Vivite Less Shave

Vivite Less Shave

Share

Vivite Less Shave propose des déodorants qui protègent votre quotidien des gènes causés par la t

21/07/2026

🎁𝑻𝒐𝒎𝒃𝒐𝒏𝒕𝒔𝒐𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒌𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒎𝒑𝒊𝒌𝒂𝒎𝒃𝒂𝒏𝒂 𝑮.𝑨.𝑽.𝑨 𝑺𝑰𝑳𝑽𝑬𝑹🧡

Ny fahatokisanao no hery manosika anay hanome valisoa ireo mpikambana mendrika indrindra. Ho fankasitrahana ireo fiaraha-miasa maharitra dia faly izahay manolotra fanomezana ho an'ny 𝐓𝐎𝐏 𝟏 𝐬𝐲 𝐓𝐎𝐏 𝟐 ao amin'ny sokajy 𝑮.𝑨.𝑽.𝑨 𝑺𝑰𝑳𝑽𝑬𝑹.☺️

💎Coffret Cadeaux : 𝑷𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑬 𝑷𝑹𝑶-𝑽 𝑴𝑰𝑹𝑨𝑪𝑳𝑬 𝑺𝑼𝑨𝑽𝑬 & 𝑳𝑰𝑺𝑶

👉 Ny Coffret dia ahitana :
- 𝐒𝐡𝐚𝐦𝐩𝐨𝐨𝐢𝐧𝐠 𝐌𝐢𝐫𝐚𝐜𝐥𝐞 “𝟐𝟓𝟎𝐦𝐥”
- 𝐀𝐩𝐫𝐞̀𝐬-𝐬𝐡𝐚𝐦𝐩𝐨𝐨𝐢𝐧𝐠 𝟑 𝐌𝐢𝐧𝐮𝐭𝐞 𝐌𝐢𝐫𝐚𝐜𝐥𝐞 “𝟐𝟐𝟎𝐦𝐥”
- 𝐌𝐚𝐬𝐪𝐮𝐞 𝐊𝐞𝐫𝐚𝐭𝐢𝐧𝐞 “𝟑𝟎𝟎𝐦𝐥”
- 𝐀𝐦𝐩𝐨𝐮𝐥𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐒𝐨𝐢𝐧 𝐈𝐧𝐭𝐞𝐧𝐬𝐢𝐟 “𝟏𝟓𝐦𝐥 𝐱 𝟑”

♦️ 𝑨𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒆𝒑𝒆𝒕𝒓𝒂 𝒉𝒂𝒉𝒂𝒇𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐 𝒊𝒕𝒚 𝒕𝒐𝒍𝒐𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒕𝒚⁉️
Ny fahazoana ity tolotra ity dia miankina amin'ny Kōty voaangonao amin'ny maha-mpikambana G.A.V.A anao ka rehefa maharay ity COFFRET ity ianao dia mihena 𝟔.𝟔𝟑𝟎 𝐊𝐨̄𝐭𝐲 ny kaontinao.
♦️ 𝑰𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒂𝒕𝒂𝒐 𝒉𝒐𝒆 𝑲ō𝒕𝒚⁉️
Ny Kōty dia fihenam-bidy atolotray ho anao isaky ny mividy entana na vokatra ato aminay ianao. Noho izany dia afaka mividy vokatra ato aminay ianao rehefa mahangona Kōty betsaka.

⏭️Arakaraka ny maha-betsaka ny Kōty voaangonao no hamaritana ny Statut misy anao ka ahafahanao :
✅ 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞𝐳𝐚𝐧𝐚
✅ 𝐌𝐢𝐯𝐢𝐝𝐲 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐊𝐨̄𝐭𝐲
✅ 𝐌𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐭𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐣𝐢𝐟𝐚
✅ 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐨 "𝐩𝐚𝐢𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐥𝐢𝐯𝐫𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧" 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐊𝐨̄𝐭𝐲
⭐️ Fepetra ahafahana mampiasa ny Kōty :
1️⃣ 𝐌𝐢𝐝𝐢𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐌𝐞𝐦𝐛𝐫𝐞 𝐆.𝐀.𝐕.𝐀
2️⃣ 𝐌𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 (𝐬'𝐚𝐛𝐨𝐧𝐧𝐞𝐫) 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐓𝐬𝐞𝐧𝐚 𝐊𝐨̄𝐭𝐲

Alefaso aminay amin'ny Message Privé (MP) ny anaranao sy ny laharan'ny findainao mba hanamarinana ny isan'ny Kōty anananao sy hahafantaranao raha afaka mahazo ny tolotra ianao.

