Beauty By Tiàh.
Art🎨
❤️ Am-pitiavana be 🫶🏼
Ity ary ilay surprise mamy be ho atolotro ho anareo androany eh 🥰
Ho asehoko aminareo ato anatin’ity vidéo ity ny étapes rehetra nanaovako ny makeup complet an’ity manjakelintsika ity androany ❤️
Manasa antsika rehetra hijery hatramin’ny farany ary eh🥰,
aza adino ny manao partage anh ,ary ny manisy j’aime ny page raha tianareo ilay izy ❤️ _________________________
Prise de rendez-vous toujours ouverte en Mp ou 034 72 898 86 / WhatsApp
Oroka mamy 😘
fans
27/01/2025
Aleo mba hatombontsika amin’ny tsikitsiky kely hoatran’izao ny herinandro eh !☺️☺️
Sa tsy izany ozy nareo?🥰
_________________________________
Efa mandray Rendez-vous mois de février aho anh ❤️
Sady ho asiantsika surprise mahafinaritra be fa aza adino ny manaraka tsy tapaka eto amin’ny page 🎁
Bisous bisous! 😘😘
Tèl : 034 72 898 86 / WhatsApp
18/01/2025
Hello Hello !!! 🍂
Before / After
🤎 Natural Makeup 🤍
Encore félicitations à Rötsyh Nïiainàh💍
N’hésitez pas à nous contacter pour votre jour J
Mariage/ Fiançailles ou autres,..
~ Préstation à domicile 🏡
~ Tèl : 034 72 898 86 / whatsApp
28/12/2024
• • • So so so cute girl 🌸
~ Préstation à domicile uniquement
~ Tèl : +261 34 72 898 86 / WhatsApp
16/11/2024
• Makeup Fiançailles 🤍💙
• Simple mais très classe ✨
- Préstation à domicile uniquement .
- Infoline : + 261 34 72 898 86 / WhatsApp
14/11/2024
• NE LAISSE PAS DORMIR LE POTENTIEL QUE DIEU T’A DONNÉ.
Heb 10 :35
10/11/2024
Hello hello !!🥰
Manjakely akii nareo ouhh!!🥹, ouii tsy maintsy vita manjakely otran’izao foana rehefa ato amin’ny Beauty By Tiàh. no manao maquillage❤️❤️
Inona intsony ary no handrasana fa efa ho avy zao ny fety anh sy ny lanonana maro samy hafa ( Mariage , fiançailles , anniversaire ,…)
Dia fandrio dieny izao sahady ny Date nao 📆
Am-pitiavana be 🫶🏼 , Oroka mamy 😘❤️
• Préstation uniquement à domicile 🏡
• Tèl : +261 34 72 898 86 / WhatsApp
09/11/2024
Makeup Look 🌺 🌺 •
Tèl : 034 72 898 86 / WhatsApp
✨
06/11/2024
• Glam Makeup ❤️❤️
• Préstation uniquement à domicile
• Tèl : 034 72 898 86 / WhatsApp
02/11/2024
💐 Jolie Dame ✨
• Préstation à domicile 🏡
• Tèl : 034 72 898 86 / WhatsApp
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
