Tsara Bika
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsara Bika, Health/Beauty, Antananarivo.
31/08/2022
Ity ndray ary lay baume tena ilaintsika🌲
_ manala hidihidy,farasisa,fery,laniny biby
_ manala rivotra ihany koa,mety tsara hoany zazakely,bevoka,sns
_ efficace avy hatrany,naturel
24/08/2022
Ito lay thé hibiscus
Naturel,ary efficace be
_ manala tavy
_ mampifintina tsara
_ sady manadio ny any anaty
_ itanao mintsy ny ivoahana lay tavy2 any anatinao
13/06/2022
Mbola misy hatrany ny thé hibiscus,zay tena afataratsika azy amlay tena mampihena kibo,sy mampifitina,naturel hatrany ny produit ato aminay
20/05/2022
Manasa atsika ary hanjifa ny produit naturel hatrany
_Thé Hibiscus,manala kibo,manala tavitavy rehetra @ vatana,sady manadio ny anaty
Sérum a base de ravingoavy,lay mampaniry haingana ny volonao,sady mitsabo ihany koa ny volo simba
_Claire de visage a base de Géranium,manala Mony,manalefaka tarehy,mampihidy masokoditra,manala ride
_ Baume olive kosa dia manala fivotosana,fanaitainana,fery,farasisa,mangidihidy,mety hoan' ny zazakely sy olon' dehibe,mandroso tompoko,fa mahafapo avokoa ny vokatra
19/05/2022
Thé manena vatana haingana s kibo🌺🌺🌺
Sérum a base de ravingoavy,mampaniry volo🌱🌱🌱
Baume olive,manala fivotosana sns🍃🍃🍃
Claire visage a base de geranium🌻🌲🍀
18/05/2022
Thé Hibiscus🌺🌺🌺
Naturel💐💐💐
18/05/2022
Toy izaho no vokatra ato aminay
Naturel hatrany🌱💐🌺🌲🌳
Mandroso tompoko
14/05/2022
Manala NY tavy2 rehetra sady mampifintina tsara n bikanao
Santé et beauté
13/05/2022
Fanalavana volo,sy fanenana vatana
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
