Mahanjaika Mode

Mahanjaika Mode

Share

Vente d’articles neufs et de secondes mains ( friperies)

02/10/2024

Zay alo n'y androany maman an ,misaotra anareo .soava nu Alina daholo

02/10/2024

Live akanjon'ankizy isika Zao
Lot :10000:3
Taggieo n'y namana
Partageo n'y live
Fa izay meilleurs partage mahazo 5000ar
S'y izay meilleurs y mitague namana mahazo 5000 ar

02/10/2024

Coc daholo ô! ✋✋
Misy live akanjon'ankizy @ 17 :30
Atao lot 10000=3
✅Misy crédit ho zaraina @ io sady misy
✅5000 izay omena n'y meilleures partage
@ 17:30 zany n'y fotoanatsika e!

02/10/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Åñgē Lïçœ, Lal Bahadur, Tahiry Aina Ras, Olivia Tsiaromalala, Merkel Andria, Jessica Rojo, Henitsou Andriam's, Carn Chailla Gevia, Angelico Raz, Jenny Monicka Razafi, Fi Tia, Tyah Maël

Photos from Mahanjaika Mode's post 01/10/2024

Otrizao ry reto no zavatra tena vokatra Aty aminay an

01/10/2024

Salama daholo ve nareo ato ô!! Izy indray no nahavita bé t@ ilay lalao izay natao t@ ity herin'andro ity:

26/09/2024

Fiadanana ho anareo ô!
Ity indray Ary ilay lalao nandrasantsika e!
✅Antsoy daholo ny namanao hanaraka s'y hanao j'aime ny page
✅Abonneo koa n'y page
✅Partageo @ groupe 2 misy anao ity lalao ity.
Ka izay mahavita miantso namana betsaka hanaraka ny page dia mahazo 15000 ar avy aty aminay .Bonne joué daholo ary.@ 1 octobre @ 12 Ora ny fandraisana lalao farany

24/09/2024

Coc daholo indray ô? Hanontaniako ianareo hoe vonona n'y hanao jeux indray ve?
Zay vonona de lazao ao @ comantaire hoe"vonona".

23/09/2024

Zao ry zareo ah!
Ampahafataranay anareo mpanaraka anay fa zahay ato@ " Mahanjaika Mode " dia aty @ faritra fa tsy ao Antananarivo.
Aty Tanambe Ambatondrazaka zahay no mivarotra,de Aty zahay no manao live ..sns.
Koa misy fotoana zahay manao live de mety 1 jour après live vao tonga any aminareo n'y entana .fa kosa @ fotoana n'y livraison vao mando n'y vola vidin'entanareo hianareo..
Ary n'y fré de livraison Dia 3000 ihany fa tsy miova akory.Maro bé n'y zavatra azo jifaina Aty aminay satria raha iresaka:
✅Trondro dia tena vokatra zany Aty aminay
✅ N'y zavatra vita avy @ asa tanana de maro zavatra tsara .
✅ N'y voakazo moa de tsy lazaina intsony
Ka raha misy mahaliana anao @ reo Dia afaka miresaka ao @ mp isika fa afaka alefanay any aminareo izany .
Ataonay Zay maha afampo anareo satria izahay s'y ianareo mitambatra no mahomby .
Afaka mangataka live n'y @ reo inahy koa izay Liana e!
De aza misalasala ary fa izahay dia afaka manome fahafampo ho anareo .

21/09/2024

Ô ry zareo an ! Ity MBA misy tenikely ,ahitsio raha misy diso
✅ Maro bé ireo mpisoloky ato anaty fasiboky ,ka maro ihany koa ireo voasolokiny
Manoloana izany Dia tokony mba andray andraikitra ianareo tena topona b***e zany hoe ianareo tena mivarotra ara- dalana ( tsy mpisoloky) satria ianao raha mivarotra anaty fb Dia tokony ho fantatrareo n'y sarin'ny b***e nareo, ka vao hitanareo publié anaty compte hafa ilay izy Dia tokony mandefa pub nareo hoe anah ity b***e ity fa tsy an'ranona ohatra :
✅ Ho anareo revendeur indray dia mba aoka ny revendeur iray sary iray fa indraindray maro bé ianareo no revendeur manao pub sary iray ( zany hoe misy dépôt 1 manana revendeur 5 de mitovy n'y sary publien'ireo revendeur ireo)fa aoka MBA Samy anana n'y entana publiena ianareo revendeur mikambana depot ireo ✅Satria ho anay Aty @ faritra Dia efa maro ireo voasoloku de mba ianareo manao publication ato zany tokony MBA andray andraikitra ihany koa @ ireo mpisoloky n'y entanareo ireo fa tsy maika n'y hanankiana fotsiny hoe nareo no te Haka any koo.:
Zahay mantsy tsy mpaminany ka ahay hoe Iza no mpisoloky de Iza no tsy mpisoloky indrindra fa ireo izay mbola hanandrana n'y hanao frip zany.
✅ De ho antsika @ faritra mpanafatra entana : aza de faly n'y hoe mahita mora de miroboka fa matetika Zay no mahatonga antsika voasoloky
✅De raha efa nisy fanafaranao entana de aza maika n'y hiova fanafarana entana fa aleo aza miangavy ilay fanafaranao entana iny raha tsy misy ao aminy de MBA iangavio izy e!
✅De manantena ny @ fandraisan'ny rehetra andraikitra @ nazy Ty fa tena maro bé ireo efa voasoloky tato.misy aza angamba no tsy te hierika n'y @ zany fanfarana entana izany intsony.
✅ Zay fa mirary ny vola sy fahasalamana ho antsika rehetra ô,!!!! bonne weekend daholo..

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


RN2
Antananarivo