Bioutiful Santé
Vente de produits naturels à base d'aloe Vera ��
12/12/2022
Salama daholo oo 🤩🤩
Herinandro vaovao, vokatra vaovao no atolotray ho anareo androany 😊😊
Gelly no anarany 🥰🥰 maro be no afaka ampiasaina azy io :
Manadio tarehy raha atao masque : Manala mony, manala tâche Manakatona fery aingana be satria izy dia manana propriété cicatrisant Manala fofona raha misy fofona ny fivaviana Manasitrana ny lanin'ny bibikely Manala ny mivonto sy bleu amin'ny hoditra raha sendra voadona
Mazava ho azy fa vokatra natoraly 💯% ary tsy misy ahiana amin'ny resaka effet secondaire 😱😱
Vokatra avy any Amerika ary vita avy amin'ny vahona 🍃🍃
Midira ary MP raha mahaliana anao izany 🙏🙏
14/11/2022
Salama daholo o 🤩🤩
Ity savony ity no tena mampalefaka sy manamandina ny hoditra 👌👌
Manampy amin'ny fanalana ny tache amin'ny tenatsika koa izy io 😊😊
Na tarehy na ny vatatena iray manontolo dia mety izy io, na ho an'ankizy na ho an'ny lehibe mety foana 🙂🙂
Ahitana vahona mazava ho azy ary tsy ela Dia efa mahita vokany ianao 😇😇
Midira ary mp raha mahaliana anao 🙏🙏
31/10/2022
Salama harivariva o 🤩🤩
Misy odipotsy ve ianao? 😇😇
Ity no vahaolana atolotray ho anao 🙂 Mila
Déodorant ! 😱😱 Eny tompoko, déodorant no hahosotra amin'ny faritra misy odipotsy dia ho hitanao fa vetivety kely dia ho afaka izany 😱😱
Déodorant ? Fatao amin'ny helika, mety na ho an'ny adolescent ary, vokatra natoraly avy amin'ny vahona, vita amerikanina, tsisy atahorana hisy effet secondaire, manala tâche mainty amin'ny helika, maharitra 8 volana ary manala odipotsy 😇😇
Midira ary mp fa vonona ny handray anao izahay 🙏🙏
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
