Alicia Mannequin Curvy

Alicia Mannequin Curvy

Share

"Je ne rentre pas dans les standards, je les redéfinis." Mannequin, Formatrice Mannequinat et Miss et Míster, Coach Zumba...❤️

24/01/2026

Salama daholy oo ❤️
Hafatra kely ho an’ireo olona tsy mbola nipetraka teo amin’ny toeran’ireo vehivavy bota kely, toa ahy.
Aza tonga dia mitsara na manao teny maratra anay nareo, satria tsy fantatrareo akory ny làlana nolalovanay, na ireo ady nangina niainana tao anaty.
Mety efa niezaka mafy izahay hifehy tena, hanena vatana, hihazona ny fahasalamana… saingy indraindray tena tsy nety, tsy noho ny tsy finiavana fa noho ny toe-javatra.
Mety efa nandalo dépression ny sasany, mety avy niteraka ka mbola miarina ara-batana sy ara-tsaina, mety efa narary na mbola mitondra fery ao anatiny tsy hita maso.
Tsarovy fa ny teny avoakan’ny vava dia mety hanorina fa mety koa handrava.
Ny teny manindrona sy maneso dia manimba mentalement, manaratsy fahatokisan-tena, ary manampy enta-mavesatra amin’ny olona efa reraka.
Raha hiteny ianareo, dia mba teny mamy, teny mankahery, teny manaja no avoahy fa tsy teny mandratra.
Ary ho anay vehivavy bota kely ❤️
Aza menatra ny vatanao, aza menatra ny tantaranao.
Tsy refesina amin’ny lanja na endrika ny hasarobidinao, fa amin’ny herinao, ny faharetanao ary ny fonao.
Vehivavy mahery ianao, vehivavy mendrika, ary vehivavy tsara tarehy amin’ny fomba rehetra.
Mandehana moramora, samy manana ny fotoanany ny tsirairay.
Aza kivy, aza mihaino teny manimba.
Mijoroa, tiavo ny tenanao, ary fantaro fa tsy irery ianao 🤍

Mba omeo teny fampaherezana kely ho izy ireo hoe ao @ commentaires 🥰.Sinon bonne week-end daholy.

Kala Bota Agency
Kala Bota Agencyy

21/01/2026

🥰

Alicia Mannequin Curvy vous souhaite une agréable nuit 🥰😘
Bisous ❤️

©️Kala Bota Agencyy

05/01/2026

🚨⚠️RECHERCHE URGENT⚠️

Chauffeur privé pour conduire BMW rémunération 850.000ar par mois
- Horaires: Lundi au vendredi
- Expérience : avoir seulement le permis ( véhicule automatique)
- Âges compris 25 et 35 ans
- Travail demandé seulement conduire et organisé mes horaires planning

8h par jour
1h de pause repas
13eme mois + mutuelle compris
EMBAUCHE IMEDIATE
:
:
:
Ça sera mon annonce, quand un jour je gagnerai au Loto ❤️
Mais maintenant vous pouvez continuer ce que vous étiez en train de faire. 😘

05/01/2026

😂😂

07/12/2025

Io za de 😍😍

01/12/2025

Heyyyyyy❤️ Manja Kely daholy ooo?🥰
Ho anareo rehetra izay liana te andeha hijery seho miavaka dia aza tara manjifa ny billet anareo fa Billet VIP sy VVIP sisa no misy .

💋GIRLS Chill TIME 💋

Nandeha niaraka nivoaka kely zahay tamin’ity fotoana ity, taorian’ny répétitions ny défilé fanomanana ny CURVY LUXURY SHOW 🥰

🥰 OAY ! Mbola misy billet VIP - VVIP ao ho an’izay tsy nahazo fa ny simple efa lany 🥹
Asio commentaire fotsiny eo amin’ny pub raha mila ianao ❤️

Tena henjana ny fikarakarana azy ity, satria manomana seho tena miavaka izahay amin’ny 13 Décembre ✨😍
Dia niaraka kely aloha nanala stress 🥰

Alicia Mannequin Curvy
Fifaliana Mannequin Curvy
Zina Mannequin Curvy
Santatra Mannequin Curvy

