Upea By AJ
Produits de soin & parfums authentiques 💅💄 Accessoires de mode chic 👛✨
Articles aesthetic, girly & tendance 📒💯
Que des waouh😍😍
25/07/2025
❌️❌️ÉPUISÉ❌️❌️
Merci les filles 🩷🩷🩷
02/07/2025
CONDITIONS GÉNÉRALES DE VENTE 🛍🛍🛍
Manasa anareo hamaky hatramin´ny farany 👇👇
🤎Mahakasika ny article amidy ato🤎
Efa misoratra amin´ny publication daholo ny mombamomba ny entana (vaovao, frip, authentique,...) koa manasa antsika hijery tsara🥰
🛍Mahakasika ny COMMANDES🛍
1️⃣️ Alefa MP ny mombamomba ilay article,ny isany, ny contact ary ny toerana hanaterana azy miaraka amin´ny repères🤗
2️⃣️Tsy manao réservation izahay, fa raha tazonina ho anao ny entana dia tsy maintsy manefa ACOMPTE 👌
3️⃣️Izay mandefa confirmation voalohany no mahazo🤎
🤑Mahakasika ny PAIEMENT 🤑
1️⃣Ho an´ny clients mipetraka eto Antananarivo :
Amin´ny fotoana hanaovana ny livraison no mandoa ny vidiny + ny frais de livraison 🫶
2️⃣ Ho an´ny any amin´ny faritra : alefa Mvola/ Orange Money mialoha ny vidin´ny entana, miaraka amin´ny frais de retrait sy frais de livraison manatitra azy any amin´ny coopérative safidianareo😉
🛵Mahakasika ny LIVRAISON 🚲
1️⃣Ny commande voaray hatramin´ny 9 ora sy sasany alina dia aterina ny ampitson´iny‼️Tsy misy heure fixe ny livraison ‼️(Alatsinainy hatramin´ny Sabotsy misy livraison)
2️⃣Ny frais de livraison dia manomboka amin´ny 3000ar arakaraky ny halavirantoerana✅️
3️⃣ Raha sendra tsy mety aminao ilay article dia tsy maintsy aloha ny frais de livraison na tsy nalaina aza🤗
4️⃣Ny toerana afaka hanaterana dia amoron-dalana, tsy mitsofoka elakelan-trano, ary tsy miditra anaty trano(birao sns...)
5️⃣Manasa anareo hijery tsara fa rehefa lasa ny livreur dia tsy azo averina na remboursé na intsony ny entana😁
❤️Mankasitraka antsika rehetra mahatoky sy mbola vonona hiara hiasa❤️
Que du Waouh😱🥰
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Daniellah Randy, Finoana Andriarimalala, Lidia Holy Malala, Monica Vlns, Mïrãna Evåh, Eliza Raz Randria, Andoniala Erika, Ariane Junior, Hermine Brielle, Sonia Randrianjanahary, Tiana Rastefano, HonitriniAina Randrianasolo, Ar'chelle Djaffar, Logan Metisha, Etienne Laingotiana Rn, Willah Raivoholy, Hanitra Lalao Raharinirina, Zina Zoelitiana, Maneva Nyrhina, Lanto Ny Aina, Meva Haris, Sasa Luna, Elora Venon, Nilaina Fanomezantsoa, Dina Annà, Egyptienne HOllyanah, Aina Aina, Kaysha Arinofy Ideal, Fanyah Jessicandrias, Aina Mandresy Nantenaina Fitiavana, Pascaline Razafitsihaminy, Po Ta, Miary Fyh, Mirana Miarintsoa, Domoina Miada Nirina, Christian Delphen, Sarobidy Andrianasandratra, Asrah Francinie Asrah Francinie, Antsa Carina, Zo Anah, Tin'ah Tanteliniaina, Ma Elle, Garicia Bezandry, Angelicah Tianjanahary, Lucas Landrio, Yakuza Katsumi, Vånåh Møntøÿåh, Pillard Gasy, Miora Andria, Mälala Charmante
