SBB Shin

SBB Shin

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SBB Shin, Health/Beauty, Lot VT3 AP TER G Ambohipo, Antananarivo.

Photos from SBB Shin's post 27/08/2022

Fikambanana MAMIRATRA
Fiofanana CEO cnaps

Photos from SBB Shin's post 23/08/2022

Formation (prestations)
Le 23/08/22

22/08/2022

FILAZANA :
Ity Page ity dia mbola natao ho an'ireo mpiaramiasa ihany aloha no miditra ato
Mankasitraka Tompoko

19/08/2022

Bien dit que.....

Photos from SBB Shin's post 19/08/2022

Tontosa androany ireo Fandraisana ireo mpiaramiasa teto @ Foibe Ambohipo

Photos 17/08/2022

MPANASA LAMBA

MIATRIKA HOAVY

MAMIRATRA

Photos from SBB Shin's post 17/08/2022

Mampiely Bodifotsy :

Tsy diso Anjara ireo mpikambana
Mampiasa SBB shin

Photos 17/08/2022

MANADIO AHO ANIO

MAMIRATRA AHO RAHAMPITSO

17/08/2022

Tongava misoratra anarana ety @ foibe ntoeran'ny SBB shin association
Mitondraha :

Cin
Certificat de Résidence

Tombotsoa maro be no atolotray anao sy ny ankohonanao!

Cnaps Madagascar

Ary maimaimpoana izany fiahiana sosialy izany

Tongava ary miditra mpikambana fa Hamiratra ny hoavinao!

Contacte:0343835106

Photos 17/08/2022

Azonao alaina @ mobile money ihany koa ireo fanampiana hatolotry ny Mamiratra rehetra.

Orange money
M'vola
Airtel money

Photos 17/08/2022

Ireto avy ny antontantaratasy ilaina ho an'ireo mpisitraka fanampiana MAMIRATRA

Photos from SBB Shin's post 17/08/2022

MAMIRATRA NY HOAVIKO

Mitohy hatrany ireo fitsinjovana ny mpisehatra rehetra eto @ Association MAMIRATRA

Mahazo fiantohana arapahasalamana na lahy izany na vavy.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Website

Address


Lot VT3 AP TER G Ambohipo
Antananarivo