Vivite Crystal White JII
VIVITE CRYSTAL WHITE II propose le déodorant qui nourrit, protège et éclaircit votre peau abîmée et agressée à chaque rasage.
27/07/2026
🎁𝑺É𝑹𝑼𝑴 𝑷𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑬 𝑴𝑰𝑹𝑨𝑪𝑳𝑬 𝑪𝑶𝑳𝑳𝑨𝑮𝑬𝑵 𝑹𝑬𝑷𝑨𝑰𝑹 & 𝑺𝑴𝑶𝑶𝑻𝑯 à seulement 𝟐𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝑨𝑹𝑰𝑨𝑹𝒀 pour les 𝐦𝐞𝐦𝐛𝐫𝐞𝐬 du 𝐠𝐫𝐨𝐮𝐩𝐞 𝐆.𝐀.𝐕.𝐀 uniquement❗️😱
Profitez d’une offre privilégiée sur ce sérum capillaire ultra-performant‼️
Le 𝑺É𝑹𝑼𝑴 𝑷𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑬 𝑴𝑰𝑹𝑨𝑪𝑳𝑬 𝑪𝑶𝑳𝑳𝑨𝑮𝑬𝑵 𝑹𝑬𝑷𝑨𝑰𝑹 & 𝑺𝑴𝑶𝑶𝑻𝑯 est un sérum ultra-concentré à la 𝐭𝐞𝐱𝐭𝐮𝐫𝐞 𝐜𝐫𝐞́𝐦𝐞𝐮𝐬𝐞, enrichi en provitamine B5, collagène et plus de 20 nutriments & vitamines pour prendre soin de vos cheveux au quotidien.
⭐️ Un soin intensif conçu pour :
✅ 𝘙é𝘱𝘢𝘳𝘦𝘳 𝘭𝘦𝘴 𝘭𝘪𝘢𝘪𝘴𝘰𝘯𝘴 𝘤𝘢𝘱𝘪𝘭𝘭𝘢𝘪𝘳𝘦𝘴 𝘦𝘯𝘥𝘰𝘮𝘮𝘢𝘨é𝘦𝘴
✅ 𝘏𝘺𝘥𝘳𝘢𝘵𝘦𝘳 𝘪𝘯𝘴𝘵𝘢𝘯𝘵𝘢𝘯é𝘮𝘦𝘯𝘵 𝘴𝘢𝘯𝘴 𝘢𝘭𝘰𝘶𝘳𝘥𝘪𝘳 𝘭𝘦𝘴 𝘤𝘩𝘦𝘷𝘦𝘶𝘹
✅ 𝘈𝘱𝘱𝘰𝘳𝘵𝘦𝘳 𝘶𝘯𝘦 𝘣𝘳𝘪𝘭𝘭𝘢𝘯𝘤𝘦 𝘪𝘮𝘮é𝘥𝘪𝘢𝘵𝘦 𝘦𝘵 𝘧𝘢𝘤𝘪𝘭𝘪𝘵𝘦𝘳 𝘭𝘦 𝘤𝘰𝘪𝘧𝘧𝘢𝘨𝘦
✅ 𝘊𝘰𝘯𝘵𝘳ô𝘭𝘦𝘳 𝘭𝘦𝘴 𝘧𝘳𝘪𝘴𝘰𝘵𝘵𝘪𝘴 𝘫𝘶𝘴𝘲𝘶’à 24 𝘩𝘦𝘶𝘳𝘦𝘴
✅ 𝘖𝘧𝘧𝘳𝘪𝘳 𝘶𝘯𝘦 𝘧𝘪𝘯𝘪𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘭𝘪𝘴𝘴𝘦 𝘦𝘵 𝘴𝘰𝘪𝘨𝘯é𝘦
✅ 𝘈𝘱𝘱𝘰𝘳𝘵𝘦𝘳 𝘶𝘯 𝘦𝘧𝘧𝘦𝘵 𝘴𝘰𝘶𝘱𝘭𝘦 𝘴𝘢𝘯𝘴 𝘦𝘧𝘧𝘦𝘵 𝘮𝘰𝘶𝘪𝘭𝘭é 𝘯𝘪 𝘤𝘰𝘭𝘭𝘢𝘯𝘵
Sa formule non grasse convient à tous les types de cheveux et s’utilise facilement au quotidien, avant l’exposition au soleil ou au vent.👌
Pour des cheveux plus DOUX, LISSES et ÉCLATANTS !
📅 Du 𝟐𝟎 𝐉𝐔𝐈𝐋𝐋𝐄𝐓 au 𝟐𝟐 𝐀𝐎Û𝐓 𝟐𝟎𝟐𝟔 :
Profitez de notre 𝑶𝑭𝑭𝑹𝑬 𝑬𝑿𝑪𝑬𝑷𝑻𝑰𝑶𝑵𝑵𝑬𝑳𝑳𝑬 sur le 𝑺É𝑹𝑼𝑴 𝑷𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑬 𝑴𝑰𝑹𝑨𝑪𝑳𝑬 𝑪𝑶𝑳𝑳𝑨𝑮𝑬𝑵 𝑹𝑬𝑷𝑨𝑰𝑹 & 𝑺𝑴𝑶𝑶𝑻𝑯 (𝟒𝟎 𝐦𝐥)
👉 À seulement 𝟐𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝑨𝑹𝑰𝑨𝑹𝒀 !
🛒 Produit disponible immédiatement
☎️ Pour plus d’informations, contactez-nous :
📞 +261 38 98 706 95
27/07/2026
🌹DEODORANT VIVITE HAPPINESS IN LOVE FIRMING🌹 Sans alcool et sans parabens ; Mitazona ny fahatanoran'ny hoditra 😍
Misy huiles essentielles des orchidées airly Jewel ao anatiny💧 ary misy karazana hanitra voninkazo 12 mitambatra ao anaty tavoahangy 1 ihany koa. 🌺
Ny VIVITE HAPPINESS IN LOVE FIRMING dia Déodorant avy any Thailand🇹🇭 izay :
💯Manazava sy mampitovy ny lokon’ny hoditra
💯Manalefaka ary manome aina azy
💯Mampihena ny fisian’ny kentrona sy mitazona ny fahatanorany
💯Manala ny fofona ratsy ary mamela hanitra malefaka ao amin’ny helika
Ampiasao ny DEODORANT VIVITE HAPPINESS IN LOVE FIRMING fa sady ❌tsy misy alikaola mety hanimba ny hoditra izy no ❌tsy mamela tasy amin’ny akanjo👗ary maharitra 2 andro be izao. ⏰
👝Mandefasa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
27/07/2026
25/07/2026
🍀SAVON MEDIMIX🍀
Ianao ve tsy mbola nampiasa SAVON MEDIMIX ⁉️
💯Ny savon Medimix dia savony TOUT en UN avy any INDE : sady azo androana no anasana tarehy no azo anasana loha ihany koa. 🥰
Misy akora natoraly azo tamin’ny zava-maniry fanao fanafody miisa 18 izay :
✔️Manala ny panda sy ny mony ary mitsabo ireo karazana aretin-koditra maro be
✔️Manala ireo karazana tasy rehetra amin'ny oditra
✔️Manafaigana ny fahasitranan'ny ratra eo aminy
✔️Manala angadrano sy mamono ny mikraoba ary ny bactéries
✔️Manala ny hidihidy sy manamandina ny hoditra
✔️Miady amin’ny fahanteran’ny hoditra
Ampiasao ny savony MEDIMIX dia hadio sy halandina ary ho salama ny hoditrao.
👝Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 32 48 192 43
📞+261 34 70 683 40
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
25/07/2026
Mampitsotra sy manalefaka ny lamba ary miaro ny lokon’ny akanjo tsy hiova🤩
💖HYGIENE QUICK WRINKLE RELEASER SPRAY - SUNRISE KISS💖
Ny HYGIENE dia marika Thailandais🇹🇭malaza amin’ny vokatra fikarakarana lamba sy fitafiana amin’ny fomba matihanina sady manome hanitra lafo vidy sy maharitra amin’ny akanjo. Anisan’izany ity HYGIENE QUICK WRINKLE RELEASER SPRAY ity.😊
Ny HYGIENE QUICK WRINKLE RELEASER SPRAY SUNRISE KISS dia spray fikojakona ny lamba ; antsoina ihany koa hoe “fer à repasser” ao anaty tavoahangy noho izy mampitsotra ny lamba miforiporitra ao anatin’ny fotoana fohy kanefa tsy mila mampiasa hafanana akory.😍
⏭️Ahitana ireto akora ireto mandrafitra azy :
🩸Ny Polymères dia miditra lalina ao amin’ny lamba ka mampalefaka sy mampitsotra avy hatrany ny lamba miketroketrona.
🧪Ny Hydroxypropyl cyclodextrin kosa dia manala tanteraka ny fofona ratsy miraikitra amin’ny lamba.
🌺Ny Parfum sunrise Kiss indray dia manome ilay hanitra voninkazo vaovao sy madio miraikitra maharitra amin’ny lamba.
💧Ny Eau & Alcool no manamora ny fiasan’ireo akora mampitsotra ny lamba sy manamaina azy haingana kokoa.
