Bio Cosmétiques

Bio Cosmétiques

Share

Bio Cosmétiques
Produits 100% naturels pour révéler votre beauté intérieure & extérieure.

Perte de poids | Soins peau & cheveux | Santé au naturel
📞 034 42 982 70

09/07/2026

𝗘𝗳𝗮 𝗺𝗯𝗮 𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗔𝗚𝗢 𝗖𝗢𝗠𝗕𝗢 𝗶𝗿𝗲𝘁𝗼 𝘃𝗲 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 ?

😱Tsy vitany hoe mihena fotsiny ny vatana fa mahazo aina , miverina @ ilay forme taloha ary indrindra mahatoky tena.

👉𝗠𝗔𝗚𝗢 𝗖𝗢𝗠𝗕𝗢 ( 𝗠𝗮𝗴𝗼 𝗱𝗿𝗮𝗶𝗻𝗲𝘂𝗿 + 𝗠𝗮𝗴𝗼 𝗴é𝗹𝘂𝗹𝗲) dia manao ny drainage naturel, mampihena ny kibo mibontsina ary manamaivana ny vatana.

📍 Bio Cosmétiques Analakely – en face Paositra Malagasy - Entre Luxury Classes et Rewards Évent – BOX E36
📞 0344298270,

08/07/2026

👀 𝗧𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝘃𝘆 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗻𝗼 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘁𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗮𝘀𝗮 𝗺𝗮𝘃𝗲𝘀𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗳𝗮...⁉️

Isan'andro dia misy antony maro mety hahatonga ny vatana hahatsapa ho mavesatra; dia ny:
💧 ny rano be loatra izay tazonin'ny vatana
💨 ny ballonnements
🍽️ ary ny olana amin'ny fandevonan-kanina
Rehefa mitohy izany dia mety hahatonga ny kibo mibontsina sy tsy fahazahonaina isan'andro.

💚 𝗠𝗔𝗚𝗢 𝗗𝗥𝗔𝗜𝗡𝗘𝗨𝗥 & 𝗠𝗜𝗡𝗖𝗘𝗨𝗥 dia drainage naturel manampy ny vatana amin'ny fanesorana ny rétension d'eau ary mampihena ny kibo mibontsina.✨

📍 Bio Cosmétiques Analakely – en face Paositra Malagasy - Entre Luxury Classes et Rewards Évent – BOX E36
📞 0344298270,

06/07/2026

💚 𝗠𝗔𝗚𝗢 𝗚É𝗟𝗨𝗟𝗘 𝗩𝗘𝗡𝗧𝗥𝗘 𝗣𝗟𝗔𝗧 – Conçu pour celles et ceux qui souhaitent retrouver un ventre plus plat et plus léger.

❌👉 MAGO GÉLULE VENTRE PLAT n'est pas une simple gélule. C'est un complément alimentaire conçu pour favoriser une bonne digestion, réduire les sensations de ballonnements et accompagner vos efforts de perte de poids, lorsqu'il est associé à une alimentation équilibrée et à une activité physique régulière. 👌
💊 𝗖𝗼𝗻𝘀𝗲𝗶𝗹𝘀 𝗱'𝘂𝘁𝗶𝗹𝗶𝘀𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 : • 2 gélules, 15 minutes avant le petit-déjeuner. • 2 gélules, 15 minutes avant le dîner. 🥛 À prendre avec un grand verre d'eau.

💚 𝗠𝗔𝗚𝗢 𝗚É𝗟𝗨𝗟𝗘 𝗩𝗘𝗡𝗧𝗥𝗘 𝗣𝗟𝗔𝗧 𝗰𝗼𝗻𝘁𝗿𝗶𝗯𝘂𝗲 à :
✅ Favoriser une bonne digestion.
✅ Réduire les sensations de ventre gonflé.
✅ Procurer une agréable sensation de légèreté.
✅ Accompagner votre programme minceur dans le cadre d'un mode de vie sain.

📍 Bio Cosmétiques Analakely – en face Paositra Malagasy - Entre Luxury Classes et Rewards Évent – BOX E36
📞 0344298270

05/07/2026
04/07/2026

Iza amin-tsika no efa mba manao regime ihany fa ilay kibo nefa tsy mety mihena mintsy😩?

04/07/2026

😳 "za tsy noana ... nefa otrany hoe te hihinana zany foana rehefa stressé!"
Fantatrao ve fa tsy ny hanoanana ihany no mahatonga antsika hihinana?
Indraindray dia ny stress sy ny émotion no manosika antsika hitady sakafo, ka mety hanasarotra ny fampihenana lanja.

🎥 Ao anatin'ity vidéo ity dia hazavainay:
✅ Nahoana no mitranga izany.
✅ Ahoana no hamantarana raha tena noana ianao sa stress fotsiny.
✅ Ary torohevitra tsotra hanampy anao hifehy izany fahazarana izany.

