K.beauty

K.beauty

Share

Beauté cosmetique et soins

26/05/2026

Coucou daholo❤️

Te hampatsiahy anareo fotsiny aho hoe mitohy foana ny fandraisana rendez vous ho an'izay mitady maquilleuse à domicile anh🥰

Mba tsy ho tara dia ataovy aloha be mihintsy ny famandrihana ny date fa lasa mampalaelo Kely nge avy eo rah tsy voaray intsony eh😘
Katroka ny fety isika zao,Ny evenement maro isankarazany,Izany indrindra no antony anaovana ny reservation mialoha be dia amin'izay mahazo place🥰🥰

Aza misalasala mandefa message raha te ahazo fanazavana bebekokoa am service atolotray😘

Photos from K.beauty's post 22/05/2026

❌Fanamarihana Kely harivariva❌

Ho anareo izay misafidy ny hiantso 📞
Dia Ireto mba misy zavatra tsara ho fantatra kely.

@ 8h maraina ka hatramin 18h hariva ihiany tompoko no afaka mandray appel aho,Ny antony? Manana fiainana karakaraina ihiany koa ny maquilleuse ntsika😘
Toy ny orinasa rehetra ihiany amieh,Misy heure fisokafana dia misy heure mihidy😝

Misy ianareo maraina dia efa miantso,Nisy t@ 21h30 alina,Tsy omeko tsiny satria mbola tsy nampilaza teto ah oe am zao sy am zao no afaka miantso😘
Ny message kosa indray tena efa miezaka aho mamaly anareo haingana farakizay tratrako,Fa fiangavina ihiany koa hoe rehefa mangataka infos ianareo dia misy aniny valiny lava fohy kely iny alefako,Dia miangavy reba vakio tsara fa matetika zavatra efa voavaly no averinareo anotaniana🥰

Zay ry zareo anh?Miaraka miasa isika dia mahay mifanaraka dia amim izay tsy mifankafoy😍😘

Photos from K.beauty's post 21/05/2026

Ny hafaliako mahita ilay message hoatran'izao🥰

Tsy nisalasala akory zareo izany fa tonga dia n'a mandrina date,Nisafidy ny hahatoky satria koa efa nahita ny asa vita😍😍

Ianareo anieh sisa no mbola variana ao eh😜
Ny anay ny asa vita no ifampitsarana hoa fa tongava maka rendez vous raha mbola tsy nahita ilay maquilleuse mahafapo😘😘

Photos from K.beauty's post 15/05/2026

Asiana avant foana koa moa amin'izay mba hita fa tena niova eh?🥰

Ianareo izay mbola misalasala,Asaiko manokana hitsidika Ity page Ity ary tonga dia midira ao amn photo ahitanareo ny hamanjana ato🥰❤️

Tsy be walawala ah fa ny asa vita no ifampitsarana😘❤️
Tongava mamandrika date ary fa mbola tsy tara rah izao ianao vao hisafidy an K.beauty 😘❤️

Photos from K.beauty's post 13/05/2026

Coucou ry malala💓
Androany aloha aho dia hisaotra anareo izay efa cliente tato aminay ka manaparitaka ny page sy ny asa vita nay any ambadika any🥰

Tsy haiko n'a azo nareo ilay tiako tenenina fa maro ireo cliente vaovao milaza fa cliente tato aminay ihiany hono no nanatoro ilay page an zareo🥰
Tsapanareo ve ny hafaliako maheno an'izany!?🥰
Hoe matoa ianareo izany mizara any aln hafa dia nahafa-po anareo nu fandraisana ka dia mankasitraka bediabe🥰❤️

Ho anareo mbola tsy tato kosa dia asaina manokana fa tsy miala ianareo rah tsy afapo🥰❤️
Izay mitady maquilleuse à domicile dia aza misalasala ary mamandrika ny date🥰❤️
Bisous be daholo dia mbola maro maro ny date libre ho anity volana Mai Ity anh🥰

.

Photos from K.beauty's post 05/05/2026

😍 Naturelle… mais inoubliable ✨

Entre n**e et glamour, ce make-up sublime ta beauté sans en faire trop 💄

Idéal pour mariage, soirée ou tout événement où tu veux briller 💕

📍 Déplacement à domicile — Antananarivo ville uniquement
⚠️ Places limitées ce mois-ci
📩 Inbox pour réserver ta mise en beauté

28/04/2026

Prise de rendez vous en mp🥰
K.beauty

25/04/2026

Ity sary Ity no hirariako sabotsy mahafinaritra ho anareo rehetra panaraka😘❤️

Sady hanaporofoako fa mitohy foana ny service ntsika,Indray2 variana Kely fotsiny dia hadino maka sary,Indray2 ary tena matetika mbola maizina be no mandray olona ka tsy mahazo sary mazava🥰❤️

Aza misalasala ho anareo izay mbola tsy nisitraka ny Tolotra misy ato aminay,Izao dia tongava mamandrika date fa izahay anieh no manantona anareo eh❤️💄



Sur rendez vous uniquement😘

23/04/2026

✨ La beauté dans sa simplicité ✨

Aujourd’hui, je vous partage un maquillage simple réalisé sur moi 💄

Parce que parfois, il suffit de peu pour révéler toute la beauté naturelle d’un visage…

📍 Maquilleuse à domicile
💋 Disponible pour vos événements ou pour un moment rien qu’à vous

Envie d’un look frais, élégant et naturel ?
📩 Écrivez-moi en message privé pour réserver

18/04/2026

Coucou😘❤️
Mianatra maka video anle prestation fa Ity aloha no azo🤣
Androany t@4h maraina no nandray ani zareo fa izy irery no azoko sary sy vidéo🥰

Efa ririnina isika izao mbola maizina be mihintsy izany Fa Saingy nisy naka taty antrano aho(Ny cliente no niantoka)
Fa ny tsy afaka maka kosa dia manomboka @5 vao afaka miainga aho satria mandeh bus😘

15/04/2026

Ndao indray hiaraka amiko ato anatin Ity vidéo fohy Kely ty.
Tsara marihina fa méthode ho an tenako ihiany Ity ataoko anaty vidéo Ity,Ny cliente dia ampesaina méthode profesionnel foana anh😘

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


149, Rue Rainandriamampandry, BP. 200
Antananarivo
101ANTANANARIVO