Maria'h Boutik

Maria'h Boutik

Share

PRINCIA HAIR COLOR & TRAINING STUDIO
COLORATION & FORMATION
ÉLÉGANCE • STYLE • EXPERTISE

05/11/2025
07/07/2025

Efa Tonga koa ireto produit Urbania kératine ireto an,mandefa any amin'ny faritra hatrany(LISSAGE BRÉSILIEN,SOIN APRES LISSAGE,SÉRUM) MADE FRANCE DAHOLO AN

04/06/2025

Miverina indray n'y atelier coloration an!!!afaka mandeha any Amin faritra Antsirabe
Tamatave
Fianarantsoa

13/11/2024

📣📣📣📣📣ATELIER COLORATION ET LISSAGE BRÉSILIEN EtO ANTSIRABE

Noho ny fangatahan'ny maro Dia nahembotra ny 25 Novembre ny Atelier

Ny tanjonay :

💥HO ANAREO Efa miasa nefa tsy mbola mahafehy tsara (mampitombo n'y valeur -nao ao anatin'ny tontolo n'y asa ny fahaizanao mifehy n'y fandokoana volo)

💥Afaka mampidi -bola foana na tapaka aza ny jiro (tsy hampisy fatiantoka ho anao )
💥Ho anareo mpianatra vao nivoka fiofanana coiffure(sehatra hafahanao mahita asa haingana ny fifehezanao anireo)
Aza misalasala aza manantona anay fa tombony be Dia be no azonao satria:
✨sarany tena mora nefa hatakaranao zavatra maro

✨Mpianatra Ray Dia olona Ray zany oe raha misy mpianatra 2 eo Dia afaka nareo samy ianareo no mifam-pandoko aminio fotoana Io(sady mahay ianao izany no voaloko n'y volonao)

Ireo ianarana ao anatin'izany:

❄️BASE DE LA COLORATION:Comprendre les échelles des tons et les reflets.
❄️COLORIMETRIE FOND D'ECLAIRCISSEMENT
❄️TECHNIQUE DE Balayages,Mèche, technique de gommage,patinage...
❄️Secret tsy mahatapaka n'y volo mandefitra s'y aorinan'ny fandokoana

Izahay no miantoka ny produit eto an 😊,
Aminio fotoana Io koa Dia misy produit azonareo vidiana mba hafahana mampiatra avy hatrany.

Fandrio dien'izao aza ny toerana ,aza tara fa mahasoa anao Io.
Mandefasa hafatra miafina na miantso amin'ireto laharana ireto:
☎️:034 13 623 68.
☎️:033 24 254 86
☎️:037 40 680 03

09/11/2024

FORMATION LISSAGE BRÉSIEN ET COLORATION

Send a message to learn more

09/11/2024

ATELIER DE FORMATION LISSAGE BRÉSILIEN
SY
COLORATION
(amin'ny sarany mirary)

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo