Rant's Beauté
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rant's Beauté, Health/Beauty, Ambohipo, Antanimora, Antananarivo.
16/01/2025
Bonjour les filles 🤩
27/12/2024
Vonona handray anareo indray💕
Na tsy naka rendez-vous ari dia Tongava fa voaray fona😊
📞0384437441
25/12/2024
Joyeux Noël à tous 🎄
23/12/2024
Mankasitraka anareo efa Tonga maro nikarakara hamanjana😍
Ari miandry anareo izay mbola ho avi izahay
Mbola tsy tara ianao raha zao vao hande aty😊
Rant's Beauté Ambohipo 3Chemins
Prise de rendez-vous au 👇
📞0384437441
18/12/2024
Manimanitra fety sahady oh 🎄❤️
Ndao karakaraina ny tanana ari🎈
Afaka mitondra izay modèle tinao ianao 💅
Sady nataonay promotion be ny hoho amizao akatokin'ny noely izao💝
10 000 ariary fotsiny🤫
Rant's Beauté Ambohipo 3Chemins
📞0384437441
09/12/2024
Hi😍
Ho avi izao ny fety
Aza adino mamandrika ny toeranao dieny izao💋
Maro ny tolotra miavaka atolotra anareo fa aza misalasala manantona anay 🎈
Ataotsika mamy kely ity volana farany alohany ifaranany taona ity 🤗🎁
Bisous les filles 😘
Rant's Beauté Ambohipo 3Chemins
📞0384437441
25/11/2024
Hello les filles 👋
Hiatrika herinandro vaovao indray isika😊
Ndao ataotsika manja be ari ni tanatsika sady mamaraparana ny promotion Onglerie ihany koa izahay💅
Tongava maro fa efa betsaka no afa-po 🎈
Rant's Beauté Ambohipo 3Chemins
☎️0384437441
21/11/2024
👋😊
Mbola tsy miova ilay prix promo atsika ho anareo izay mbola tsy nisitraka izany💅
Araraoty ari fa mandalo io a😊❤️
Rant's Beauté Ambohipo 3Chemins
☎️0384437441
18/11/2024
Hello😊
Mbola mitohy ny promotion atsika madritra ity herinandro vaovao ity an😍
Ka Tongava ety amin'ny Salon izay mbola te hisitraka izany😍fa ataonay afa-po koa ianao💅
👉10 000ariary Pose faux ongles +vernis permanent 🤗
Rant's Beauté Ambohipo 3Chemins
☎️0384437441
09/11/2024
Mbola tsy tara raha izao vao hanao manjamanja ety aminay 😊
Araho fona ny pejy fa hisy lalao izay azahoana Maquillage +Pose faux ongles avec vernis permanent ho anizay tsara vintana😍
Rant's Beauté Ambohipo 3Chemins à côté de la banque BNI
☎️0384437441
25/10/2024
Hello hello👋
Manao soin curly koa izahay fa aza misalasala manantona anay ohhh😊
Tongava fa ho afa-po ianao😘
Rant's Beauté
👉 Ambohipo 3Chemins
👉Avaratr'Antanimora en face Supermaki
☎️0384437441
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ambohipo, Antanimora
Antananarivo
