Belle beauté 2

Belle beauté 2

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Belle beauté 2, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

24/10/2022

Ho anao te hanatsaratsara bika
Crème MANABE doudousy
Efficace tsara Bé
Prix 17000ar
Livraison gratuite
Mp ou 0342929352

14/10/2022

🍯Masque clay à base de miel et thé vert
Natao ho an 'ny tarehy rehetra
Masque Tonga de vonona ahosotra
100% Natoraly ,misy argile , tantely , thé vert,tsy misy effet secondaire
Manafotsy sy Mampazava hoditra
Manala sébum sy mitroka menaka ratsy
Manala tasy sy panda ary menamena
Manala Mony sy point noir
Manala ride ,cerne
Mitaiza ny hoditra ho tanora lalandava
10mn ihany mampiasa azy Dia efa mahita vokatra ianao ,tena azo antoka
Prix 20.000ar
Livraison possible tana et province
Mp ou 0384848305

Photos from Belle beauté 2's post 13/10/2022

Ho avy ny fety ,andao ikarakara hamanjana
Masque clay natao ho an 'ny rehetra
Manala panda, tasy, Mony, ride, cerne, point noir, Manafotsy ...Manadio tarehy be izy
Ho afapo ianao fa andramo
Prix 20000ar
Livraison possible tana et province
Mp ou 0342929352

20/09/2022

💦Sérum à base d'huile d'argan multifonctions 💦
Natokana ho an 'ny tarehy ary mety Amin 'ny tarehy rehetra
-tena vetivety de mahita vokatra
-Manala tasy sy panda Na Dia ireo sarotra esorina aza izany
-Manala mangana ambany maso
-Manala kentrona sy cerne manodidina ny maso
-Manala menamena Amin 'ny tarehy
-Mampalandina ny hoditava
- Mitaiza ny hoditra ho tanora lalandava
-Manala cicatrice azo avy Amin 'ny mony
-Manakatona masokoditra
-Mahazo tombony Kokoa ireo peaux grasses mampiasa azy

Prix 12.000ar

Livraison possible tana et province
Mp ou 0384848305

Photos from Belle beauté 2's post 12/09/2022

Gel wax
Fanaovana baby haïr
Hydratant
Azo irandranana
Effet mouillé
Tsy manimba volo
Mety @ volo rehetra
Prix 20 000ar

Livraison possible tana et province
Mp ou 0342929352

Photos from Belle beauté 2's post 07/09/2022

Vitamine E spécial VISAGE
Capsule VITAMINE E
Mitovy ihany ireo roa ireo fa ilay rouge no arrivage Tonga tamin'ity manaraka ity
Manala tasy, panda( Na efa ela aza), Mony, point noir, ride, cerne, mangana, mamerina ny hatevin'ny hoditra raha nihananify nohon'ny produits
Mety @ tarehy rehetra tsy mifidy tarehy
Naturel Tsara tsy misy effet secondaire
Mampadio tarehy sy Manafotsy
Efa maro no nanjifa sy afapo koa aza misalasala fa tena Tsara

Prix 15000ar boite 60 capsules

Livraison possible tana et province
Mp ou 0342929352

07/09/2022

Crème Coco Pulp
À base de coco
Natao ho an 'ny tarehy sy vatana rehetra
Manala tasy, panda, Mony, point noir,ride, cerne, mangana, Mampalandina tarehy,...
Mampazava hoditra, Manafotsy
Tsy misy effet secondaire ,azo entina Amin 'ny masoandro

Prix 20000ar

Livraison possible tana et province
Mp ou 0342929352

Photos from Belle beauté 2's post 07/09/2022

☀️Crème solaire à haute protection
À l'eau thérmale
Manala tsikelikely ireo imperfections ,Mony, point noir, tasy, panda, mangana, ride,menaka
Sady miaro @ masoandro izy
Tena ilaina ny mampiasa crème solaire @ izao mamay izao ary tena azo antoka sy tena Tsara
- Control Sébum
- Prévention cancer
- Non teinté
- waterproof , authentique
- 60ml

Prix 20.000ar
Made in France

Livraison tana et province
Mp ou 0342929352

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo