Vitalia

Vitalia

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vitalia, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

🌱 Vitalia – Des produits naturels, des résultats visibles, et un petit coup de magie pour votre beauté quotidienne! ✨

🔸Huiles végétales
🔸Compléments alimentaires végétaux
🔸Poudres d'argiles
🔸Graines végétaux

#Bio #Naturel #Assuré

22/05/2026

Félicitations 🎉
20 ème : 'i Nora
50 ème : Nah Rindra
100 ème : Ventso Koloina

22/05/2026

⚡ RERAKA MATETIKA ? TSY MISY HERY ?

Fantaro ny TANJAKA avy amin’i Vitalia 💪🔥
Fangaro voajanahary misy Cola sy Gingembre
hanampy anao hahazo hery sy tanjaka isan’andro.

✅ Mampatanjaka vatana
✅ Manome énergie naturelle
✅ Manampy amin’ny ady amin’ny fatigue
✅ Manafana vatana
✅ Tsara alohan’ny asa na fanatanjahantena

🌿 100% naturel
🚫 Tsy misy colorant
🚫 Tsy misy conservateur
Andramo ny TANJAKA dia tsapao ny heriny ⚡💚
📩 Azo alaina ao amin’i Vitalia.
📞 034 79 060 18

21/05/2026

BONNE NUIT 🌃
20, 50, 100 ème commentaires CRÉDITS
Mentionner-o namana
Mila abonné ✅

21/05/2026

Jusqu'à 23H ‼️8.500Ar‼️
Poudre de FENUGREC
Poudre de MORINGA
Poudre de COLA

21/05/2026

FIZARANA CRÉDIT BE RAHARIVA 20H ✅💲
Asio réactions ireo pub-ntsika dia mentionner-o ny namana🥰❤️

20/05/2026

JP 5.000Ar ✅
Rehefa feno 7.5K ny page dia TIRAGE
Mentionner-o amin'ny commentaires ny namana❤️

20/05/2026

❄️ Tonga indray ny hatsiaka… ary manomboka vakivaky ny tongotra ? 🦶💔

Tsy mila afenina ao anaty kiraro mihidy intsony 😉

Ny combinaison naturelle :
✨ Karité + Baobab + Coco :
💧 Manome hydratation lalina
💚 Manalefaka ny hoditra
🦶 Manala ny vakivaky amin’ny tongotra

💡 Astuce Vitalia : Hosory alohan’ny hatory dia manao ba kiraro mandritra ny alina ✨
Mifoha maraina → tongotra malefaka sy voakarakara 💆‍♀️

🌿 100% naturel
🇲🇬 Vita Malagasy by Vitalia
📞 034 79 060 18

19/05/2026

🌿 Ny herin’ny Fenugrec voajanahary avy amin’i Vitalia ! 💪✨

Te HAMPITOMBO VATANA sy HAHAZO HERY ara-boajanahary ve ianao ?
Ny Poudre de Fenugrec Vitalia no namboarina hanampy anao isan’andro 🌱

✔ Ahitana protéines naturelles
✔ Manampy amin’ny fampitomboana vatana
✔ Mampitombo fahazotoan-komana
✔ Manankarena otrikaina ilain’ny vatana

💚 100% naturel • Bio • Tsy misy fangaro simika

Afangaro amin’ny ranom-boankazo, bouillie, smoothie na sakafo isan’andro dia ankafizo ny tombontsoa azo avy amin’ny fenugrec ✨

📩 Disponible chez Vitalia
📞 034 79 060 18

18/05/2026

FIALAN-TSINY :
Izahay ato amin'ny Vitalia dia miala tsiny tamin'ireo Mp sy commande tsy voaray noho ny fahorina nisy teo aminay nanomboka ny alarobia teo.
Efa manomboka mamaly ireo hafatrareo izahay ary mandray commande indray.
Mankasitraka indrindra amin'ny fahatsorana. 💚

13/05/2026

➖3.000Ar indray ireto ‼️
🍑Huile de fenugrec
Huile de petit Cola 🍆
🫐Huile d'akpi

13/05/2026

Saika hadino, i Kolo Kely no nanao partage betsaka indrindra t@ herinandro ka mahazo 10.000Ar✅💚

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo
102