Lucia beauté
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lucia beauté, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
Bonjour ❤️
Tongasoa ato amin'LUCIA BEAUTÉ 🥰 Afaka miantso na mandefa MP mivantana ato amin'pejy raha hanao commande tompoko❤️
Contact : 032.77.770.13
Afaka manao livraison tana - province
19/03/2026
🔴 EFA TONGA NY EUCERIN SPF50+🔴
PROMO JUSQU'AU 10Avril
‼️ VAKIO TSARA ALOHA FA NATOKANA HO ANAO‼️
Raha manana tarehy feno acné tache panda tsy mety afaka tonga dia ity ampiasaina aingana fa tena tsara
🔥 Eucerin SPF50+ POUR TOUTES TYPES DE PEAU
👉crème solaire natokana ho an’ny hoditra misy menaka sy mora feno acné na tache tsy mety afaka💧
☀️ io tarehinao feno tache tsy mety afaka , may masoandro sy rakotra panda io dia aza miandry ela fa
➡️ Eucerin Oil Control Dry Touch SPF50+ no vahaolana:
✔️ SPF50+ – miaro amin’ny tara-masoandro
✔️ 8h Oil Control ary Anti - ride manala kentrina
✔️ Anti-acné manala mony aingana
✔️ Azo ampiasaina tsara isan'andro
✔️ Mety amin'hoditava rehetra
✔️ Manakatona pore misokatra
( pour tout type de peau)
✔️Manala panda efficace be(Anti,-tache brune)
👉 Mety ho an’ny hoditra rehetra
👉 50ML made in poland authentique
📍 Livraison tana - province
☎️ 032.77.770.13
08/12/2025
Disponible ny crème teintée
08/12/2025
🔴 EFA TONGA NY EUCERIN SPF50+🔴
PROMO JUSQU'AU 10 JANVIER
‼️ VAKIO TSARA ALOHA FA NATOKANA HO ANAO‼️
Raha manana tarehy feno acné tache panda tsy mety afaka tonga dia ity ampiasaina aingana fa tena tsara
🔥 Eucerin SPF50+ POUR TOUTES TYPES DE PEAU
👉crème solaire natokana ho an’ny hoditra misy menaka sy mora feno acné na tache tsy mety afaka💧
☀️ io tarehinao feno tache tsy mety afaka , may masoandro sy rakotra panda io dia aza miandry ela fa
➡️ Eucerin Oil Control Dry Touch SPF50+ no vahaolana:
✔️ SPF50+ – miaro amin’ny tara-masoandro
✔️ 8h Oil Control ary Anti - ride manala kentrina
✔️ Anti-acné manala mony aingana
✔️ Azo ampiasaina tsara isan'andro
✔️ Mety amin'hoditava rehetra
✔️ Manakatona pore misokatra
( pour tout type de peau)
✔️Manala panda efficace be(Anti,-tache brune)
👉 Mety ho an’ny hoditra rehetra
👉 50ML made in poland authentique
📍 Livraison tana - province
☎️ 032.77.770.13
24/10/2025
5 pièces sisa disponible Tonga dia mp avy hatrany ♥️
24/10/2025
‼️ EFA TONGA NY ECRAN SOLAIRE TEINTÉ BIODERMA‼️Tonga dia mp fa tena vitsikely
Ity amzay ary ilay BIODERMA TEINTÉ tediavinareo fona ato aminay . 😍 Araraoty fa efa tena mafana ny andro ka tsara tonga dia mampiasa - vitsikely stock disponible
Mety pour tous types de peau
👉Ny MAMPIAVAKA azy dia TEINTÉ izany hoe manakona sy manala ireo tache sy Mony ary panda amin'tarehy ary mahasolo BB CREAM tena tsara
• Miaro tarehy tsy ho simba masoandro SPF50+ ary manala ireo faritra may masoandro
• Tena tsara sy azo antoka tanteraka
• Made in France - 30ML -
• date de péremption 2028
Livraison tana - province
🌀0327777013
Miezaka mamaly tsikelikely izahay tompoko aza misalasala miantso raha hanao commande mankasitraka indrindra ❤️
21/09/2025
Disponible
21/09/2025
🌨️ CICALFATE+ CRÈME RÉPARATRICE PROTECTRICE
🔴TENA VITSIKELY DISPONIBLE FA TONGA DIA MP🔴
‼️TSARA HO FANTATRAREO FA : ny CICALFATE dia crème réparatrice manasitrana ao anatin’ny 48H
Ity crème ity dia mampitony, manadio ary manampy amin’ny fanarenana haingana ny hoditra marefo, mena na maina loatra.
- Avène 40ML - MADE IN FRANCE -
👉 Mapiasa 3jours eo efa tena mahita fiovana 🙌
👉 Pour toutes types de peau
👉Manala cicatrice ihany koa tena mampiavaka azy
▪️Manala tache sy mony miverina matetika
▪️Manala panda sy ireo faritra maity
▪️Manala ride sy faritra mena
▪️Mety amin'hoditava rehetra - enfants - adultes
une crème réparatrice protectrice pour les peaux sensibles et irritées🔥
Enrichi en eau thermale pour une action apaisante🌴
Favorise la réparation épidermique
Réduit les rougeurs, les démangeaisons et les irritations
Soulage la sécheresse, les coupures et les égratignures superficielles
DATE DE PÉREMPTION : 05- 2027
Livraison tana - province
Contact : 0327777013
STOCK TRES LIMITÉ
Salama tompoko mialatsiny indrindra tsy teto amin'pejy mihitsy elaela izay .
👉Efa miverina izahay efa afaka mamaly MP KOA AZA MISALASALA MANDEFA MP MIVANTANA TOMPOKO ☑️❤️
03/09/2025
🌺🌺 ARRIVAGE AUTHENTIQUE tena tsara 🌺
RoC Multi Correxion Hydrater + Repulper SPF30.
15 PIÈCES ihany no disponible
👉ITY NO SOLUTION TENA TSARA INDRINDRA AMPIASAINA RAHA MISY POINT NOIR SY TACHE TSY METY AFAKA ARY TENA TSARA HO ANAREO MANANA PEAU ACNÉIQUE FENO MONY😍😱
👉 Ny tena mampiavaka dia à base HYALURONIQUE izany hoe manasitrana ny tarehy feno tache sy mony ary mahafaka ride aingana
❌️Fabriqué en USA ❌️ AUTHENTIQUE
➡️ 50ML - DATE DE PÉREMPTION 2026
✔️ HYDRANTANTE - Anti-ride
✔️Sady misy écran solaire Miaro tarehy tsy ho simba masoandro SPF30+
✔️ Anti_tâche sy anti-acne manala mony
✔️Manala tache brune panda
✔️Manankatona masonkoditra
✔️Régule excès sébum manala ilay menaka gras
Utilisation : Appliquer sur le visage et le cou après le nettoyage.

Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo