Sante et Diete
Fizarana vokatra sy tolotra fikarakarana sy famerenana ifotony ny fahasalamana amin'ny alalan'ny sin
Produit de sante 100% bio
Lancement et vente directe de nos produit
10/04/2021
Afaka vetivety ny hozatra manakotsako sy ireo fambara gripa sy tazo rehetra. Nahavonjy olona nisy soritr'aretina rehetra izay niantso anay teny @ hopitaly na ireo izay nitsabo tena tany an-trano ireto vokatra manaraka ireto.
-Tisane a base zava maniry efa vita fikarohana manaraka fenitra sy andrana an taonany maro @ fampiakarana ny anti-corps sy fanadiovana vatana indrindra @ ireo mikraoba 5000Ar ny infusette maharitra 3jours
-Vitamine 100% naturel
Lafo ny traitement sady maharitra amam bolana raha toa ka sendra tratrany ianao. Izahay anefa afaka manampy anao @ vidiny zakan'ny be sy ny maro.
Aza misalasala mandefa hafatra anay raha Liana ianao
Renforcer les relations avec les clients, s'approcher des clients pour connaitre ses besoins et rendre les produits plus accessibles
27/11/2020
🌿HETSIKA ARA-PAHASALAMANA varotra atsinjarany avokoa hamongorana ny DIABETA, TOSI-DRA, OLAN'NY FO SY LALAN-DRA 25NOVEMBRE h@ 05 DECEMBRE 2020
👌Fantatrao ve fa ny nahariana voajanahary ny vatantsika dia ny ho salama. Amin'izao fotoana izao dia miaina revolisionina vaovao isika izay ny fivoaran'ny fitsaboana dia afaka manampy ny famerenana @ laoniny ny fiasan'ny taova rehetra.
Mba hisorohana sy hanala ny fakan'ireo aretina ateraky ny tsy filaminan'ny lalan-dra toy ny DIABETA, AVC, ny MIBINABINA,... Izahay dia manolotra ho antsika fikarakarana fahasalamana avy amin'ny zava-maniry.
💗💐Mananjara tokoa isika satria alefanay antsinjarany izany ho fiahiana ny tsirairay avy amintsika ary fanampin'izay dia miampy fitsaboana amin'ny otra ihany koa izany (manotra points) ho fanafainganana ny fitsaboana antsika.
Toerana:
Ambohijatovo, pavillon 304
22/11/2020
🌿HETSIKA FAOBE ARA-PAHASALAMANA 25 NOVAMBRA-5 DESAMBRA 2020
"Efa mandroso izao tontolo izao, azo atao ny mamerina @ laoniny ny fiasan'ny vatanan'olombelona"
👌Fantatsika ve fa ny nahariana voajanahary ny vatantsika dia ny ho salama? Efa miaina revolisionina vaovao isika izay manome lanja ny fanasitranana @ alalan'ny sakafo, ary manampy ny vatana hamerina ny fibaikoany ny taovany
⭐Mba hisorohana sy Hanalana ny fakan'ireo aretina ateraky ny tsy filaminan'ny lalan-dra toy ny DIABETA, AVC, ny MIBINABINA,... Izahay dia manolotra ho antsika fikarakarana fahasalamana avy amin'ny sakafo sy zava-maniry.
💗💐Mananjara tokoa isika satria alefanay antsinjarany izany ho fiahiana ny tsirairay avy amintsika ary fanampin'izay dia miampy fitsaboana amin'ny otra ihany koa izany (manotra points) ho fanafainganana ny fitsaboana antsika.
Toerana:
Ambohijatovo, pavillon 304.
22/11/2020
🌿HETSIKA FAOBE ARA-PAHASALAMANA
👌Fantatrao ve fa ny nahariana voajanahary ny vatantsika dia ny ho salama. Amin'izao fotoana izao dia miaina revolisionina vaovao isika izay ny fivoaran'ny fitsaboana dia afaka manampy ny famerenana @ laoniny ny fiasan'ny taova rehetra.
Mba hisorohana sy hanala ny fakan'ireo aretina ateraky ny tsy filaminan'ny lalan-dra toy ny DIABETA, AVC, ny MIBINABINA,... Izahay dia manolotra ho antsika fikarakarana fahasalamana avy amin'ny zava-maniry.
💗💐Mananjara tokoa isika satria alefanay antsinjarany izany ho fiahiana ny tsirairay avy amintsika ary fanampin'izay dia miampy fitsaboana amin'ny otra ihany koa izany (manotra points) ho fanafainganana ny fitsaboana antsika.
Toerana:
Ambohijatovo, pavillon 304.
12/11/2020
Miarahaba antsika ☺
Ny toe-batan'ny vehivavy dia miavaka tokoa noho ny anjara toerany eo amin'ny fiainan'ny olombelona.
🌿Ireo taova rehetra mandrafitra izany anefa dia mety ho tratry ny tsy fahatomombanana, azo vokatry ny sakafo nohanina, ny rotoroto andavanandro, ny tsy fahalalana ireo fomba fanao ho fitandroana ny fahadiovana sy ny fahasalaman'ireo taova ireo, fiantraikan'ireo teknolojia maoderina (radiation).
👉Izany dia mety hahatonga aretina maro mitarika amin'ny tsy fahazoana taranaka na koa fivontosana isan-karazany toy ny fibraoma sy ny kista.
💗Ireo vokatra atolotray dia afaka manampy anao amin'ny fikarakarana ny fahasalaman'ireo taova ireo amin'ny fomba VOAJANAHARY 🌿100% tsy mila fandidiana izay mamerina amin'ny laoniny ny fiasan'ireo taova.
Fanazavana fanampiny:
-manatona mivantana eny amin'ny Pavillon 304 Ambohijatovo
-antsoy ny 034 44 510 03 raha mila consultation @ mpitsabo
Sarobidy ho anay ny fikarakarana ny maha-olona anao ☺
11/11/2020
Miarahaba antsika ☺
Ny toe-batan'ny vehivavy dia miavaka tokoa noho ny anjara toerany eo amin'ny fiainan'ny olombelona.
Ireo taova rehetra mandrafitra izany anefa dia mety ho tratry ny tsy fahatomombanana, azo vokatry ny sakafo nohanina, ny tsy fahalalana ireo fomba fanao ho fitandroana ny fahadiovana sy ny fahasalaman'ireo taova ireo, fiantraikan'ireo teknolojia maoderina (radiation). Izany dia mety hahatonga aretina maro mitarika amin'ny tsy fahazoana taranaka na koa fivontosana isan-karazany toy ny fibraoma sy ny kista.
Ireo vokatra atolotray dia afaka manampy anao amin'ny fikarakarana ny fahasalaman'ireo taova ireo amin'ny fomba VOAJANAHARY 100% izay mamerina amin'ny laoniny ny fiasan'ireo taova.
Fanazavana fanampiny:
-manatona mivantana eny amin'ny Pavillon 304 Ambohijatovo
-antsoy ny 034 44 510 03
Sarobidy ho anay ny fikarakarana ny maha-olona anao ☺
08/11/2020
Afaka maka rendez vous @ dokotera raha mila fizahana ara pahasalamana 0344451003. Na manantona mivantana ny birao Ambohijatovo pavillon 304
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo