Faly Fitsaboana
Traitement mal de dos , massage et réeducation AVC et massages ( géneral, theurapetique, rélaxant, reflexologie,...)
15/12/2025
Miarahaba tompoko, Manana olana amin'ny resaka (manindrona ny lamosina dia mamaly any @ tratra), ,...ve ianao ?
dia manao ireto ka aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina:
⛑️ Massage général relaxant (1h/2h): izay mety aminao ( à domicile) ;
⛑️ Massage AVC ho an'ireo olona tratran'izany: massage général, Masso-kinésithérapie , massage point ( à domicile) ;
⛑️ Manao exercices kinésithérapie mba ho fihezahana hamerenana tsikelikely ny fahasalaman'ilay olona tratran'ny AVC ( à domicile) ;
⛑️ Massage point (médicine traditionnelle chinoise) ho fitsaboana karazana aretina toy ny tension miakatra,.... ;
⛑️ Réflexologie et réflexothérapie ho fitsaboana aretina maro karazana @ felatanana sy faladia (à domicile) ;
⛑️ Mitsabo aretin-damosina (mal de dos) toy ny , , ,...( à domicile). Ny fanazavana misimisy kokoa dia hitanao ao @ page ;
⛑️ na : fanalana , anaty rehetra, manadio rà, mampikoriana tsara ny rà,..(fanazava feno tsara dia ao @ page Faly Fitsaboana). Ny fitaovana ampiasaina dia efa bien desinfecté ( à domicile na aty amiko Alakamisy Fenoarivo).
☎️: 0340971740 / 0330961081
Toerana : Alakamisy Fenoarivo.
Fanamarihana: À domicile daholo ny fitsaboana.
01/06/2025
Miarahaba tompoko, ririnina izao ny andro ka manomboka miseho sy mihetsika indray ireo aretina mpitranga @ andro mangatsiaka toy ny , ,.... dia manao ireto ka aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina:
⛑️ Massage général relaxant (1h/2h): izay mety aminao ( à domicile) ;
⛑️ Massage AVC ho an'ireo olona tratran'izany: massage général, Masso-kinésithérapie , massage point ( à domicile) ;
⛑️ Manao exercices kinésithérapie mba ho fihezahana hamerenana tsikelikely ny fahasalaman'ilay olona tratran'ny AVC ( à domicile) ;
⛑️ Massage point (médicine traditionnelle chinoise) ho fitsaboana karazana aretina toy ny tension miakatra,.... ;
⛑️ Réflexologie et réflexothérapie ho fitsaboana aretina maro karazana @ felatanana sy faladia (à domicile) ;
⛑️ Mitsabo aretin-damosina (mal de dos) toy ny , , ,...( à domicile). Ny fanazavana misimisy kokoa dia hitanao ao @ page ;
⛑️ na : fanalana , anaty rehetra, manadio rà, mampikoriana tsara ny rà,..(fanazava feno tsara dia ao @ page Faly Fitsaboana). Ny fitaovana ampiasaina dia efa bien desinfecté ( à domicile na aty amiko Alakamisy Fenoarivo).
☎️: 0340971740 / 0330961081
Toerana : Alakamisy Fenoarivo ( HIJAMA ihany no afaka atao aty fa ankoatr'izay à domicile daholo ny prix nefa tsy miova na any aminareo aza no atao fa frais deplacement fotsiny no maha samihafa azy).
23/05/2025
Salama tompoko,
Faly Fitsaboana dia manao ireto:
1) Massage général relaxant,
2) Massage spécial AVC sy exercice kinésithérapie ho an'ireo olona voan'ny AVC (fahatapahana lalan-drà),
3) Massage point (fampidinana tension, nify marary,...)
4) Réflexothérapie sy réflexologie
Toerana fanaovana azy: à domicile (any an-tranonao ny hanaovan-tsika azy) dia tsara raha maraina.
Contact: 0340971740 / 0330961081
20/05/2025
Miarahaba tompoko.
Manana olana amin'ny resaka aretin-damosina indrindra fa ny nerf sciatique ve ianao ?
Famaritana tsotsotra:
Ny colonne vertébrale (33 vertèbres) dia misy karazana nerf maro be manomboka any @ plexus cervical (tenda) ka hatrany @ plexus sacral (fitombenana). Ireo nerf ireo dia avy ao @ moëlle épinière (ao anaty canal vertébral) no mitsiry ary mifanitsy @ disque intervertébral (mahatonga ny colonne vertébrale afaka mihetsika).
Ny disque intervertébral dia misy noyau gélatineux sy anneau fibreux.
Rehefa mipotsaka io noyau io dia lasa tery ny nerf ka lasa marary ny colonne vertébrale sy ny faritra andalovan'iny nerf iny.
Vokatry ny dona nihatra tamin'ny vatana koa dia mety hisy anomalie ao @ vertebre lombaire 4 sy 5 ary ny vertebre sacré 1 sy 2 ary 3 (nerf sciatique).
Tsara marihana eto fa ny nerf sciatique no tena lehibe sady lava indrindra @ ireo nerf ireo ka izany no mampisongadina be azy raha marary izy.
Vokany: marary ny lamosina, valahana, andilana, fitombenana manindrona be, marary rehefa mipetraka na mitsangana, sahirana raha miondrika na mitraka, mandringa sy mitari-tongotra mihitsy aza , mamolivoly ny ratsa-tongotra na laferana sy ny ranjo na marary mihitsy. Ny tena loza dia lasa lava sy fohy ny tongotra rehefa tara ny fitsaboana, mety ho lasa kely sy lehibe ny tongotra,....
Ireto no antony mety hahatonga an'izany: vokatry ny dona nihatra t@ ilay olona, nianjera, misintona rano anaty lava-drano, milanja zavatra mavesatra, milanja zavatra mavesatra @ tanana ilany, mipetraka lava vokatry ny asa, .....
Contact: Mp na 0340971740/0330961081
16/05/2025
Miarahaba tompoko: Mety efa ela ianao no naheno zavatra mazefatra amin'ny faritra ambonin'ny lamosina iny. Mety tsy fantatrao hoe inona no mahatonga izany.
Betsaka no mbola tsy mahafantatra ny antsoina hoe " SITA". Izy io dia miseho ao aorianan'ny asa mafy toy ny asa birao eo @ ordinateur lava, fibatana zavatra mazefatra, asa tany, miondrika lava (toy ny manasa lamba, mécanicien,...), mandrafitra, filanjana kitapo na poketra mazefatra @ soroka ilany, .....
Ny fisehony dia marary hafahafa ary manelingelina izany ny lamosina ambony. Mety hamaly aty @ tratra (manindrona sy manempotra mihitsy indraindray, mety hahafaty raha tena tsy voatsabo,...) Te hiotra ianao ary mahafinaritra anao ny miotra nefa miverina ihany izy rehefa reraka indray ianao satria singa ao anaty rà (lio) toy ny globules blancs, globules rouges, plaquette sanguine ary toxine tokony hiala izy io dia rehefa reraka sy manavy ianao dia henonao mazefajefatra manelingelina anao izy.
Anisan'ny fomba mahomby indrindra hitsaboana azy io ny fanaovana " VENTOUSE" na " HIJAMA" na " CUPPING THERAPY.
Raha natao opération anaty koa ianao ka mbola misy rà maloto tavela any anatiny dia tena mety koa io hahafahana manala izany.
Manala fanaintainana raha nisy zavatra nidona tamin'ny vatana (nivoto, manga anaty,....)
Toerana: Alakamisy Fenoarivo
Contact : 0340971740 / 0330961081
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Angarangarana Namontana
Antananarivo
101
