Daly Tendances

Daly Tendances

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Daly Tendances, Health/Beauty, Tananarive, Antananarivo.

18/03/2024

Hello 🥰
Vonona Mbola hilalao vé ianareo?
Misy lalao indray rariva ho atsika rehetra ❤️

16/03/2024

Coucou daholo arabaina Micky Megane fa izy no nahazo ny collier inoxydable 😘🥰
Aza kivy fa Mbola misy indray @ erin'andro 🥰 bisous daholo.

13/03/2024

Bonsoir mes fans 🥰
Amin'izao fisokafan'ny page Daly créa izao Dia faly Aho manolotra cadeau mamii kely ho anareo.
🔺 Collier inoxydable 🥰
🔸Tsotra ny fandraisana anjara
Tageo ao amin'ny commentaires ny namanao MBA hanao j'aime ny page sy hanisy réaction ity publication ity 🎊
Partageo amin'ny groupe iray misy anao😘
Sy ao amin'ny mur-nao ,❣️
Sabotsy ariva no ataotsika ny fisarihana .
Izay manaraka ny fepetra ihany no mahazo ny loka 🥰
Mirary SOA antsika rehetra.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Tananarive
Antananarivo