Beautia Fi
Maquillage & Cosmétiques
12/06/2023
VAOVAO BE HOAN'IREO IZAY MBOLA TSY NAHALALA ‼️‼️
032 84 625 24 📞📞 ny contact hoan'ireo izay Aka rdv 🙄
Bisou daolo amzao alina feno tsikitsiky Zao 🤣🤣🤭 de tandremo Zao tsy mamaky tsara Zao 😏😏
10/06/2023
Soit la poupée barbie qu'elles ont toujours rêver d'avoir 🩷
Sunset make-up look avec la palette Bperfect Cosmétiques 🫶 décoré avec des strass blanches 🤍✨
Prise de rdv disponible ✅
Service à domicile sur Tana ville uniquement ✅
Contact : 032 84 625 24 📞📞
Hey mademoiselle, qu'est-ce que t'es Belle 😍😍💖
Transition kely ndray androany 🤭🥹 make-up avec des strass 🫶
Tinareo ve ? ☺️ Za aloha tena j'adore 🥰
08/06/2023
MAGNIFIQUE JUSQU'AU BOUT DES ONGLES 😍😍💖
Blanc laiteux ou rose transparent 🫶 French coloré ou French blanc 🥹 water decal ou nails art à main levée 😍💗
Vos idées m'inspirent à sortir le meilleur de moi même 🥰🥺
❌ Pas de service à domicile pour le moment fa manantona aty antrano aty ANDREFANAMBOHIJANAHARY JIRAMA COGELEC no misy anay ❌
Sur rdv uniquement ✅
Contact : 032 84 625 24 📞📞
07/06/2023
💍MAKE-UP POUR FIANÇAILLES 💍
Nos félicitations à la jolie Andriamanalina ❤️🫶
Service à domicile sur Tana ville uniquement ✅
Contact : 032 84 625 24 📞📞
" L'amour d'une mère , c'est celle qui se rapproche le plus de celle de Dieu 💖 "
MISAOTRA AN'IREO MAMAN REHETRA 🥺🫶 misaotra misy , misaotra mitia , misaotra mikarakara , misaotra manoana , misaotra @ retraretra mintsy 🙏🙏
Mahatsiaro manokana an'ireo Dada sady Neny sy ireo zanaka tsy eo anilan'i Neny intsony ❤️
Andro tsy natao ampalaelo androany fa andro fahatsiarovana anazy , sy fanehoana anazy fa tiana izy ary mamy indrindra na tsy eo aza 🥰🥺
Bonne fête à toutes les mamans 🫶
03/06/2023
Bonjour daolooo ny Manjakely rehetra 😍🥰
Aona ity Sabotsy malomaloka tapaka jiro lava ity ? 😮💨
Na dia zany ary dia tsy atao hahakivy fa mirary tontolo andro mahafinaritra antsika rehetra 🤭🫶
Bisouuuuu 😚💖
02/06/2023
IL N'EST JAMAIS TROP T**D POUR SE PRENDRE EN MAIN 🥰💖
surtout quand on se trouve entre de bonne main 😏🫶
- Pédicure Express ✅
- Faux ongles et mise en forme carré ✅
- VSP blanc laiteux 2 couches ✅
- Déco French et strass ✅
❌ Pas de prestation à domicile pour le moment , fa manantona aty antrano aty Andrefanambohijanahary Jirama Cogelec no misy anay ❌
Sur rdv uniquement 🥰
Contact : 032 84 625 24 📞📞
01/06/2023
ANDEFA COMMANDE COLORATION ZA IO 🥰 Iza ko no icommande miaraka amiko ?
Swarzkopf : Blond très clair , Rouge intense et Rouge éclat
Prix : 20.000ar la boîte ✅
Vitsy kely izy fa tsy misy bedebe ☺️ mandalo ihany fa tsy misy fona akory anh 😏
Mp Ary 🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |
