Christina Volo Gasy

Christina Volo Gasy

Share

✨ Extensions cheveux 100% naturels et Volo gasy –
Toutes longueurs et teintes 💖 Faciles à coiffer !

Photos from Christina Volo Gasy's post 05/06/2026

✨💇‍♀️TE HANOVA ENDRIKA VE NAREO ?✨💇‍♀️

Mitady volo Tsara Kalitao ,Ve ianao? Tongasoa ato christina mada haïr!

🌸 Misy karazana volo maro azo isafidianana : ✔️ volo gasy ✔️volo lava s’y fohy misy daholo✔️ volo lisse s’y olioly , curly ✔️ Kalitao Tsara sady Mora karakaraina

💝 Omeo endrika Vaovao ny tenanao ary ampitomboy ny fahatokisanao tena Amin’ny volo manara- penitra

🎁📩 Misy fihenam- bidy s’y to lotra manokana ho an’ny mpanjifa 🛍️

Raha mahaliana anao izany dia antsoy ity laharana ity 📞0342616214/0324169035

Toerana : 67 ha ampitany arrêt garage na akaiky ny karaoké three joker

Christina mada hair # Volo gasy

Photos from Christina Volo Gasy's post 04/06/2026

🛍️Coucou les filles 🌸. Mitady volo Mora nefa Tsara Ve ianao💝🛍️?


Izahay ato @ Christina mada haïr dia faly manome ny tsara s’y ny mahafam - po ho ho anareo foana😍

✔️ Tsara qualité
✔️Mandefa en gros
✔️ Manao izay rehetra momba y volo
✔️ Lieu: 📍67 ha ampitany arrêt garage na wc public
Ka raha mahaliana anao izany dia Mandefasa message privé na miantso ny laharana📞 0342616214/0324169035

Photos from Christina Volo Gasy's post 02/06/2026

💐Coucou les filles 💐🥰. Promotion 100000 ar

Aza tara fa mandalo ihany izy reto an😍

Raha Mahalina anao izany dia Midira mp na miantso☎️0342616214/0324169035

Toerana : 67 ha ampitany arrêt fonkotany🌸

Photos from Christina Volo Gasy's post 30/05/2026

🌸🛍️ coucou les filles 🌼💋. Cadeaux fêtes de mère 🎁🛍️

✨ Volo Tsara . Hatsarana miavaka . Kalitao tena tsara✨

Te hanao volo tsara s’y manintona Ve ianao? 💇‍♀️

Eto @ Christina mada haïr dia ahitanao volo isakarazany izay ilainao, Volo Tsara qualité Sy Tsara quantité ❤️🌸

✔️volo gasy
✔️ Matevina tsara
✔️ Mety @ stylé rehetra

💝 Ataovy miavaka ny hatsaranao miaraka aminay🛍️🌸

☎️ commande Sy information : 0342616214/0324169035
📩 Mandefasa message Privé dieny izay fa voaray Tsara ianao✨

Photos from Christina Volo Gasy's post 29/05/2026

🛍️Bonsoir 🥰❤️. Spécial promotion fête de mère 100000 ar🛍️🥰

✔️ 500 mille fmg ihany dia efa Manja be😍💝
✔️ Haute qualité❤️
✔️Tête entière
✔️ 30000 ar fotsiny ny mametaka @ ilay mirafitra s’y mafy Tsara🥰

Tonga maro ety @ Christina mada haïr fa ho afa - po avokoa ianareo🥹🌸

Contact☎️03426162 14 / 03241 690 35

Toerana : 67 ha ampitany arrêt garage

Miaotra🥹@

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Poste 67ha
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00