L’Jojo
🛒Shopping et vente en ligne 🛍️
25/05/2025
Je souhaite une très bonne fête à toutes les MamAnges👼🤍Cette année, j’ai vraiment ressenti ce que cela signifie… ❤️🩹Je vous comprends profondément, car moi aussi je suis une MamAnge🥺Tout mon amour à vous en ce jour si chargé d’émotions❤️
👼👼👼Une petite pensée pour mes trois bébés qui sont partis💔
Merci a Ro,Meta et Papa pour leur soutien ❤️❤️🩹
20/05/2025
🤎Veste suedine pour homme 🤎
Suedine daholo tissu anreo🤗
Prix et taille sur chaque photo 🫠
Mp si vous êtes intéressés
18/05/2025
Merciiii❤️❤️❤️❤️❤️
Lany ny veste suedine pour femme antsika🫠 pour homme no mbola misy fa alefako sary eo izay tsy lasa tam live 😌😍inona indray reto ny articles tinareo ho ataontsika aorinan'ireo?☺️
Bisous be otranle amin sary haha 😂 😘
Tik tok: ljojo07 ❤️
DEVOLY le connexion ako😭😭😭😂
Aza adino ny liventsika ato sy any amin'ny Tik Tok Ljojo aminy 15h oh❤️🤗
08/05/2025
Heyyyyyyy❤️❤️
Ireto ary ny sarin'ilay Housse de cousin mbola dispo ho an'izay nitady sary 🤗
Ambanin'ny sary tsirairay ny prix 🫠
45cm x 45cm (sans Rambourage)
02/05/2025
Merciiiiiii🥺❤️❤️❤️
Merci fa nataonareo nisasaka sahady ny articles antsika 🤗🥰Faly bé fa manana abonné manohana bé ❤️🫂mamy bé akie nareooo 🥺❤️❤️
Alefako sary izay Mbola tsy lasa fa manjakely daholo iany anh🤗
Alefa mp daholo contacte +lieu de livraison fa livrenay rapitso daholo 😘
Bisous beeee 😘😘
02/05/2025
Heyyyyyyyy❤️😁Tena faly be ah fa tsara be daholo ilay housse de coussin arrivage ntsika ☺️
Jerenareo ane reto izy fa tena manjakely eh😍❤️
Ho ataotIka live ireo 🤗
0ar pas plus de 10.000ar ny vidiny 🫠
Araho tsy tapaka ny pejy ary oh ❤️
Juste pour vous montrer que j'ai 3 petits anges là-haut 👼👼👼
Ça fait presque 3mois que vous êtes partis mes bébés🥺
Maman reste forte malgré tout ✊(c'est Dieu qui me fortifie 🫂)
Vous avez quitté ce monde 😔mais jamais mon cœur mes bébés triplé ❤️❤️❤️
Je sais que vous êtes en sécurité entre les mains de Dieu ❤️🩹🥰❤️🩹❤️🩹
16/04/2025
Coucou🫶🏻
Hihi faly be za androany ariva fa jetons 1(3) 1.500Ar vao nanadrana voloany dia nahazo anio nounours mafota kely io🥹😅😍
Nenareo otrinona no efa lany tao de nahazo ve sa tsia? 😆😝
Araho ny pagentsika fefa ho avy ny arrivage anh 🫶🏻bisous 😘
01/04/2025
Hello❤️
Hisaoran'i Jesosy fa efa salama tsara ara-batana ny fo kosa dia mbola maratra fa ankinina aminy anamaivana sy hanala ny fery 🥺
2 volana izay no tsy teto amin'ny pejy nohon'ny rahona izay nandalo teo aminay 👼🏼👼🏼👼🏼
Mankasitraka anareo rehetra teto amin'ny pejy iany koa nankahery ❤️🩹
Efa hiverina amzay ny ventetsika dia mino aho fa mbola eo foana ianareo hanoana na nagingina aza nandritran'izay fotoana izay🫶🏻
Mirary soa antsika rehetra 😘
❤️Mirary volana Aprily feno fahombiazana antsika rehetra ihany koa❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 07:00 - 17:30 |
| Saturday | 07:00 - 17:30 |
