Mikolo Tarehy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mikolo Tarehy, Health/Beauty, Antananarivo.
27/06/2022
❤️CREME visage aux beurre de karité avec Curcuma (100ml)
-mamerina ny oditavanao ho naturel indray
-manala mony, panda, tâche, point noire
-manampihena ny fiketronana
-manamandina oditra
👉7 andro mampiasa manomboka mahita vokatra tsikelikely
Misy FANDIO ihany koa (manadiova azy alohn'ny anaovana crème)
anasana azy
Manatitra manodidina an'Antananarivo, mandefa makany amin'ny faritra izahay tompoko
📱034 18 301 12
15/06/2022
Coucou daholo ny mpanaraka ny pejy MIKOLO TAREHY 🤩🤩
Ity misy astuces kely nefa tena nahitana vokany😊 mba zaraiko maimaimpoana ho anareo izay liana, ary misy produits efa vita mélangé koa:
Zavatra ilaina:
🍀Poudre curcuma 2sotrokely
🍀Ranona persil
🍀Tantely pure 2sotrokely
🍀Ronona velona na beurre de karité
Une semaine dia efa mahita fiovana tamin'ny fanalana ny mony, panda, tache, may ny masoandro, nanazava ny oditra
💁Manana MASQUE efa vita ihany koa izahay sady tena aingampiasa be
15.000ar 100ml/ 25.000ar 200ml
Misy ihany koa ny:
LOTION FANDIO 12.000ar
SAVON naturel 7.000ar
Manampy ny asany sy anadiovana tarehy aloha sy aorinan'ny fampiasana azy.
Midira mp na tonga dia miantso , fa ho afa-po ianao
📞📞034 18 301 12
26/05/2022
Mafinaritra ery ny madio tarehy, ity ny fomba atao azahonao an'izany fahadiovan'ny tarehy izany, manala mony, panda, tâche, point noire , mampiasa :
🌿Masque visage aux curcuma+miel+beurre de karité
🌿Savon naturel (carotte na Vahona)
Prix izy 2 : 22.000ar Promotion
💌034 18 301 12
26/05/2022
Pack VISAGE
❤️Mini pack: 35.000ar
❤️Grand pack :45.000ar
Afaka vidina tsirairay ihany koa ny produits
Ahitanao:
🍀Masque visage aux curcuma (avec miel+beurre de karité) 15.000ar 100ml / 25.000ar 200ml
🍀Lotion Fandio 12.000ar(vahoana+persil)
🍀Savon naturel 7.000ar ( carottes / vahoana)
🍀Eau de rose 8.000ar
manala mony, panda, tâche, point noire, manasitrana may ny masoandro
Aingam-piasa , efa vita andrana, mampiasa 7andro manomboka mahita vokatra tsikelikely,
Efa maro no nampiasa sy nahita vokatra tsara 🤗
Midira mp na miantso
💌034 18 301 12
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