💬 Jereo hatramin'ny farany ilay vidéo, dia lazao ao anaty commentaires hoe: ianao koa ve tratran'ilay hoe rehefa stressé dia mitady hanina foana? 😅
📩 Raha mila torohevitra manokana momba ny programme minceur dia manorata MP anay. 💚

03/07/2026

💡𝗧𝘀𝘆 𝘃𝗼𝗮𝘁𝗲𝗿𝘆 𝗵𝗶𝗷𝗮𝗹𝘆 𝗯𝗲 𝗶𝗻𝘁𝘀𝗼𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗶𝗲 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝘃𝗮𝗼 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝗵𝗲𝗻𝗮 𝘃𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗵 .

👉💚𝗠𝗔𝗚𝗢 𝗗𝗥𝗔𝗜𝗡𝗘𝗨𝗥 & 𝗠𝗜𝗡𝗖𝗘𝗨𝗥 dia vokatra natoraly izay vita avy amin'ny Figue de Barbarie🌵
✔️Natao indrindra ho an'ireo izay te hahatsapa vatana maivana , manana kibo mibotsina, misy rétention d'eau, tavy ratsy @ vatana .
❌🙃Tsy mifidy na lahy na vavy ; na mbola tanora na ihany koa efa nahazoazo taona .

📍 Bio Cosmétiques Analakely – en face Paositra Malagasy - Entre Luxury Classes et Rewards Évent – BOX E36
📞 0344298270

02/07/2026

💚 𝗠𝗔𝗚𝗢 𝗚É𝗟𝗨𝗟𝗘 𝗩𝗘𝗡𝗧𝗥𝗘 𝗣𝗟𝗔𝗧 – 𝗡𝗮𝘁𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘁𝗲 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗸𝗶𝗯𝗼 𝗳𝗶𝘀𝗮𝗸𝗮 𝘀𝘆 𝗺𝗶𝗹𝗮𝗺𝗶𝗻𝗮 .

❌👉Tsy gélule tsotra fotsiny anie izany 𝗠𝗔𝗚𝗢 𝗚É𝗟𝗨𝗟𝗘 𝗩𝗘𝗡𝗧𝗥𝗘 𝗣𝗟𝗔𝗧 izany eh, fa complément alimentaire natao hanampy anao hahazo aina kokoa rehefa avy misakafo sy hanampy hanohana ny ezakao @ fampihenana ny lanja , miaraka amin'ny sakafo voalanjalanja sy fanatanjahantena Kely👌.

💊 Mihinana 2 gélules, 15 minitra alohan'ny sakafo maraina, ary 2 gélules, 15 minitra alohan'ny sakafo hariva, miaraka amin'ny rano iray vera lehibe.

✅ Manatsara ny fandevonan-kanina
✅ Mampihena ny kibo mibontsina 💚
✅ Mahatonga ny vatana ho maivana kokoa
✅ Manohana ny ezakao hahazoana kibo fisaka sy silhouette 🥰

📍 Bio Cosmétiques Analakely – en face Paositra Malagasy - Entre Luxury Classes et Rewards Évent – BOX E36
📞 0344298270

01/07/2026

❌ 𝗠𝗮𝘂𝘃𝗮𝗶𝘀𝗲𝘀 𝗴𝗿𝗮𝗶𝘀𝘀𝗲𝘀 + 𝗦𝗲́𝗱𝗲𝗻𝘁𝗮𝗿𝗶𝘁𝗲́ + 𝗔𝗹𝗶𝗺𝗲𝗻𝘁𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲́𝘀𝗲́𝗾𝘂𝗶𝗹𝗶𝗯𝗿𝗲́𝗲 = 𝗦𝘂𝗿𝗽𝗼𝗶𝗱𝘀 😔

Ny fihinanana sakafo tsy voalanjalanja, ny tsy fahampian'ny hetsika ara-batana ary ny fitangoronan'ny tavy ratsy ao amin'ny vatana dia mety hitarika fitomboan-danja sy hanasarotra ny fampihenana lanja.

😩 Vokatr'izany dia mihena ny fahatokisan-tena, lasa tery ny akanjo, ary lasa sarotra kokoa ny mampihena lanja na mamerina ilay forme anao taloha.

𝗙𝗮 𝗶𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗮𝗻𝗷𝗮𝗿𝗮 𝗮𝘀𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗠𝗔𝗚𝗢 𝗗𝗥𝗔𝗜𝗡𝗘𝗨𝗥 & 𝗠𝗜𝗡𝗖𝗘𝗨𝗥 ?
✔️ Manohana ny drainage naturel
✔️ Manala ny rétension d'eau.
✔️ Manamaivana sy mampahazo aina ny vatana.
✔️Manatsara ny fandevonan-kanina

💚 Ny ezaka atao isan'andro no mitondra vokatra tsikelikely mankany amin'ny vatana maivana .

📍 Bio Cosmétiques Analakely – en face Paositra Malagasy - Entre Luxury Classes et Rewards Évent – BOX E36
📞 0344298270

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Analakely
Antananarivo
101