Mazotoa manjifa, angony ny Kōty, fantaro ny Statut misy anao ary ankafizo ireo tombontsoa natokana ho an'ny mpikambana G.A.V.A!😊

21/07/2026

🎁𝑭𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒊𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒗𝒂𝒍𝒊𝒔𝒐𝒂 : 𝑻𝒐𝒍𝒐𝒕𝒓𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒌𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒎𝒑𝒊𝒌𝒂𝒎𝒃𝒂𝒏𝒂 𝑮.𝑨.𝑽.𝑨 𝑩𝑹𝑶𝑵𝒁𝑬💜

Ho fankasitrahana ny fahatokisanao sy ny fiarahanao aminay dia faly izahay manome tolotra miavaka ho anareo hatrany.😏Amin’ity tolotra ity dia ny 𝑷𝑨𝑪𝑲 𝑷𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑬 𝑴𝑰𝑹𝑨𝑪𝑳𝑬𝑺 𝑪𝑶𝑳𝑳𝑨𝑮𝑬𝑵 𝑹𝑬𝑷𝑨𝑰𝑹 no omena an'ny 𝐓𝐎𝐏 𝟏 𝐤𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐓𝐎𝐏 𝟓 ao amin'ny sokajy 𝑮.𝑨.𝑽.𝑨 𝑩𝑹𝑶𝑵𝒁𝑬.🥰
👉 Ny PACK PANTENE MIRACLES COLLAGEN REPAIR dia ahitana :
🛡️ 𝐒𝐡𝐚𝐦𝐩𝐨𝐨𝐢𝐧𝐠 “𝟏𝟎𝟎𝐦𝐥”
🛡️ 𝐀𝐩𝐫𝐞̀𝐬-𝐬𝐡𝐚𝐦𝐩𝐨𝐨𝐢𝐧𝐠 “𝟕𝟎𝐦𝐥”
🛡️ 𝐌𝐚𝐬𝐪𝐮𝐞 “𝟏𝟐𝐦𝐥”
♦️ 𝑨𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒉𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒊𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒊𝒕𝒚 𝒕𝒐𝒍𝒐𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒕𝒚⁉️
Ny Kōty voaangonao no ahafahanao misitraka ity tolotra ity. Isaky ny mividy vokatra ato aminay ianao dia mahazo Kōty, izay azo ampiasaina handraisana fanomezana na hividianana vokatra.
⭐️ Marihina fa rehefa misitraka ity TOLOTRA ity ianao dia mihena 𝟗𝟖𝟎 𝑲ō𝒕𝒚 ny kaontinao.
♦️ 𝑰𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒂𝒕𝒂𝒐 𝒉𝒐𝒆 𝑲ō𝒕𝒚⁉️
Ny Kōty dia fihenam-bidy atolotray ho anao isaky ny mividy entana na vokatra ato aminay.
Arakaraka ny maha-betsaka ny Kōty voaangonao no hamaritana ny Statut misy anao ka rehefa mahangona Kōty betsaka ianao dia afaka :
✅ 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞𝐳𝐚𝐧𝐚
✅ 𝐌𝐢𝐯𝐢𝐝𝐲 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐊𝐨̄𝐭𝐲
✅ 𝐌𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐭𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐣𝐢𝐟𝐚
⭐️ Fepetra ahafahana mampiasa ny Kōty :
1️⃣ 𝐌𝐢𝐝𝐢𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐌𝐞𝐦𝐛𝐫𝐞 𝐆.𝐀.𝐕.𝐀
2️⃣ 𝐌𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 (𝐬'𝐚𝐛𝐨𝐧𝐧𝐞𝐫) 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐓𝐬𝐞𝐧𝐚 𝐊𝐨̄𝐭𝐲
📩 Alefaso aminay ao amin'ny hafatra miafina (MP) ny anaranao sy ny laharan'ny findainao mba hanamarinana ny isan'ny Kōty anananao sady hahafantaranao raha afaka misitraka ity tolotra ity ianao na tsia.