Photos from Aina Soa Mannequin Curvy's post 18/11/2025

Les Coachs ♥️🔥

13/11/2025

Ho anareo rehetra nandefa message ireo 😝ato @ ity événements ity nareo Fans rehetra no ahita mivantana an 'ireo botabota kely otranay rehetra❤️

✨✨ 𝗖𝗨𝗥𝗩𝗬 𝗟𝗨𝗫𝗨𝗥𝗬 𝗦𝗛𝗢𝗪 𝟮 ✨✨
_____ Samedi 13 Décembre à 15h _____
Au L I V E H O T E L Andavamamba

𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗠𝗕𝗘 𝗜𝗦𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗩𝗘𝗛𝗜𝗩𝗔𝗩𝗬 𝗕𝗢𝗧𝗔𝗕𝗢𝗧𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗡𝗧𝗢𝗟𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗢𝗗𝗜𝗗𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗭𝗬

Ny tanjon'ity hetsika ity dia hampiray ny rehetra, indrindra fa isika VEHIVAVY na BOTABOTA na tsy botabota fa isika rehetra tsy ankanavaka. Ianareo SUPER FANS rehetra sy ny mpanaraka ny pejy dia afaka tonga avokoa. Ho ambohim-pihaonantsika ity fotoana ity, ary hetsika iray natao ho antsika rehetra.

📝 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗔𝗛𝗔𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗢𝗧𝗢𝗔𝗡𝗔 :

👧 Défilé Mini Mannequin – by Sweety Agency
👑 FINALE Miss Curvy 2025
💃 Défilé XXL Fashion avec les Mannequin Curvy
🎼 Showcase exclusif avec Chantal'R
🎧 Animation DJ avec DJ Mr GARY
🎤 Animaterus : MC Lafatra & Animateur Lauda

💫 Fotoana iray tena hiavaka io, aza tara fa voafetra dia voafetra ny toerana ‼️

👉 Efa azonao jifaina ny TAPAKILA fidirana ao @ ticketplace.io/event/x38k6n2wmeyl9fc0sorg

🎟 𝗕𝗜𝗟𝗟𝗘𝗧𝗦 :
Pré vente : 10.000Ar (code PROMO : crvlxr)
Sur place : 15.000Ar
𝗩𝗜𝗣 : 35.000Ar
𝗩𝗩𝗜𝗣 : 55.000Ar

🏢 Toerana ahitana ny tapakila ihany koa :

SUPER MUSIC Analakely - La Cocina 261 BOX 42 Arena Antanimena - I Our Institute Andravohangy

________
Event by Mannequin Curvy & Club Curvy
Organisé par Creative Event

📲 038 67 159 73 💬 032 12 330 25

06/11/2025

Composé, m**o akondro, m**o anana...sns = 95 kg 🙈🥲

Photos from Aina Soa Mannequin Curvy's post 17/10/2025

❤️❤️❤️

Photos from Miss MAMA's post 04/05/2025

Nous sommes sur la place 🔥

Photos from Alicia Mannequin Curvy's post 22/04/2025

Et si on célébrait les mamans comme elles le méritent ? 🔥🔥

Le 31 mai au Colisée Ampasinimalo, ne manque pas Miss Maman, un événement unique en son genre qui met à l’honneur celles qui donnent, élèvent, inspirent et aiment sans compter : les mamans !❤️

Miss Mama, ce n’est pas un concours de beauté ordinaire. C’est un hommage vibrant à la force, la grâce, le courage et la résilience des mères. Sur scène, des mamans exceptionnelles partageront leurs histoires, défileront avec élégance, et montreront qu’être maman, c’est aussi être femme, belle, forte, et inspirante.👑

Au programme :

-Le concours Miss MAMA , riche en émotions

-Un défilé de mode avec les Mannequin Curvy qui célèbre toutes les formes de beauté

-Des prestations live de Ayam et Queen Zina, pour enflammer la scène

-Une ambiance garantie par MC Falaza et le son entraînant de Deejez Jerry

-Et j’ai l’honneur de faire partie du jury cette année !

ATTENTION 🚨🚨! Il ne me reste que 5 billets !
Si tu veux vivre cette soirée inoubliable, écris-moi vite avant qu’il ne soit trop t**d.

Viens applaudir, t’émouvoir, danser, et surtout célébrer l’amour et la beauté au féminin !
Rendez-vous le 31 mai – une date à ne surtout pas manquer !

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Anatananativo
Antananarivo