Agence Tsinjo Aina
Soin et surveillance Γ domicile
πππππππ πππππππ ππππ
ππ² '' #π
πππππ''
β‘π
πππππππππ πππππππππ
ππ ππππππ ππ ππ π
πππππ!
Fantaro fa raha misy olona maty dia ny FOITRANY mbola MAFANA foana hatramin'ny ora 3 aorian'ny fahafatesany.
Ny foitra (Nabhi) dia fanomezana lehibe nomen' anao.
Teo amin'ny foitra no nametrahan'Andriamanitra ny rohy makany amin'ny ahitrin'ny vehivavy fony ianao tany ambohoka hifandraisana.
Teo amin'io foitra io ny sakafo no miditra ny kibo fony tany am-bohoka!
Anisan'ny MAMPIAINA koa ny foitra raha t@ fampizarana 'oxygène' sy famoahana 'dioxyde de carbone'!
Ny ankamaroan'ny lalan-drΓ sy ny retsika rehetra amin'ny vatana sy ratsam-batana ary taova dia mifandray amin'ny foitra.
Ny"PECHOTI" izay hita ao ambadiky ny foitra dia misy lalan-drΓ miisa 72 000 mifandray, @ io vatana rehetra io no hita izany.
Noho ireo lalan-drΓ amin'ny foitra ireo no ahafan'ny foitra mifandray amin'ny taova sy ratsambatana rehetra ka ahafana mitsabo ny aretina.
Misy ireo menaka na lohamenaka azo ampiasaina atao @ foitra, fa diloilo coco dia mety tompoko.
βRaha maina ny maso indrindra ireny olondehibe ray amand-reny ireny dia asio menaka ny foitrany,
βAfaka manala ny mony maharitra sy ratsy ny hanasiana menaka ny foitra,
βRaha manana olana amin'ny maso dia asio menaka ny foitra,
βManana olana amin'ny SARAKATY izay isan'ny mahatonga ny aretin'ny VOA sy DIABETA dia asio menaka ny foitra,
βMaina molotra lava na simba ny volo na maina ny tarehy dia asio menaka ny foitra,
βMarary lohalika na mangovingovitra, mararirary ny ratsam-batana dia asio menaka ny foitra,
βSimba ny hoho na vakivaky, toa izany ny hoditra asio menaka ny foitra,
βMafana hoditra ny zaza, asio menaka ny foitra,
Taloha ny fomba fatao asiana alikaola ny foitra, mampiafana iny ekena, fa asio menaka ny foitra dia hidina ny hafanana,
βNa inona na inona mahazo ny zazakely na menavava dia asio menaka kely foana ny foitrany!
19/07/2023
NOS SERVICES
GARDE MALADE A DOMICILE
. Soins et surveillance des paramètres vitaux
CIRCONCISION A DOMICILE
. tsy marary
. Tsy mandeha ra
. Manao kiloty avy hatrany
Antsoy avy hatrany ary ny:0334827829
:0344296345
19/07/2023
Tafiditra ao anatin'ny ririnina tanteraka isika izao
Izahay dia manao CIRCONCISION A DOMICILE
TSY MARARY
TSY MANDEHA RA
MANAO KILOTY AVY HATRANY
Antsoy avy hatrany ny
0344296345/0334827829
08/05/2023
NOS SERVICES
Garde malade Γ domicile
Assistance et aide aux personnes Γ’gΓ©es
Circoncision Γ domicile
Service ambulanciers
Effectuer par les paramΓ©dicaux experts
Pour plus d'informations contactez
0344296345/ 0334827829
07/02/2023
FIFANAMPIANA TOKOA NY FIAINANA
Miarahaba antsika rehetra, mitohy hatrany ny fandraisanay antanana ny fanampiana anao amin'ny alalan'ny fanaovana garde malade Γ domicile na fandraisana antanana ireo izay marefo ka mila fikarakarana manokana na any amin'ny hΓ΄pital na any antokatrano.
*infirmier sy sage-femme za-draharaha no hifarimbona aminao amin'izany amin'ny lafiny:
*fahaizana mandamina asa
*fahaizana mandray marary
*fampahafantarana tsotsotra momba ny aretin'ilay marary
*fanohanana ny marary ara moraly
*toro hevitra momba ny sakafony
*Fanampiana azy hahay mizaka tena
NY FAHAIZANAY REHETRA NO ENTINAY HANAMPIANA ANAO
koa aza misalasala miantso ny :0344296345 /0334827829
Na mamela hafatra miafina avy hatrany
[email protected]
07/02/2023
Miarahaba antsika rehetra, mitohy hatrany ny fandraisanay antanana ny fanampiana anao amin'ny alalan'ny fanaovana garde malade Γ domicile na fandraisana antanana ireo izay marefo ka mila fikarakarana manokana na any amin'ny hΓ΄pital na any antokatrano.
*infirmier sy sage-femme za-draharaha no hifarimbona aminao amin'izany amin'ny lafiny:
*fahaizana mandamina asa
*fahaizana mandray marary
*fampahafantarana tsotsotra momba ny aretin'ilay marary
*fanohanana ny marary ara moraly
*toro hevitra momba ny sakafony
*Fanampiana azy hahay mizaka tena
NY FAHAIZANAY REHETRA NO ENTINAY HANAMPIANA ANAO
koa aza misalasala miantso ny :0344296345 /0334827829
Na mamela hafatra miafina avy hatrany
[email protected]
02/02/2023
Fifanampiana ny fiainana
Ho anao izay manana marary izay Mila fikarakarana manokana ,na olona panna fahasahiranana amin'ny fikarakarana manokana ny tenany ka Mila Infirmier na sage femme hanampy anao ,
Manana an'ireo paramedy efa ampy traikefa sy za-draharaha izahay ato am n Agence Tsinjo Aina
Raha mahaliana ano dia antsoy ny 0334827829/0344296345 mba hahazoanao fanazavana bebe kokoa.
SAMIA TAHIN'I JESOSY DAHOLO ARY EEE
Fa mpiaraka miasa am Jesosy izahay.
Andeha isika hametraka tanteraka n'y fiainantsika eo ampelatanan'izy tompo fa de ho hitanao ny voninahiny.
Aza hadino ny miantso na mandefa message aminay raha misedra olana eo amin'ny fahasalamana ianaoirariana mba ho Salama tsara ianao ary Dia mirary torimaso sambatra ho antsika rehetra eeee
Bonjour mirary tontolo andro feno fifaliana lavitra ny aretina ho anao ny ATA
26/12/2022
Fety ny Andro,Marefo ny aina.
Aza hadino fa ny ATA dia eo fona manankaiky anao hatrany.
Aza hadino ary ny miantso ny 0334827829
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Namontana
Antananarivo
101
