Mon combat contre le surpoids By Rabofy

Mon combat contre le surpoids By Rabofy

Share

Bats-toi pour y arriver �

Photos from Mon combat contre le surpoids By Rabofy 's post 24/05/2026

Sendra nisavasava aho dia itako ndray ity akanjo ty 🥹😆🤭

Lasa robe 🤭😆

Tsy aiko zay lazaina fa zao fotsiny ilay izy 🤭😂🔥

Photos from Mon combat contre le surpoids By Rabofy 's post 23/05/2026

Coucouuuu les manjaaa ❤️

Outfit du jour 🤭🥰

Efa strictement Xl anieee 🔥🔥🔥🔥
L élastice koa mety tsara 😉

Ndry zao taille firy ? 😘

Photos from Mon combat contre le surpoids By Rabofy 's post 22/05/2026

Coucouuuu les manjaaaa ❤️🥰

Fa iza no niteny oe Ratsy ndry na oe lasa mia antitra vao amoka zaza ? 🥹🔥

Decision iray dia manova fiainana 🔥

Taminy za mbola tanora Sy za Efa mia lehibe amizao 😉

Ny Chiffres fotsiny Taona kiaaa fa afaka tazomina milay be ny Hamanjana 🥹

Tsy misy rodana eo 😂

Bisous bisous 💋

21/05/2026

Coucouuuu les manjaaaa ❤️

Te anala firy kg ndry io zao ?

Bisous bisous 💋

20/05/2026

Refa le ndry lasa jefotra iny 😂👀

Photos from Mon combat contre le surpoids By Rabofy 's post 20/05/2026

Zao no anisany manome motivation anay foana 🔥❤️

Tsy maintsy miena refa tena vonona 🔥❤️

Photos from Mon combat contre le surpoids By Rabofy 's post 20/05/2026

Coucouuuu les manjaaa 🥰❤️

Ovy Mevaaa Nivadika Frites 😂 …. coucou ex nah 😆🤭

Aza adino fa demain farany aminy fidirana CHALLENGE PROMO FÊTE DES MÈRES ❤️👀

Bisous 💋

19/05/2026

Tsy mahazo rodana na marary ary 🥹🔥😂❤️

Photos from Mon combat contre le surpoids By Rabofy 's post 18/05/2026

NAREO KIA MATAVY ‼️

Enoko foana io… Mahazo ahy foana io…Zany ny rano fisotro sy vary fihinana hono 🙄

— Tsy mba sahy mijery akanjo kelikely fa tonga dia hoe : “Tsy antonona anao iny…”“Tsisy antonona anao ato…” vao miditra magasin 🥺

— Vao mba misakafo eny an-dalana dia :“Bota be mbola miletra ihany…” 🙄

— Vao manao akanjo manarapenitra dia :“Saucisse be…”“Baleine be…” hono 🥺

🔥 Tsy hoe tsy mahatoky tena aho… fa tena tsy natoky tena intsony.Satria tsy zatra naheno teny mamy kely…Fanadrohadroana, latsa, fimehezana…Izay foana no henoko 🥺

🔥 Rehefa voafitaka dia efa zatra…Fa lasa nanontany tena aho hoe :Ilay kelikely ve no tian’izao tontolo izao kokoa ?Sa ilay “bota be” no olana ?Toetra ve sa physique mihitsy ?…

Oufff… Marary niaina an’ireny 🥹Firy taona aho no nitondra an’izany tao anatiko…

Dia hoy aho hoe : NON, ÇA SUFFIT ✋🏽🔥

Mila miaina amin’izay aho 🤞🏽Mila mahita ny tsiron’ny hoe “MIAINA” aho rangaaa 🥹❤️

Mety ianao mamaky an’ity izao no hiteny hoe :“Ianao mihitsy no complexée…”

Oui… Efa tena complexée aho.Satria tsy mba nahita côté tsara tao amin’ny tenako mihitsy 🥺

Ratsy chance ve aho ?Sa izaho no tsy nahay ni-assume ny tenako ?…

Fa lesona iray no azoko :

🔥 Tsy misy olona avelako hamono intsony ilay FITIAVANA SY AFO ato anatiko.Ilay mangirana…Ilay mamiratra ato amiko ❤️

Nataoko DÉFI ireo zavatra niainako rehetra 😉🔥

Satria ny méchanceté…Afaka avadika ho force.Afaka avadika ho motivation 🔥🤞🏽

Dia hoy aho tamin’ny tenako :“Vitako io rangaaa…” ❤️🔥

Tsy mbola taille mannequin aho…Ary tsy izany akory no tanjoko ❤️

Fa JE SUIS TELLEMENT FIÈRE DE MOI 🥹🔥❤️

Ary raha nataoko ny CHALLENGE…Dia ho anareo namako izay mbola miaina anaty tondro molotra, latsa, sy fiainana mafy 🥺🔥

Soa fa nisy ireny zavatra niainako ireny…Fa raha tsy izany, mety mbola nitady excuses foana aho 🙏🏽🤞🏽

Raha samy hiditra amin’ny fiainan’olona iray ihany…Dia aleo ho ilay jiro manazava ✨Aleo ho ilay masoandro mitondra hafaliana ao anatin’ny maizin’ny fiainany 🥹❤️

Aleo mba sento feno FITIAVANA no hahatsiarovany ny anaranao ❤️

Fa tsy ho fototra manimba ny olona iray sy Nenina lehibe teo aminy fiainany 👌

Am-pitiavana be 🔥❤️

Photos from Mon combat contre le surpoids By Rabofy 's post 17/05/2026

Coucouuuu la mifaaaa ❤️🥺

Na impiry aza ianao no kivy, aza hadino fa mbola misy olona iray tsy tokony hahafoy anao mihitsy… dia ianao ihany 🔥

Tsy mora ny miova, tsy mora ny miady amin’ny fahazarana, tsy mora ny manarina tena rehefa reraka saina sy vatana… fa tadidio : ny olona mahery dia tsy ilay tsy lavo, fa ilay mbola mitsangana foana na dia reraka aza 🫶

Atombohy amin’ny dingana kely.
Mikarakara tena kely isan’andro.
Mino tena kely isan’andro.
Miady ho an’ilay version tsara kokoa anao isan’andro.

Satria indray andro, hijery ny tenanao ianao ka hiteny hoe :

- Soa ihany aho fa tsy nijanona ❤️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 22:00
Tuesday 09:00 - 22:00
Wednesday 09:00 - 22:00
Thursday 09:00 - 22:00
Friday 09:00 - 22:00
Saturday 09:00 - 22:00
Sunday 00:00 - 00:00