Angony hatrany ny Kōty, fantaro ny Statut misy anao ary ampitomboy hatrany ny fahafahanao hisitraka ireo tombontsoa natokana ho an'ny mpikambana G.A.V.A!😊

21/07/2026

🎁𝑵𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒕𝒐𝒌𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒅𝒊𝒂 𝒎𝒊𝒕𝒐𝒏𝒅𝒓𝒂 𝒕𝒐𝒎𝒃𝒐𝒏𝒕𝒔𝒐𝒂 : 𝑻𝒐𝒍𝒐𝒕𝒓𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒌𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑮.𝑨.𝑽.𝑨 𝑩𝑳𝑼𝑬💙

Ny fahatokisanao sy ny fahazotoanao miara-miasa aminay dia tena sarobidy ho anay ka izany indrindra no manosika anay hanome TOLOTRA MANOKANA ho an'ireo mpikambana mavitrika ato amin'ny G.A.V.A.☺️Ireo 𝐓𝐎𝐏 𝟏 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐓𝐎𝐏 𝟐𝟓 ao amin'ny sokajy 𝑮.𝑨.𝑽.𝑨 𝑩𝑳𝑼𝑬 no hisitraka izany.😏

👉 Ny Tolotra omena : 𝑨𝑫𝑶𝑼𝑪𝑰𝑺𝑺𝑨𝑵𝑻 𝑯𝒀𝑮𝑰𝑬𝑵𝑬
Ity tolotra ity dia fomba iray hanehoanay fankasitrahana noho ny fahatokisanao hatrany.

♦️𝑰𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒂𝒉𝒂𝒇𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐 𝒊𝒕𝒚 𝑻𝒐𝒍𝒐𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒕𝒚⁉️
Ny Kōty voaangonao tamin'ny fanjifana nataonao teo aloha no fototra ahafahanao misitraka ity Tolotra ity ka rehefa misitraka ity Adoucissant Hygiène ity ianao dia mihena 𝟏𝟎𝟎 𝑲ō𝒕𝒚 ny kaontinao.
♦️ 𝑰𝒏𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒂𝒕𝒂𝒐 𝒉𝒐𝒆 𝐊𝐨̄𝐭𝐲⁉️
Ny Kōty dia fihenam-bidy manokana azonao isaky ny mividy entana na vokatra ato aminay ianao. Rehefa mitombo sy miangona izany dia azonao ampiasaina ho tombony amin'ny fividianana vokatra na fandraisana tolotra.

⏭️ Arakaraka ny habetsahan'ny Kōty voaangonao no hahafahanao misitraka tombontsoa bebe kokoa :
✅ 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚
✅ 𝐌𝐢𝐯𝐢𝐝𝐲 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐊𝐨̄𝐭𝐲
✅ 𝐌𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐭𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐣𝐢𝐟𝐚

♦️ Ahoana ny fepetra hahafahana mampiasa ny Kōty?
✅ 𝐌𝐢𝐝𝐢𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐢𝐬𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐯𝐢𝐚𝐦𝐛𝐞𝐧'𝐧𝐲 𝐆.𝐀.𝐕.𝐀
✅ 𝐌𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 (𝐬'𝐚𝐛𝐨𝐧𝐧𝐞𝐫) 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐓𝐬𝐞𝐧𝐚 𝐊𝐨̄𝐭𝐲

📩 Alefaso aminay amin'ny hafatra miafina (MP) ny anaranao sy ny laharan'ny findainao mba hanamarinana ny Kōty anananao sy ny Statut misy anao.

