My Soa Beaute
Produit naturel
28/06/2020
Ho anao izay te ho lava volo na miongotra ny volo zahay dia manana ny menaka volo miaro ny volo tsy hihintsana ary mangirana ery ny volo rehefa mahazo azy aza misalasala ary manontany eee 👉 MP an 😘😍😋
27/05/2020
Produit vita @ Vahona sy noni🍀 bio🍃 vita malagasy🇲🇬:
✅mampaniry volo
✅manala anga-drano(shampoing)
✅manatsara volo
✅manalava volo
✅miaro ny volo ts ho tapaka
Prix menaka5000A
26/05/2020
👧Menaka volo vahona bio made in Mada🇲🇬🍃
👏Miaro ny volo tsy hihitsana
👏Mapalefaka
👏Mapaniry volo
👏Mapangirana
Aza misalasala ary fa mp avy hatrany e☺😊
Manatsara ny volo simban loko
4000arPM/5000arGM
👉Savony vita amin Vahona
2500 ar
Livraison en ville 2000ar
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Irenerasolonirina@gmail. Com
Antananarivo
