SOA KANTO
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SOA KANTO, Beauty, cosmetic & personal care, Ambohitrimanjaka, Antananarivo.
28/10/2025
21/10/2025
💋Tonga indray ilay Savon au Beurre de Karité sy Coco malefaka tinareo be!
Ho an’ireo mbola tsy nahazo na maniry haka indray dia efa disponible izy izao✨
🧴 Ao koa ny Crème Réparatrice — izay tsisy vina amintsika ny fiasany
💝Manasitrana sy manatsara ny hoditra
❌tsisy effet secondaire 🌸
❌Tsisy corticoïdes
💰 Vidiny tsy niova :
Savon : 20.000 Ar
Crème : 20.000 Ar
💝 Efa maro ny afa-po tamin’ny vokatra Soa Kanto an! 💝
🌿 Produit 100% naturelle avec garantie ny antsika an!
💢 Mitazona tsara ny teny nomenay izahay :
👉 Raha tsy mahita vokatra ianao dia mamerim-bola izahay.
🚚 Livraison manerana ny Antananarivo izahay , ary afaka mandefa any faritany koa.
📞 Contact : 038 89 444 01
28/04/2024
🌹Miverina madio be ny faritra rehetra izay asiana an'io SAVON spécial pour visage Sy CRÈME RÉPARATRICE io🌹
✅Mahafaka tache bé mihitsy
✅Manala mony, panda , ride,point noir
✅Miaro ny hoditra tsy ho maina
✅Manakatona masokoditra
✅Manasitrana ny tarehy Simba Sy may ny masoandro
✅Manalefaka ny hoditava
✅Manasitrana ny areti'koditra rehetra sy
Izay Mety ho problème aminy hoditra
👉Na tache efa ela na vao haingana Dia afany avokoa
Ka raha te hanafotsy vatana ,na faritra tina ho fotsy Dia Io no efficace indrindra
Garantie 100%
🚨👉 AVERINA NY VOLA RAHA TSY MAHITA VOKATRA MANDRITRA NY HERINANDRO😊
Prix: SAVON spécial pour visage 20000 ar
CRÈME réparatrice 20000 ar
Raha Mila fanazavana fanampiny mp avy atrany💌
Manao livraison manerana ny Antananarivo Ary mandefa any aminy faritany ihany koa
Contact :038 89 444 01
07/02/2024
MANANA OLANA AMIN'NY VOLO VE IANAO?
Volo mihongotra be
Volo vakivaky
Loha sola
Volo maina
Volo tsy mety lava
Natokana ho anao mihitsy ity sérum anti-chute ity
√Mampaniry volo vetivety
√Mampatevina volo
√Manome aina ny volo
√Nanamafy ny fotom-bolo
√Mampalefaka volo
√Manala angadrano
✓Mety -bolo rehetra
Tena efficace ary aingam-piasa
Sans effet secondaire
Prix 15000 ar
Manao livraison manerana ny Antananarivo izahay ary mandefa any amin'ny faritany ihany koa
Contact :0388944401
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambohitrimanjaka
Antananarivo