Ny fahatokisanao no manan-danja aminay. Angony hatrany ny Kōty, ampiakaro ny Statut misy anao ary ankafizo ireo tombontsoa manokana natokana ho anao!😊

20/07/2026
20/07/2026

🎁𝑺É𝑹𝑼𝑴 𝑷𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑬 𝑴𝑰𝑹𝑨𝑪𝑳𝑬 𝑪𝑶𝑳𝑳𝑨𝑮𝑬𝑵 𝑹𝑬𝑷𝑨𝑰𝑹 & 𝑺𝑴𝑶𝑶𝑻𝑯 à seulement 𝟐𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝑨𝑹𝑰𝑨𝑹𝒀 pour les 𝐦𝐞𝐦𝐛𝐫𝐞𝐬 du 𝐠𝐫𝐨𝐮𝐩𝐞 𝐆.𝐀.𝐕.𝐀 uniquement❗️😱

Profitez d’une offre privilégiée sur ce sérum capillaire ultra-performant‼️
Le 𝑺É𝑹𝑼𝑴 𝑷𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑬 𝑴𝑰𝑹𝑨𝑪𝑳𝑬 𝑪𝑶𝑳𝑳𝑨𝑮𝑬𝑵 𝑹𝑬𝑷𝑨𝑰𝑹 & 𝑺𝑴𝑶𝑶𝑻𝑯 est un sérum ultra-concentré à la 𝐭𝐞𝐱𝐭𝐮𝐫𝐞 𝐜𝐫𝐞́𝐦𝐞𝐮𝐬𝐞, enrichi en provitamine B5, collagène et plus de 20 nutriments & vitamines pour prendre soin de vos cheveux au quotidien.
⭐️ Un soin intensif conçu pour :
✅ 𝘙é𝘱𝘢𝘳𝘦𝘳 𝘭𝘦𝘴 𝘭𝘪𝘢𝘪𝘴𝘰𝘯𝘴 𝘤𝘢𝘱𝘪𝘭𝘭𝘢𝘪𝘳𝘦𝘴 𝘦𝘯𝘥𝘰𝘮𝘮𝘢𝘨é𝘦𝘴
✅ 𝘏𝘺𝘥𝘳𝘢𝘵𝘦𝘳 𝘪𝘯𝘴𝘵𝘢𝘯𝘵𝘢𝘯é𝘮𝘦𝘯𝘵 𝘴𝘢𝘯𝘴 𝘢𝘭𝘰𝘶𝘳𝘥𝘪𝘳 𝘭𝘦𝘴 𝘤𝘩𝘦𝘷𝘦𝘶𝘹
✅ 𝘈𝘱𝘱𝘰𝘳𝘵𝘦𝘳 𝘶𝘯𝘦 𝘣𝘳𝘪𝘭𝘭𝘢𝘯𝘤𝘦 𝘪𝘮𝘮é𝘥𝘪𝘢𝘵𝘦 𝘦𝘵 𝘧𝘢𝘤𝘪𝘭𝘪𝘵𝘦𝘳 𝘭𝘦 𝘤𝘰𝘪𝘧𝘧𝘢𝘨𝘦
✅ 𝘊𝘰𝘯𝘵𝘳ô𝘭𝘦𝘳 𝘭𝘦𝘴 𝘧𝘳𝘪𝘴𝘰𝘵𝘵𝘪𝘴 𝘫𝘶𝘴𝘲𝘶’à 24 𝘩𝘦𝘶𝘳𝘦𝘴
✅ 𝘖𝘧𝘧𝘳𝘪𝘳 𝘶𝘯𝘦 𝘧𝘪𝘯𝘪𝘵𝘪𝘰𝘯 𝘭𝘪𝘴𝘴𝘦 𝘦𝘵 𝘴𝘰𝘪𝘨𝘯é𝘦
✅ 𝘈𝘱𝘱𝘰𝘳𝘵𝘦𝘳 𝘶𝘯 𝘦𝘧𝘧𝘦𝘵 𝘴𝘰𝘶𝘱𝘭𝘦 𝘴𝘢𝘯𝘴 𝘦𝘧𝘧𝘦𝘵 𝘮𝘰𝘶𝘪𝘭𝘭é 𝘯𝘪 𝘤𝘰𝘭𝘭𝘢𝘯𝘵

Sa formule non grasse convient à tous les types de cheveux et s’utilise facilement au quotidien, avant l’exposition au soleil ou au vent.👌

Pour des cheveux plus DOUX, LISSES et ÉCLATANTS !

