Atelier Savon malagasy
🇲🇬 Atelier Savon Malagasy | L'âme de Madagascar dans votre salle de bain.
🌿 Fabrication artisanal
02/12/2025
ohatr'izao ilay ny vokatra rehefa mampiasa ilay base de savon transparent,tsotra kely sady 1h dia mivaingana ary azo ampiasaina na @ zaza aza satria malefa tsara no ambony ny tahan'ny glycérine ao aminy.
10/11/2025
Mbola ato izahay an
Ohatr'izao ny base de savon glyceriné opaque ato aminay, fomba fampiasana azy?mitovy @ fampiasa ilay transparent ihany:
-Atao bain-marie,avela hitsonika
-Rehefa mitsonika tsara afaka ampianao additif (huiles essentielles ou vegetales,poudre,colorant,sns)
-Atao anaty moule, avela hivaingana dia vita
Mbola misy koa ny base de savon transparent
Prix: 55 000 Ar kg
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Anthony Rambolamanana, Odile Andria, Kanto Rkt, Nadia Yolande, Ãläìñ B'riche, Tafita Rakoto, Mii Fanomezantsu, Rëd Natoralÿ, Ranoarijaona Zo, Vahatriniaina Solonomena Raharimanarivo, Prosper Jimmy, Brayan Brayan, Lu Ciee, Mii Haja, An Nah Crisnaah, Hasinjaraniaina Misolo Jolan Randriamorasata
26/12/2023
12/06/2023
💢MITOHY NY FORMATION PRODUIT MENAGER NA IREO VOKATRA METY HO ILAINAO AO ANTOKATRANO💢
-SAVON DE MENAGE (savony sady anasana lamba no afaka handroana)
-Savon liquide (ranon-tsavony fanasana lovia sy ny kojakoja rehetra an-dakozia)
-Savon en poudre (vovon-tsavony fandomana lamba)
-Détergent Sol (Ranon-tsavony fanasana trano)
-Détartrant (Fanadiovana carreau,WC,sns)
-Déboucheur (Fanalana ny tsentsina @ fantsona fandehanan'ny rano)
-Lave vitre (fanasana fitaratra)
💥BONUS: FORMULE FANAMBOARANA LABOZIA SY SAVOKA💥
Tongava ary isaka Sabotsy manomboka @ 08 maraina-04 hariva
Sarany: 100 000 Ar
Fanampim-panazavana: 034 64 403 02
07/05/2023
Toa izao ireo santionany @ vokatra vita t@ formation de produit d'entretient menager na ireo karazana vokatra mety ilainao ao antokatrano
💢MITOHY NY FORMATION PRODUIT MENAGER NA IREO VOKATRA METY HO ILAINAO AO ANTRANO💢
-SAVON DE MENAGE (savony sady anasana lamba no afaka handroana)
-Savon liquide (ranon-tsavony fanasana lovia sy ny kojakoja rehetra an-dakozia)
-Savon en poudre (vovon-tsavony fandomana lamba)
-Lave Sol (Ranon-tsavony fanasana trano)
-Détartrant (Fanadiovana carreau,WC,sns)
-Déboucheur (Fanalana ny tsentsina @ fantsona fandehanan'ny rano)
-Lave vitre (fanasana fitaratra)
💥BONUS: FORMULE FANAMBOARANA LABOZIA SY SAVOKA💥
Tongava ary ny Sabotsy 20 aprily 2023 izao manomboka @ 08 maraina-04 hariva
Sarany: 100 000 Ar
Fanampim-panazavana: 034 64 403 02
Atelier Savon malagasy
🇲🇬 Atelier Savon Malagasy | L'âme de Madagascar dans votre salle de bain.
🌿 Fabrication artisanal
28/03/2023
💢VAOVAO BE💢
FAMPIHOFANANA MOMBA IREO VOKATRA FAMPIASA AO ANTOKATRANO
-SAVON DE MENAGE (savony sady anasana lamba no afaka handroana)
-Savon liquide (ranon-tsavony fanasana lovia)
-Savon en poudre (vovon-tsavony fandomana lamba)
-Lave Sol (Ranon-tsavony fanasana trano)
-Détartrant (Fanadiovana carreau,WC,sns)
-Déboucheur (Fanalana ny tsentsina @ fantsona fandehanan'ny rano)
-Lave vitre (fanasana fitaratra)
💥BONUS: FORMULE FANAMBOARANA LABOZIA SY SAVOKA💥
Tongava ary ny Sabotsy 01 aprily 2023 izao manomboka @ 08 maraina-04 hariva
Sarany: 100 000 Ar
Fanampim-panazavana: 034 64 403 02
06/03/2023
Voici notre tout premier savon à froid enrichi à l'huile de Baobab;
Saviez-vous que l’huile de baobab, riche en polyphénols, stimule le renouvellement cellulaire et préserve du vieillissement cutané..,par sa composition de plus de 70% d’acides gras insaturés, cette huile végétale soulage les démangeaisons et est efficace pour soulager l’inconfort dû à l’eczéma et le psoriasis,elle favorise la cicatrisation des lésions et redonne élasticité à la peau (lutte contre les vergetures),apporte élasticité et douceur à la peau grâce à sa teneur en acides gras essentiels. La peau est douce et souple,les acides gras contenus dans cette huile hydrate et nourrit en profondeur l’épiderme.
05/03/2023
Misy foana ny formation na tsy misy aza ny fampahafantarana eto @ pejy.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101