01/07/2025
🤎Cho cho cho chocolatttt🤎😋
Yes I Am Delicious de Cach.arel 🍫🍊✨
🧁 Famille olfactive :
Oriental Gourmand
🌸 Pyramide olfactive :
Note de tête :
🍊 Mandarine verte
🌿 Noisette verte
Notes de cœur :
🍫 Cacao
🌹 Fleur d'oranger
Notes de fond :
🍦 Accord chocolat fondant
🌰 Noisette grillée
💮 Ambroxan
Échantillons à 6000ar 🤎🤎🤎
01/07/2025
❌️❌️ÉPUISÉ❌️❌️
❤️Merci❤️
La jeunesse, la douceur, la tentation 🔥
🔺 Notes de tête : Citron 🍋, Citron vert
❤️ Notes de cœur : Pomme d’amour 🍎, Praliné, Pivoine, Datura
🌳 Notes de fond : Musc blanc, Bois de pommier, Cèdre
Toujours à 6000ar ❤️
01/07/2025
FAME de Pac.o R.a.banne😍😍
Une pépite👌👌👌
A la fois Floral,fruité et boisé 🥭🤎
Pour une femme audacieuse et brillante 🫶🫶🫶
🌟 Pyramide olfactive :
🔹 Notes de tête :
Mangue 🥭 : fruitée, juteuse, exotique
Poivre rose 🌺✨ : pétillant, épicé, vif
Encens 🔥 : mystérieux, fumé, envoûtant
🔸 Notes de cœur :
Jasmin 🌼 : opulent, floral, solaire
Benjoin 🌿🍯 : résineux, doux, vanillé
Encens (encore) 🔥 : accentue la profondeur
🔻 Notes de fond :
Vanille 🍦 : sucrée, crémeuse, sensuelle
Bois de santal 🌳 : chaud, lacté, enveloppant
Ambre gris 🐚✨ : charnel, salé, puissant
Échantillons à 6000ar🌹🌹
01/07/2025
Le parfum My Way Floral de Gior.gio Ar.mani est un parfum élégant, doux, moderne et féminin🫦🫦
Disponible en échantillons à seulement 6000ar l´unité 😱
🌸 Pyramide olfactive:
Notes de tête :
🍊 Mandarine verte
🌺 Fleur d'oranger (extrait de Tunisie)
Notes de cœur :
🌸 Tubéreuse (d'Inde)
🌼 Néroli (fleur blanche éclatante)
Notes de fond :
🌿 Vanille de Madagascar
🌳 Bois blancs
🌰 Musc blanc
DM✉️ viteeee🤗
01/07/2025
Hello les Upea 😍😍😍
Même si le soleil boude, nous on brille pour toi ✨
👜 Des Sac à la mode 🤎 mini accessoires 💖 parfums coups de cœur…🫦
Un petit achat et hop, la journée est plus douce 🌥️
🎁 Clique sur la page 😉 explore les articles et envoie-nous un petit MP 😁
24/06/2025
PROMO🇲🇬🇲🇬🇲🇬
6000ar ny iray😱😱 eny 6000ar😍😍
Rahampitso sisa no manao livraison raha te ho manitra alohan´ny fety🫦
Nefa authentique 💯💯💯
Jerijereo izay mety🫶 fa bomba be daholo ireo🔥🔥
Am-behivavy,misy koa an-dehilahy🤎
⚠️⚠️Tongava MP fa vitsy sisa ny isany araka ny karazany an⚠️⚠️
16/06/2025
🇲🇬🇲🇬🇲🇬Efa ho avy ny fetim-pirenena izao🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Aza miala lavitra fa hisy tolotra mahafinaritra be ho antsika 😍😍😍mahazaka fety tsara🫶
14/06/2025
MARQUE PAGE PARFUMÉE 🫦😍
Ny anareo koa ve rehefa tsara kely ilay échantillon dia tsy ariana fa atao an´izao?😁
Manana échantillon de parfum authentique isan-karazany ihany koa isika🎀 manomboka amin´ny 6000ar 😱😱
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 19:00 |
| Tuesday | 08:00 - 19:00 |
| Wednesday | 08:00 - 19:00 |
| Thursday | 08:00 - 19:00 |
| Friday | 08:00 - 19:00 |
| Saturday | 08:00 - 19:00 |