📅 Du 𝟐𝟎 𝐉𝐔𝐈𝐋𝐋𝐄𝐓 au 𝟐𝟐 𝐀𝐎Û𝐓 𝟐𝟎𝟐𝟔 :
Profitez de notre 𝑶𝑭𝑭𝑹𝑬 𝑬𝑿𝑪𝑬𝑷𝑻𝑰𝑶𝑵𝑵𝑬𝑳𝑳𝑬 sur le 𝑺É𝑹𝑼𝑴 𝑷𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑬 𝑴𝑰𝑹𝑨𝑪𝑳𝑬 𝑪𝑶𝑳𝑳𝑨𝑮𝑬𝑵 𝑹𝑬𝑷𝑨𝑰𝑹 & 𝑺𝑴𝑶𝑶𝑻𝑯 (𝟒𝟎 𝐦𝐥)

👉 À seulement 𝟐𝟎.𝟎𝟎𝟎 𝑨𝑹𝑰𝑨𝑹𝒀 !

🛒 Produit disponible immédiatement
☎️ Pour plus d’informations, contactez-nous :
📞 +261 38 98 706 95

20/07/2026

Manala PANDA sy mampihena ny fivoahan'ny RIDES😱
⭐️𝐅𝐀𝐂𝐈𝐀𝐋 𝐅𝐎𝐀𝐌 𝐅𝐔𝐊 𝐊𝐀𝐎⭐️

Ny 𝐅𝐀𝐂𝐈𝐀𝐋 𝐅𝐎𝐀𝐌 𝐅𝐔𝐊 𝐊𝐀𝐎 dia 𝑀𝑜𝑢𝑠𝑠𝑒 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑠𝑎𝑛𝑎 𝑡𝑎𝑟𝑒ℎ𝑦 izay :
💫𝐌𝐚𝐧𝐚𝐥𝐚 𝐧𝐲 𝐥𝐨𝐭𝐨 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐞𝐧𝐚𝐤𝐚 𝐛𝐞 𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐞𝐡𝐲
🌀𝐌𝐚𝐧𝐚𝐥𝐚 𝐧𝐲 𝐤𝐞𝐧𝐭𝐫𝐨𝐧𝐚 𝐬𝐚𝐝𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐨𝐧𝐲
✨𝐌𝐚𝐧𝐚𝐳𝐚𝐯𝐚 𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐨𝐯𝐲 𝐧𝐲 𝐥𝐨𝐤𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐡𝐨𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚

Ampiasao ity 𝒎𝒐𝒖𝒔𝒔𝒆 𝒇𝒂𝒄𝒊𝒂𝒍 ity dia hahazo aina sy ho miramirana indray ny tarehinao.🥰

👉Raha liana amin'ny vokatra ianao dia midira MP avy hatrany .😊

👉Raha toa ka te hanjifa ny vokatra MADE IN THAILAND sy te hahazo fanazavana bebe kokoa dia afaka miantso ny laharana
📞+261 34 81 127 65
📞+261 32 48 192 43

Photos from Vivite Less Shave's post 20/07/2026

🌹DEODORANT VIVITE HAPPINESS IN LOVE FIRMING🌹 Sans alcool et sans parabens ; Mitazona ny fahatanoran'ny hoditra 😍

Misy huiles essentielles des orchidées airly Jewel ao anatiny💧 ary misy karazana hanitra voninkazo 12 mitambatra ao anaty tavoahangy 1 ihany koa. 🌺

