Fy Tafy

Fy Tafy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fy Tafy, Health/Beauty, Antananarivo.

Photos from Fy Tafy's post 07/09/2024

Izahay nampitafian'ny Fy Tafy!!

13/12/2023

Salama aby oooo!!! Tongasoa daholo eto amin'ny pejy!!

04/12/2023

Kely sisa dia krismasy!! Alefa mora Haingana daholo ny ato. Tsy mihoatra ny 40000Ar!!

07/07/2023

Ny tanana iray tsy maharay sahafa
Ny tanana iray tsy maharay kofafa
Fa izt roa no miara-manainga,
Izay vao mahavadika bainga!πŸ’ͺ
Te hiara-hitafy malagasy tsara ve ianareo roa. Vonona ny Fy Tafy!

07/07/2023

Fy Tafy ❀️

Photos from Fy Tafy's post 04/05/2023

Salama daholo ny namako. Ireto ary ny vidinireto efa tonga dia vonona ireto ho an'ilay liana. Olona iray, endriny iray, Fy Tafy iray. Ezahina ho tsy be mitovy aminao (mba tsy hitenenako hoe tsy misy) fa hiavaka hatrany ny Fytafinao.πŸ˜ŠπŸ‡²πŸ‡¬

03/05/2023

Fy Tafy dia faly mandray ny Malagasy rehetra hitafy n'y vita malagasyπŸ‘—πŸ’ƒ, manaraka toetr'andro. Afaka mamorona ho Anao, afaka mpanjaitra afaka izay fanirianao ihany koa!! Ndao hiaraka hankafy ny Fy Tafy Malagasy isika e!πŸ‡²πŸ‡¬

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Telephone

Website

Address


Antananarivo