Maman karimbola

Maman karimbola

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maman karimbola, Health/Beauty, TANA, Antananarivo.

09/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fanomezantsoa Fridà, Sitrakiniaina Lynda, Lyh Dia

Photos from Maman karimbola's post 27/10/2025

Cc maman 🥰

Tsy sarotra maman ny traitement fa mila Manaraka traitement tsara fotsiny dia mety tsara avokoa

Vokatra avy any Majunga indray ity Manaraka inty ah
Aza misalasala miditra mp raha maha liana anao vonona amaly tsara ireo fanotanina rehetra izahay tompoko 🙏

Photos from Maman karimbola's post 04/07/2025

Cc Maman 🥰
Hafaliana fona no izarana ny résultat amtsika izay efa panaraka ny pageko ato ah
Tsy adinoko hatrany ny misaotra anareo izay nametraka fitokisana tamiko 🙏
Tsara ihany ny manamarika fa rehefa Manaraka tsara ny traitement ianareo dia mahazo vokatra tsara
Mirarisoa hatrany maman ah dia tongava taiza ny zaza
Maman avy any Moramanga
Tsy miova ny contact
0347448042
0385806408

Photos from Maman karimbola's post 07/06/2025

Cc maman 😍
Voalohany indrindra dia tsy hay ny tsy hisaotra an'Andriamanitra fa izy irery ihany no naha toy izao antsika
Dia mbola mamerina fisaorana fona ho anireo client nametraka fitokisana tamiko
Tsy andrana ny traitement antsika ah, rehefa mahavita azy soamatsara iany ka Manaraka tsara ireo torimarika rehetra dia mahita résultat toy ity client ho zaraiko aminareo ity

10 juillet 2024 nanomboany traitement ary tsy nitsahatra niantso sy nanotany isakiny misy zavatra tsy azony, tena ilaina zany mba ampirindra tsara ny traitement antsika

02 septembre 2024 nipetraka soamatsara ny zazakely

07 Juin 2025 Tongasoa ny zazakeliny,

Mamerina hatrany ny fankasitrahana, dia tongavataiza ny zazakely

Tsy miova ny numero azaona anah
0347448042
0385806408
Aza misalasala miditra Mp

24/03/2025

Cc maman 🥰

Tsy mitsahatra misaotra anareo izay tena nametraka ny fitokisana tamiko ah, ary misaotra bedebe taminy firaritsoa 🙏 tongavasoa ny zazakely dia Mirarisoa hatrany 🥰😘🙏🙏

Tsy miova ny numero ah
0347448042
0385806408

10/03/2025

Mankasitraka hatrany maman ah 😍
Tena ankafalina tanteraka no andraisana ny témoignage avy aminareo, mirariso hatrany dia misaotra bedebe nametraka ny fitokisana teto amiko

Photos from Maman karimbola's post 05/10/2024

Cc maman ❤️

Anisany tena mahafaly ahy no maita ny resultat anareo, indrindra moa oe efa Tonga soamatsara ilay harena kely 😍😍😍😍
Colis Tonga soamatsara, n traitement nizotra tsara aradalana, ny harena kely Tonga soa iany ko ❤️ 🙏isaorana bedebe Andriamanitra fa izy no naha toi izao antsika

Aza misalasala Mandefa mp am maman fa Efa Maro naita vokatra teto amiko
📞 0347448042
0385806408

Photos from Maman karimbola's post 23/09/2024

Cc Maman ❤️
Ankafaliana tanteraka no andraisako n resultat anareo clienteko, Mankasitraka hatrany nametraka fitokisana tamiko
Tsy andrana ny traitement antsika, vao tonga any amnareo ny fanafody defa manomboka ny traitement, ho anireo zai Manaraka antsakany sy andavani ny torimarika rehetra, tsy Manapatapaka traitement dia tena azo antoka tanteraka ny vokatra azo tsika, 😊

Koa aza misalasala intsoni ari fa tena efa Maro dia Maro ireo naazo resultat teto amiko, Tsy miova n numero azaona anah
0347448042
0385806408

Mankasitraka hatrany tompoko!!

11/09/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ezekia Antsompiderana, Soloniaina Rakotomahefa

03/09/2024

Felicitation maman ah 😍😍🙏
Averiko keli fona oe tsi Andramana n traitement antsika fa tena atao amzai mande tsara arakin tokoni ho izi, sami mahazo resultat tsara isika amzai,eto fona anoro hevitra, Ra misy ny tsi azo afaka manotani fona na isanandro ari mba ampirindra tsara n traitement ataotsika,
Tsi miova n numero azaona anah, aza misalasala miantso na miditra mp
0347448042
0385806408

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


TANA
Antananarivo
101