Ny VIVITE HAPPINESS IN LOVE FIRMING dia Déodorant avy any Thailand🇹🇭 izay :
💯Manazava sy mampitovy ny lokon’ny hoditra
💯Manalefaka ary manome aina azy
💯Mampihena ny fisian’ny kentrona sy mitazona ny fahatanorany
💯Manala ny fofona ratsy ary mamela hanitra malefaka ao amin’ny helika

Ampiasao ny DEODORANT VIVITE HAPPINESS IN LOVE FIRMING fa sady ❌tsy misy alikaola mety hanimba ny hoditra izy no ❌tsy mamela tasy amin’ny akanjo👗ary maharitra 2 andro be izao. ⏰

👝Mandefasa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao

👉Afaka manatitra mivantana izahay

18/07/2026

Manala ny mony sy ny mariky ny fahanterana miseho amin’ny hoditra😱
🧡K.BROTHERS VITAMIN AC & E SOAP🧡
Ny K.BROTHERS VITAMIN AC & E SOAP dia “savon éclaircissant” avy any Thailande🇹🇭izay manazava ny hoditry ny vatana sy ny tarehy sady natao indrindra ho an’ireo manana olana amin’ny mony sy ny tasy.😍
⏭️Manankarena vitamines sy akora mpanadio ny hoditra izy :
🩸Ny Vitamine A, C & E dia “antioxydant” 3 izay mamelona sy mampitovy loko ary mitsabo ny hoditra simba.

🧪Ny Acide salicylique kosa dia manadio tanteraka ka manala ny loto manentsina ny masonkoditra sady manala ny sela maty sy mampihena ny mony.

💧Ny Niacinamide indray dia mampalefaka sy mampamiratra ary manatsara endriky ny hoditra.

🥥Ny Huile de coco no mamorona mousse manadio malefaka sy manome hamandoana lalina ny hoditra.

💯Ity K.BROTHERS VITAMIN AC & E SOAP ity dia :
🌀Manadio lalina ka manala ny loto any anatin’ny masonkoditra
💫Misoroka ny fipoiran ‘ny mony sady manala ny tasy mainty sy ireo mariky ny fahanterana
💗Manavao ny sela sy mampalefaka ny hoditra
✨Manazava sy mampamiratra ary mampitovy ny lokon’ny hoditra
💦Manome hamandoana lalina ka mamelombelona sy miaro ny hoditra amin’ny masoandro

⭐️Ny fomba fampiasa azy :
1️⃣Sasao tsara ny tanana ary lemo amin’ny rano matimaty ny hoditra
2️⃣Ataovy mandroatra eo amin’ny Tanana ilay savony ary hosory amin’ny hoditra ilay raotrany
3️⃣Koseho moramora manao « mouvement circulaire » mandritra ny 20 ka hatramin’ny 30 segondra
4️⃣Kobano tsara amin’ny rano madio ary hamaino avy eo

Ampiasao isan’andro ny K.BROTHERS VITAMIN AC & E SOAP dia hamiratra sy hazava avokoa ny lokon’ny hoditra amin’ny faritry ny vatana sy ny tarehy.☺️

✍️Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao

☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞 +261 34 70 631 40
📞 +261 32 48 192 43

👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay

Photos from Vivite Less Shave's post 17/07/2026

Manazava ny helika sy manala ny tasy mainty eo aminy✨
💎VIVITE CRYSTAL WHITE💎

Ny VIVITE CRYSTAL WHITE dia déodorant novokarina avy any Thailand🇹🇭natao hanafotsiana ny helika sy hiarovana amin’ny fofona ratsy mandritra ny 48 ora.⏰Misy hanitra malefaka sy madio aminy.🥰

💦Ny Niacinamide na Vitamine B3 izay hita ao aminy dia mifatra avo 10 heny noho ireo deodorant mahazatra izay manazava sy manalefaka ny hoditra bebe kokoa.
🫧Ary ny Nano-peptides kosa dia manampy amin’ny fanarenana sy fanomezana aina ny hoditra avy natao “épilation”.

