Fenosoa beaut

Fenosoa  beaut

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fenosoa beaut, Beauty, cosmetic & personal care, 0346935876, Antananarivo.

Photos from Fenosoa  beaut's post 13/05/2022

Manana olona amin'ny volo ve ianao
Ity ny vaolana atoroko anao
💁. Masque poudre indienne 🌿
Mampaniry volo sola
Manala vakivaky sy tapatapaka
Mitsabo ny volo simba ny. Fer, lissage, ,sns...
🌿 Naturel 100% 🌿
Mp avy hatrany ary
Gamme lehibe 45000ar
Mini gamme 28000ar

Photos from Fenosoa  beaut's post 13/05/2022

Andao hikolo volo 😃oh sady afaka manatsara bika
💁 Masque à base de poudre indienne et poudre lin magique
👉 Ahitana schanpoing à base d'oignon 🍲
Bain aux beurre de karite
👉 Huile d'olive pur ou crème coffante

Crème akpi + FENUGREC
Manatsara bika , mampitombo ny vatana rehetra , mampalandina hoditra

manao livraison tana province
20000ar
18000ar
14000ar
7000ar
Gamme lehibe complet 50000ar
Mini gamme 30000ar
Mp +++ info na 034 76 118

Photos from Fenosoa  beaut's post 12/05/2022

Bjr les maman
Andao indray mba hakahaka forme e!
Tsy afaka hibika mihitsy raha mahia
FENUGREC pure et savon dispo pour prendre du poids rapide, ho any lahy sy vavy natao hampitombo ny faritra tiana ho ngeza
Naturel avokoa produit
Mandefa Mp ary zay liana na 034 76 118 76
20000ar Gm
14000ar Pm
7000ar savon

Photos from Fenosoa  beaut's post 11/05/2022

Mafatifaty ery nahita ny vehivavy manja amle tarehy madio tsisy tachè tamin'ny fêty
-Ity le secrect atoroko anao
👉CREME CURCUMA AUX CACAO
💁LOTION FANDIO
-😍SAVON ECLAIRSISSANTE
🌸Manala ny tasy navelany mony,point noire,cerne
💁Manazava endrika sy mampalefaka hoditra
-Manala panda,mony,ride sns...
✊Manomboka amin'ny ( 3 andro monja mahita vokatra ary herinandro ra ela indrindra
Naturel avoko ny vokatra ampiasaina🌿🌾
Mp+++info 0347611876
Prix:20000ar
14000ar
7000ar

Photos from Fenosoa  beaut's post 11/05/2022

Salut les manja
😍Jejojejo amzay fa ho afaka le kibo be an🤗
👉CREME RAPIDE NATUREL
-SAVON POIREAUX, THE VERT
Ventre plat amzay kie piso an💃
-Result ao anatin'ny 4 a 5 jours monja
Mety rehetra
100% naturel
Mp+++info
Aminy vidiny mirary ny produit vokarinay👍

Photos from Fenosoa  beaut's post 11/05/2022

HO an'ireo tsy dia manam-potoana hikotranana nefa tia hihena
Manomboka amin'ny 2 herinendro monja dia mahita vokatra
Mandoro ny tavy rehetra eo amin'y vatana
Mampikorina tsara ny rà
Mitazona ny hoditra tsy hiroraka na ho mora antitra

Gamme amincissant naturel
The poireux
Savon vert
Mp +++ info de lazao izay faritra tiana ahena vonona hanampy anao zahay

20000ar
16000ar
7000ar

Photos from Fenosoa  beaut's post 11/05/2022

Kivy ve ianao fa efa maro no nampiasaina fa tsy nahitana vahaolana .
Ity ny secret atoroko .
CREME CURCUMA AUX CACAO
LOTION FANDIO
SAVON ECLAIRISSANTE
Manala ny tasy navelan'ny mony,panda,point noir,ride ,cerne ,sns...
Manazava endrika sy mampalefaka hoditra
Manomboka amin'ny 3 andro monja dia mahita fiovana ary erinandro kosa raha ela indrindra .
Amin'ny alalan'ny vokatra natioraly avokoa ny fitsaboana atolotray 😍
20000ar lehibe
14000ar kely
7000ar savon

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


0346935876
Antananarivo