Protèse Mahatsara tsiky

Protèse Mahatsara tsiky

Share

Tsara tsiki

13/03/2022

Ho anao ilay menatra rehefa miresaka,sy mitambimbava fona rehefa mitsiky,tsy izany iany nefa fa mbola sahirana koa rehefa misakafo,
👉Fanaovana solonify ihany nefa ny vahaolana amzany,...Afaka manampy anao araky izay mahamety anao izahay,oh:somary atao sosona kely,...sns
Ny prix anay dia tsy miova hatrany fa 10000ar ny anakiray😊
Antsoy avy hatrany ary ny :
0342554214/0337617656
Na mp,Nb:Afaka mdeplace(Antananarivo)

20/02/2022

Salama daholo oh
Ny solonify dia sady no ,aza avela ho kemaka ny tarehanao fa ho fenoitsika solonify
Manao ny asa rehetra momba ny solonify izahay,Nb:Tsy manala nify
Ny prix anay dia tsy miova hatrany fa
15000ar,raha toa ka anakiray fotsiny ny atao
10000ar tsirairay kosa raha mihoatra ny 3
Koa aza misalasala ary miditra mp avy hatrany na
0342554214/0337617656

10/02/2022

😇Manana olana @ resaka solonify ve ianao?
_Na menatra miresaka fa banga a,..mitsiky ao anaty haizina
👉Tonga eto ary izahay hanome vahaolana sy hanome ny soa anao hatrany,
_Ny prix dia tsy miova fa :
Raha anakiray forsiny dia 15000ar
Raha miotra ny 2 dia 10000ar tsirairay☺
manala nify fa prothèse ihany
Tel:0342554214/,0337617656

26/01/2022

Ny faharatsiana nify dia miteraka:
_Hasarotan kenatra
_Aretim bavony
_isitahan'ny olona satria banga de mifiritika ny rora

Izahay dia manao solonify raha toa ianao ka banga,aza misalasala ary miditra mp raha mahaliana anao izany
Na tel:0342554214,/0337617656

05/01/2022

Salama daholo o
Izahay dia manao ny asa rehetra momba ny solonify,raha ohatra tapaka ny solonifinao,na malalaka,na soloina,na vo banga mihintsy ianao,dia manantona anay,raha toa ka 15000ar izy tamnin taona iny dia lasa 10000ar izy amzao,ka tongava ary
0342554214_/0337617656

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Rn3
Antananarivo