Soa Bango
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soa Bango, Health/Beauty, Antananarivo.
07/12/2022
Savon gingembre tena mampihena aingan b mintsy mety am fahasalamana tsara💝
Manala roro amkibo, mampifintina ilay kibonao
Tongava mp avy atrany fa mety am olona rehetra an / ao anatiny 5 andro enao de mihena vo mampiasa azy
Ahositra amfaritra zay tinao hiena na miantso ny 034 58 595 58
25/11/2022
Iza koa maman tsy tarehy misy tasy ,panda,ride,Mony,sns ato oh
Andao anala azy miaraka am crème amande au coco tsika
Ao anatiny 3 à 4 andro mampiasa enao de maita vokatra tsara bé
Tsy mifidy tarehy fa mety am tarehy rehetra an
Mp avy atrany ary na miantso ny 038 58 595 58
05/10/2022
Ty amzay ary le crème d'amandes manadio tarehy oh,, mampiasa ao anatiny 3 andro de efa maita vokatra
Manala tasy rehetra, mony, panda, cerne
Manala may masoandro, mangana,menamena
Manala vergetures, odi-potsy, cicatrices
Vergetures efa ela, manala tasy navelan mony
17000ar/20000ar
Mandefa faritra/ manao livraison Tana
☎038 55 503 97
03/10/2022
Les filles😍
Ra te ho lava volo aingana sy hitsabo ny volo simba ianao
💁MASQUE 5 MÉLANGE NATUREL AUX INDIENNE
Herinandro monja dia efa hita ny résultats
Tsy mifidy volo , mety am karazambolo rehetra Mety amn ny volo miloko iany ko
😍mitsabo ireo volo simba toy ny: vakivaky , tapatapaka ,
Mapaniry aingana ny sola , manala angadrano ,mampijanona ny miongotra anatin ny andro vitsy,, sns ...
Naturel avokoa ny akora ampiasaina🌿🌿
Efa misy iany koa ny savon naturel miaraka aminy ,amvidiny mirary
Mp ++++ info na miantso ny
☎☎ 038 55 503 97
6000ar
16000ar
18000ar
28/09/2022
Masque d'amande manalava volo
Mampaniry azy,sady mampaniry sola
Manala vakivaky, tapatapaka, miongotra
Manala angandrano, sns
😍Mety amvolo rehetra,na gita na tsotra
Vidiny : 17000ar/ 20000ar
Afak miantso 034 72 493 03
28/09/2022
06/08/2022
Jl
06/08/2022
Kb
06/08/2022
Bk
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
