Nantenaina beauty

Nantenaina beauty

Share

Ny tsara sy mora hatrany oh ❣️

24/01/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Lau Elie

21/12/2025

❣️ dieny Mbola taille Kelykely ❣️❣️❣️

21/06/2024
25/05/2022

🌸 somary misy faritra tiantsika iena ve?
🌸 ty no izy ary e, savon+crème
🌸 ampiasaina indroa isanandro aorinan'ny "do**he"
🌸 manao livraison zahay an ☎ 034 36 146 24 .

04/12/2021

Indro ny lotion éclaircissante,ho an'ny vatana izy ty: manazava sy manadio ilay hoditra,manamandina azy, ampiasaina maraina sy ny alina raha te ahazo vokatra aingana. 500ml izy ty. Manao livraison hatrany izahay.
Afaka miantso avy hatrany : 034 55 632 62 / 034 36 146 24
Vidiny: 16 000ar

17/09/2021

Zavabaovao... Zavabaovao : shampooing sady gel do**he+après shampooing natao anaty coffret iray hanamora be ny fiainanao : vatanao madio,volonao mangirana!
Manao livraison zahay ary mandefa faritra. Shampoing&gel do**he: 400ml , conditionneur: 230ml.

09/09/2021

Indro ny lotion éclaircissante,ho an'ny vatana izy ty: manazava sy manadio ilay hoditra,manamandina azy, ampiasaina maraina sy ny alina raha te ahazo vokatra aingana. 500ml izy ty. Manao livraison hatrany izahay.

09/08/2021

☆Nahita vokatra tsara avokoa izay nampiasa azy,nangirana,nalandina, nalefaka ny volo...Sao mety aminao fa aza tara an ☆ manao livraison an.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Rafaralahy Andriamazoto
Antananarivo