Longrich by Mims
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Longrich by Mims, Health/Beauty, Antananarivo.
22/04/2022
Salama tompoko
➡ mitohy hatrany ny fandraisana ireo izay vonona hiditra membre ato aminay
➡ mahaliana anao ve ny hiara-hiasa aminay ato amin'ny longrich?
➡vokatra maro ara-pahasalamana no atolotray ho anao 🙂
➡ ary fidiram-bola maharitra izay afaka hanatsaranao ny ho avinao sy ny taranakao
➡ Koa raha vonona ary ianao, dia manao anao izahay hiara hiasa aminay 🙂
✅ Raha mbola mila fanazavana fanampiny ianao na vonona ny hisoratra anarana
✅ Dia manasa anao hiditra MP fa vonona ny handray anao izahay 🙂
21/04/2022
Salama tompoko
➡ mitohy hatrany ny fandraisana ireo izay vonona hiditra membre ato aminay
➡ mahaliana anao ve ny hiara hiasa aminay ato amin'ny longrich ?
➡ vokatra maro ara-pahasalamana
➡ ary fidiram-bola maharitra no atolotray ho anao mba ho avin' ny taranakao 🙂
➡ raha vonona ary ianao, dia manasa anao izahay hiara hiasa aminay
➡ Raha mbola mila fanazavana fanampiny ianao na tonga dia hisoratra anarana
✅ Dia manasa anao hiditra MP fa vonona ny handray anao izahay 🙂
21/04/2022
Miarahaba tompoko
➡te hanana tarehy madio, tsy misy tasy sy mandimandina ve ianao?
➡te hanala tsatsakoatra na vergeture ihany ko?
🔹natao ho anao ity savon noir longrich vita amin' ny zava maniry ity (charbon de bambou) ( 2 herinandro dia mahita vokatra)
✅mety ho an'ny karazana hoditra rehetra ( ankizy na lehibe)
✅ manadio tanteraka ny tarehy (manala panda, point noir, ary mony)
✅ miaro amin'ny aretin-koditra maro
✅ manamandina tarehy
✅ manala ny tsatsakoatra (vergeture) na dia efa ela be aza
✅ manadio ny vatana iray manontolo
🔴 Fa raha tena simba be ny tarehanao dia tsara kokoa raha ampiarahanao aminy creme SOD milk
✅ midira MP raha mahaliana anao
Meilleur vie et meilleur avenir avec longrich 😊
18/04/2022
Salama tompoko!
➡Manana 140 000 ar ve ianao?
➡Mpianatra, sa efa miasa, na koa mitady vadin'asa? 🙂
➡Andao hiara hiasa isika fa mety ahazoanao vola maheriny 10 000 000 ar io raha tena vonona ianao 🙂
➡Hanomboanao azy, safidio amin'ireto pack ireto ny produit mety aminao.
➡Ny fanjifanao produit longrich dia mampidi-bola ho anao. Ary mety hanova ny farim-piananao 🙂
➡ koa raha liana ianao. Dia manasa anao handefa MP fa ho zaraiko aminao ny secret 🙂
Aza tara ary fa kely sisa dia hifarana ny promotion 🙂
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
