Jio Beauty

Jio Beauty

Share

Azo antoka tsara

Photos from Jio Beauty's post 30/07/2025

Hello hello every body๐Ÿ’—๐Ÿ™๐Ÿ’—
Mamirifiry be ny Andro e๐Ÿฅถ๐Ÿฅถ
Ndao Ary asina hafanana Kely amzao fiandohan'ny volana Zao e!
Ndao hanao volo Ary anisy coupe Kely analana ilay vakin'ny ririnina e๐Ÿ’‡
Ny 01 et 02 Aoรปt Zao de izay rehetra hanao volo sy manisy coupe de mahazo โ˜•et๐Ÿฐ๐Ÿ˜˜๐Ÿฅฐ

07/03/2025

Tsy lissage fa juste brushing+ finition Steam still ๐Ÿ’‡๐Ÿ’–๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ™๐Ÿฅฐ
By Jio d'or

Send a message to learn more

03/01/2025

Ny hatsaranao no tanjonay๐Ÿ˜‡๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜‡

25/11/2024

On vous attend pour notre fรชte qui aura lieu chez garden cross Ambatolampy tsimahafotsy le 01 Dรฉcembre ๐Ÿคž๐Ÿ’•
Venez nombreux les amis , familles avec une animation DJ et des cocktails โค๏ธ๐Ÿฅฐโค๏ธโ˜€๏ธ๐Ÿ”๐ŸŒญ๐Ÿฅช๐Ÿ•๐ŸŸ๐ŸŽ‚

Photos from Jio Beauty's post 12/08/2022

MP fa mora be oh

Photos from Jio Beauty's post 12/08/2022

Afaka manotany izay liana oh
Produit ho an volo, vatana ihany koa

29/06/2022

MP Izay liana oh
Prix : 50000ar ๐Ÿ™‹๐Ÿ™‹

Photos from Jio Beauty's post 27/06/2022

Produit azo antoka tsara am vidiny tena mirary
MP izay liana ee

Photos from Jio Beauty's post 24/06/2022

Salut daholy an!
Tia mandoko volo ve ianao?
Mampiasa loko azo antoka mba tsy ho simba ny volonao e!
MP izay mahaliana anao ๐Ÿ˜ป

03/06/2022

Afaka atao traitement tsara ny volo amzao andro mangatsika zao an๐Ÿ’‡
Bain keratin no vahaolana sady tsara fofona am vidiny mora be
MP aingan oh ๐Ÿ™‹

01/06/2022

Gamme de shampoing, aprรจs shampoing, et vitamine cheveux
Prix mora be

Photos from Jio Beauty's post 01/06/2022

Te hanana volo salama ve ianao amizao akatokin ririnin zao, te anana vatana mandina sy tareha madio !?!
Indreto ny produit azo antoka๐Ÿ˜

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo