage izany amin'ny namantsika hafa ihany koa👍🏻
🙏🏻Mankasitra indrindra tompoko🥰
10/07/2023
🔸Miarahaba antsika namana, mpanjifa hajaina ooo!!
🔸Ho antsika ilay mila Tantely dia faly indray izahay manolotra ho anao indray ilay Tantely pure azo antoka👍🏻
🐝🐝Efa misy avokoa na ilay ventiny🐝🐝, ho anao izay mila an'izany,,,🐝🐝 na ihany koa ny ranony🐝🐝
🔶Prix: 20000ar/kg na 20000ar/L
🔴 Koa amin'izao vanim-potoana mangatsika izao indrindra dia tena ilaina ny manamafy ny hery fiarovana💪🏻,, afaka ampiasaina amin'ny lafinjavatra maro ny Tantely indrindra eo amin'ny lafin'ny FAHASALAMANA👍🏻
🔸Koa aza tara ary fa somary ifandrombahana izy ity ka sao de tsy mahazo anjara intsony ianao
🔸 Koa antsoy ny laharana 0386291345 na 0327109116 na 0331473309 raha mila fanazavana fanampiny na Mp,,
😁Mankasitraka eee!!!!😁😁
29/04/2023
25/04/2023
🍯Tantely pur azo antoka tsara🍯
👉🏻Miel Niaouli
👉🏻Miel Grevelia
👉🏻Miel Ecalyptus
👍🏻Manampy antsika bediabe amin'ny hery fiarovana indrindra amin'izao andro efa somary mangatsiaka izao🐝
👍🏻Efficace pour l'infection de l'estomac et intestin,,
👍🏻Mampihena ihany koa ireo na ihany ko ny
👍🏻Manampy bediabe ihany ko amin'ny resaka ra toa ka mety mis naratra ianao na avy nodidina,
👍🏻Maro ny tombotsoa azontsika aminio👈🏻
👉🏻Koa aza misalasala ary manjifa fa betsaka no efa naita tombotsoa,
👉🏻Prix 20000ar/litre,, mandefa prix de gros ihany koa,
👉🏻Manao livraison partout
📞0386291345 na 0331473309 Mr Niaina na Mp
🔴Toerana Cité jaune AnkatsoII R+3 vert P002,,
❤Misaotra tompoko
24/04/2023
🍯Efa miha mangatsiaka ny andro koa atanjaho ary ny hery fiarovana amin'ny fihinana tantely azo antoka tsara .
👍🏻Natao amin'ny vidiny mirary mba hahafahan'ny rehetra misitraka izany .
🍯Miel Niaouli
🍯Miel ecalyptus
🍯Miel Grevelia
👍🏻Manao livraison manerana ny Nosy
📞033 14 733 09/ 038 62 913 45 Mr Niaina na Mp
👍🏻Prix :20 000Ar/litre
Manome prix de gros .
👉🏻Toerana Ankatso II Cité jaune R+3Vert, P002.
Misaotra tompoko .
23/04/2023
🍯Tantely azo antoka .
📞033 14 733 09 Mr Niaina
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Antananarivo