💯Araka izany ity HYGIENE SPRAY SUNRISE KISS ity dia :
💫Manalefaka sy mampitsotra ny lamba miforiporitra ao anatin’ny segondra vitsy
💦Manala ny fofona ratsy toy ny fofona hatsembohana sy ny hamandoana miraikitra amin’ny akanjo
🌺Manome hanitra voninkazo madio sy vaovao ary lafo vidy mandritra ny fotoana maharitra
⭐️Ny fomba fampiasa azy :
1️⃣Ahantona amin’ny cintre ny akanjo madio sy maina
2️⃣Atsifitra moramora amin’ny faritra tiana hitsoatra ilay spray
3️⃣Enjanina moramora ilay lamba mba hivelatra tsara ary tsindriana moramora mba hitsoatra sy hilamina
4️⃣Avela 1 na 2 minitra fotsiny mba ho maina ilay hamandoana kely dia azo anaovana avy hatrany
Ampiasao ny HYGIENE QUICK WRINKLE RELEASER SPRAY SUNRISE KISS dia halefaka sy hilamina ao anatin’ny fotoana fohy ny lambanao.☺️
✍️Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao
☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞 +261 34 70 631 40
📞 +261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
24/07/2026
Manazava avo 7 heny ny hoditra sady mampalefaka azy ho toy ny hodi-jazakely😱
💚BENICE PERFECT ELASTIC SHOWER CREAM - FRUIT BOOSTER + TRIPLE COLLAGEN C&E💚
Ity BENICE PERFECT ELASTIC SHOWER CREAM vaovao ity dia crème de do**he tsy toy ilay BENICE GREEN nahazatra. Izy kosa dia manazava avo 7 heny ny hoditra satria mikendry kokoa ny hanadio sy hampalandina ary hampamiratra ny hoditra.😍
⏭️Mampitambatra ny herin’ny siansa sy ny voankazo ny akora ao aminy :
🩸Ny Fruit Booster dia fitambarana voankazo toy ny paoma sy ny Kiwi izay manankarena vitamine C manazava sy manome aina ny hoditra.
💦Ny Triple Collagène kosa dia fitambarana Collagène karazany 3 izay manatsara ny fihenjanan’ny hoditra sady mampalefaka azy ho toy ny hodi-jazakely.
☕Ny Extrait de Café indray dia manankarena antioxydant izay mampatanjaka ny hoditra reraka sy mampihena ny tasy sy ny “cellulite” eo aminy.
🧪Ny Vitamine C &E no miaro ny hoditra amin’ny loto sy ny fahanterana aloha loatra.
💯Ity crème de do**he ity dia :
🌀Mamerina amin’ny laoniny ny fihenjanan’ny hoditra ary mampalefaka azy
✨Manazava ny faritra matroka amin’ny vatana ka mampitovy ny lokon’ny hoditra
💓Miaro ny hoditra amin’ny loto sy ny vovoka ary manome hamandoana maharitra azy
💫Manala ny loto sy ny hatsembohana sady mihazona ny menaka voajanahary ilain’ny hoditra
Ampiasao isan’andro ny BENICE PERFECT ELASTIC SHOWER CREAM vaovao FRUIT BOOSTER + TRIPLE COLLAGEN C&E dia hamiratra sy ho tanora lalandava ny hoditra.☺️
✍️Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao
☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞 +261 34 70 631 40
📞 +261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
24/07/2026
Tena ilaina foana ny mikarakara ny vatana indrindra rehefa mba te-hijejojejo iny. ☺️
Vokatra tena mety amintsika MALAGASY 🇲🇬izy ity satria isika dia mitovy TOE-BATANA amin’ny THAILANDAIS. 🇹🇭
🌺DEODORANT EVERSENCE C & E🌺
Deodorant MADE IN THAILAND manankarena vitamin C sy vitamin E izay :
✔️manalefaka sy manome aina ny hoditra
✔️manazava sy mitazona ny fahatanorany
✔️manala ny fofona ratsy ary mamela hanitra malefaka
Ampiasao ny DEODORANT EVERSENCE C & E fa sady ❌tsy misy alikaola mety hanimba ny hoditra izy no ❌tsy mamela tasy amin’ny akanjo ary 🕑maharitra 2 andro be izao.
👝Mandefasa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjjifa ny vokatra ianao.
☎️ Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 683 40
📞+261 32 48 192 43
👉 Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antsakaviro
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 16:00 |
| Tuesday | 07:00 - 16:00 |
| Wednesday | 07:00 - 16:00 |
| Thursday | 07:00 - 16:00 |
| Friday | 07:00 - 16:00 |
| Saturday | 07:00 - 16:00 |
