Aina Soa Massage
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aina Soa Massage, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
20/04/2022
MASSAGE A DOMICILLE
Manana hetaheta te hanao massage ve enao anefa tsy misy fotoana.
_reradreraka
_stress
_Marary valahana
_sciatique
_Marary andoha lava(misava eo no eo) sns.
Zahay ato AINA soa dia afaka manantona anao any antrano aminy fotoana rehetra izay ahafahanao. Zahay dia mitsabo ny aretina rehetra amin ny alalany massage(massotherapie et reflexotherapie) sy fanafody azo avy aminy huille essentielle azo avy aminy zavamaniry. Contact 0346877341.
19/03/2022
ACTION RAPIDE. Tsy traiment izy ity fa ilay haingampiasa. Natao hoantsika lehilahy ts dia matanjaka filahina na fahatongavany sperme aloha loatra. Tena eficace izy ity. 17000ar ny iray bouteille(in telo mampiasa izy ity)raha mahaliana anao ary dia antsoy avy hatrany ity laharana finday ity.0341389154
Afaka manao livraison izahay ary mandefa maro
22/11/2021
Aina Soa Massage dia manao massage à domicile
Massage professionnel
Manala havizanana
Afaka anaovana traitement
Ity page ity dia natokana hoanireo olona te hanao massage à domicile ary afaka mametraka commande ato, vonona izahay hanomeha fahafaham-po antsika passant rehetra te hanao massage à domicile, massage professionnel
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
