Shop Larry
Articles divers à petit prix 🥰
Nous vous souhaitons la bienvenue sur notre page 🌹✅
Votre satisfaction c'est notre fierté 🥰
28/05/2026
coucou les filles 🥰
Tonga iany ilay niandrasana 😊❤️ tena hoe qualité au top foana sady couleurs
tendances be amin'ilay tinareo 🥰
❌15000ar ❌ seulement nefa jereo anie ny hatsarany e🥺
COULEURS DISPONIBLES : blanc ,noir,jaune moutarde, doré et fushia
MANAO LIVRAISON ZAHAY
CONTACT :0342138120
28/05/2026
Ireto anie afaka atao cadeau amin'ny fête des mères 🥺🥰
TOUT À ❌50000ar❌
CUISSARDE DISPO ATO AMINAY MISY PT 35 À 40
ZAY TIANAO NA MARRON NA NOIR 🤪🤩
CONTACT :0342138120
MANAO LIVRAISON
27/05/2026
✨ LAMPE CRISTAL LED TACTILE AVEC TÉLÉCOMMANDE ✨
❌30000ar❌
Mety tsara ho an’ny : ✔️ Chambre
✔️ Salon
✔️ Bureau
✔️ Décoration anniversaire / mariage
✔️ Cadeau ho an’olona tianao 🎁
🌈 COLORIS & MODE MULTICOLORE
Loko maro azo ovaina 💜💙💚💛🧡❤️
Lumière douce tsy mankarary maso
Misy effet cristal mamirapiratra tena classe ✨
🎛️ FACILE À UTILISER ✔️ Tactile touch control
✔️ Télécommande incluse
✔️ Azo ahena na ampitomboina ny hazavana
✔️ Mode lumière fixe na clignotant
🔋 RECHARGEABLE USB
Batterie rechargeable intégrée
Tsy mila pile
Mora entina na afindra toerana
Contact:0342138120
BONJOUR LES ABONNÉS NANAONA NY FETY? ELAELA TSY NISY LIVE FA SAHIRANA KELY NY ADMIN 🥺 JP CRÉDIT ALOHA
25/05/2026
Salama daholo 👋👋 tsy mitsahatra mizara ny retour nareo izay efa nanjifa tato aminay zahay
la dia mankasitraka be dia anareo Eny na hoan'ireo zay mbola tsy nanjifa dia mino aho fa mbola hanao commande daholo ianareo 😅 mandefa amin'ny faritany zahay
Ireto ary ny retour mamy kely avy aminareo avy any Amin'ny faritany sy eto tana
contact tsy miova 0342138120 raha misy fanamarihana na koa hanao commande Dia afaka miditra mp avy hatrany
MANKASITRAKA INDRINDRA ✅
23/05/2026
Promo ❌40000ar❌ androany ihany ❤️
IZA NO MBOLA TSY MATORY 👋😅, AMIN'NY FIRY IANAO MAHITA ITY PUB ITY MANAOVA PRÉSENCE AO AM COMMENTAIRES
21/05/2026
Kely sisa dia 2k sahady isika 🥰 mbola mitohy ny lalao fa aza adino
🎉 GIVEAWAY SPÉCIAL 🎉 2k
Misaotra betsaka anareo rehetra amin'ny fanohanana 1,7k isika izao Mino zahay fa vety2 Io Dia hiakatra 2k ka ireto ary aloha ny ho zaraina rehefa Tonga ny FOTOANA🥰
🏆 Loka azo:
🥇 1er : 20 000 Ar
🥈 2ème : 10 000 Ar
🥉 3ème : 5 000 Ar
📌 Fepetra handraisana anjara:
✅ Manaraka (abonné ny page)
✅ Asio réaction ❤️ ity publication ity
✅ Mentionner o namana handray anjara
✅ Partageo amin’ny mur-nao sy groupe hafa ity
⚠️ Arakaraka ny maha betsaka ny participation-nao no mampitombo ny chance-nao handresy 😉
📅 Daty hamoahana ny valiny:
➡️ Rehefa feno 2 000 followers ny page
🎯 Aza tara fa mety ianao no ho iray amin’ireo handresy 🤩
Bonne chance daholo ❤️
20/05/2026
Mentionneo le namanareo niarak nanao programme ho any hatram Zao tsy tanteraka 🤣🤣🤣Angelina Rakotohariniaina
RAHOVIANA IHANY E
20/05/2026
Ireto daholo ary ny karazana arendrina dispo ato Shop Larry à partir 2500ar
Efa misy prix ny sary tsiray2
Mp n'a Miantso avy hatrany zay hanao commande 0342138120
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
