Attirance Beauty
💐🛍️Boutique pour femmes et enfants🛍️💐
🌺Articles variés et prestations beautés🌺
🌸À domicile ou sur place🌸
29/05/2026
🎉Ity ary ny valiny lalao JP cadeau antsika🎉
Félicitations Kiala Val's Kely 💐❤️
Manasa anao iditra mp 🥰
29/05/2026
⏳À 17h ny valiny lalao antsika a⏳
Kely sisa mbola afaka milalao tsara raha zao vo nahita publication🥰🥰
⚠️Aza adino ny partage⚠️
🎁Jp Cadeau🎁
👉 Abonné-o ny page
👉 Mentionné-o olona 5 ilalao
👉 Partage-o eo am mur anao en mode public ity publication ity ary asio
⚠️Tsy manankery ny profil verrouillé ⚠️
⚠️Izay tsy manaraka fepetra tsy mahazo loka⚠️
💐29mai à 17h ny valiny lalao antsika💐
29/05/2026
🤳📱Strap phone📱🤳
🌸 Décoration téléphone
🌸 Idée cadeau fête des mères
🌸 Strap phone en perle
🌸 Miaro ny telephone mba tsy ho latsaka
🌸 Antonona am tanana, afaka atao bracelet
🌸Couleur dispo: bleu, rose
🍭8.000ar🍭
29/05/2026
⏲️Montre réveil de table⏲️
🐇 Modèle lapin
🐇 Afaka atao cadeau
🐇 Mafatifaty kely ity modèle ity
🐇 Mandeha pile
💥20.000ar💥
29/05/2026
💐Lot antsika manaraka indray ireto💐
🌺Pince à griffe fleur
🌺 Barrette noeud papillon
🌺RAL solide / RAL liquide
🌺Gloss 2en1 effet mouillé et pailleté / Gloss effet mouillé transparent
🌺Couleur dispo: blanc, marron
💥15.000ar/lot💥
29/05/2026
Bonjour🌺
✅Mbola mitohy fona ny idée cadeau fête des mères eto am page a, afaka hoe ianareo ihany koa no manambatra izay article tinareo dia ampinay article cadeau kely avy aty am page any anatiny colis anareo🥰🥰
✅Afaka manao récupération ihany koa ianareo fa mba miantso mialoha fotsiny rehefa andalo na mandefa mp😁😁
✅Eo ihany koa ny jeu antsika mbola afaka milalao tsara fa rariva ny valiny lalao🎁
28/05/2026
💐Ireto misy idée cadeau fête des mères mandeha par lot💐
💥Manjakely nefa mora be💥
🌺 Pince à griffe fleur
🌺 Barrette noeud papillon
🌺 RAL solide
🌺 Gloss 2 en 1 (effet mouillé et pailleté)
🌺 Couleur dispo: Grenat, rose, marron
💥12.000ar/lot💥
28/05/2026
💥 Prix BOMBA be nefa tsara 💥
🦋💐Porte serviette de table💐🦋
✅ Idée cadeau fête des mères
✅Motif: Papillon et fleur🌹🦋
✅Couleur dispo: Rose🦩
💥7.000ar ny ray💥
🎁Raha maka 2 dia 10.000ar ny roa🎁
28/05/2026
📿 Rangement boucle d'oreille et collier 📿
🦋 En forme papillon 🦋
😍 48paires de boucles d'oreilles 😍
🥀 Idée cadeau fête des mères
🥀Tsy miparitaka sy ifampitadiavana intsony ny ilana kavina
🥀Mora alamina kely vo avy ampiasaina
🥀Sady aingo trano
💥8.000ar💥
😍👄Dispo ilay gloss manjakely👄😍
✅Mp aingana fa vitsy2 ny stock
28/05/2026
👛 Mini portefeuille 👛
💸 Idée cadeau fête des mères
💸Am ilay mora oetina kely
💸Afaka oetina miantsena, mandeh2
💸Pratique kely ny fampiasana azy
💸Rehefa ilay ts maints mitondra vola kely mivoka ny trano
✅Couleur dispo: noir, rose n**e
💥8.000ar💥
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ambohitsoa-Mahazoarivo
Antananarivo