💯Ny VIVITE CRYSTAL WHITE dia :
🖤Manampy amin’ny fanafoanana ny tasy mainty
✨Manazava sy mampitovy ny lokon’ny hoditra
💖Manatsara ny firafitry ny hoditra
⏰Miaro amin’ny fofona ratsy mandritra ny 48 ora be izao
👚Tsy mamela tasy fotsy amin’ny helika na amin’ny akanjo

Ny fifangaroan’ny hanitra voninkazo maromaro no heno amin’ity vokatra ity fa saingy ny hanitra raozy🌹 sy lisy kosa no heno kokoa.

Omeo ny helikao ny fikarakarana maharitra miaraka amin’ny Déodorant VIVITE CRYSTAL WHITE !☺️
👉 Alefaso ao amin'ny MP avy hatrany ary ny commande-nao
👉 Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43
👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay

16/07/2026

Mampitsotra sy manalefaka ny lamba ary miaro ny lokon’ny akanjo tsy hiova🤩

💖HYGIENE QUICK WRINKLE RELEASER SPRAY - SUNRISE KISS💖

Ny HYGIENE dia marika Thailandais🇹🇭malaza amin’ny vokatra fikarakarana lamba sy fitafiana amin’ny fomba matihanina sady manome hanitra lafo vidy sy maharitra amin’ny akanjo. Anisan’izany ity HYGIENE QUICK WRINKLE RELEASER SPRAY ity.😊

Ny HYGIENE QUICK WRINKLE RELEASER SPRAY SUNRISE KISS dia spray fikojakona ny lamba ; antsoina ihany koa hoe “fer à repasser” ao anaty tavoahangy noho izy mampitsotra ny lamba miforiporitra ao anatin’ny fotoana fohy kanefa tsy mila mampiasa hafanana akory.😍

⏭️Ahitana ireto akora ireto mandrafitra azy :
🩸Ny Polymères dia miditra lalina ao amin’ny lamba ka mampalefaka sy mampitsotra avy hatrany ny lamba miketroketrona.

🧪Ny Hydroxypropyl cyclodextrin kosa dia manala tanteraka ny fofona ratsy miraikitra amin’ny lamba.

🌺Ny Parfum sunrise Kiss indray dia manome ilay hanitra voninkazo vaovao sy madio miraikitra maharitra amin’ny lamba.

💧Ny Eau & Alcool no manamora ny fiasan’ireo akora mampitsotra ny lamba sy manamaina azy haingana kokoa.

💯Araka izany ity HYGIENE SPRAY SUNRISE KISS ity dia :
💫Manalefaka sy mampitsotra ny lamba miforiporitra ao anatin’ny segondra vitsy
💦Manala ny fofona ratsy toy ny fofona hatsembohana sy ny hamandoana miraikitra amin’ny akanjo
🌺Manome hanitra voninkazo madio sy vaovao ary lafo vidy mandritra ny fotoana maharitra
⭐️Ny fomba fampiasa azy :
1️⃣Ahantona amin’ny cintre ny akanjo madio sy maina
2️⃣Atsifitra moramora amin’ny faritra tiana hitsoatra ilay spray
3️⃣Enjanina moramora ilay lamba mba hivelatra tsara ary tsindriana moramora mba hitsoatra sy hilamina
4️⃣Avela 1 na 2 minitra fotsiny mba ho maina ilay hamandoana kely dia azo anaovana avy hatrany

Ampiasao ny HYGIENE QUICK WRINKLE RELEASER SPRAY SUNRISE KISS dia halefaka sy hilamina ao anatin’ny fotoana fohy ny lambanao.☺️

✍️Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao

☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞 +261 34 70 631 40
📞 +261 32 48 192 43

👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Ampandrana
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 16:00
Tuesday 07:00 - 16:00
Wednesday 07:00 - 16:00
Thursday 07:00 - 16:00
Friday 07:00 - 16:00
Saturday 07:00 - 16:00